Toy ny andron'i Noah

41. nandrianina1 ( 08/01/2008 04:18)
tsy namana PHD @io lo za fa ze fantatro no lazaiko @nao an!
ka satana tsinn le namadika tany an-danitra de nazera tety an-tany

de tsy maintsy miara-miaina aminy alou tsika mandrapà
mandra-piverin'i jesoa ndray io an

de ze manaraka ny dian'ny satana ihany no aringana fa tsy isika rehatra akory
42. rakapy ( 08/01/2008 04:39)
Koa naninona kosa ary no tety an-tany nazeran'A/tra ilay satana fa tsy tany @ esapace lavitra tany? I Lery kosa anie zany migafy ny fianatsika raha atao ny compte e!
43. niryna ( 08/01/2008 08:18)
cutie:

manin tsara ndray le afo be ry Nyrina a
:-d

Atra izany dia efa nanome fampitandremana ny olona saingy tsy nety nihaino izy ireo,efa niteny tamin'i Noah koa izy mba hiomana ary dia nanao sambo Noah,nino sy nanaiky ny tenin'Atra izy izany.Rehefa tonga tokoa ilay andro ,izay tsy ninoan'ny olona dia nidy ny sambo ka tsy nisy tafiditra intsony ny olona.
Amin'izao andro izao koa dia toy izany,toriana ny filazantsara,mibebaha,mino an'i kristy,mamela heloka izay meloka tamintsika,kanefa dia manamafy ny fony ihany ny olona,rehefa ho avy i kristy,izay tsy misy mahalala ny fotoana,vita hatreo ny fitoriana ny teniny,mihidy ny varavarana,ireo izay nihaino sy nino dia ho voavonjy ,ary hiaraka aminy mandrakizay,ireo izay nanamafy ny fony kosa sy nanda ny teniny kanefa naheno sy nahalala dia mivarimbarina any amin'ny afobe satria tsy nety nandray Azy.

Marary ny tenin'Atra kanefa aleo tsara ho fantatra mba homanana toy izay lambolambona amin'ny lainga tsara lahatra eo ny olona.:evil:
:-*:-*:-*:-*
44. rabilabila ( 08/01/2008 09:04)
Cutie: Dé maninona koa izao izaho ? Eto aho dia efa mahita six fet under koa!:-D

=))=))

Mahafinaritra ny mamaky anareo vao maraina :-D:-D:-D.

Ao ny milaza fa ny tany am-boalohany dia i Adama sy Eva:-D
Misy ny milaza fa efa nisy foana i Jesosy:-D:-D

............Sns sns...tsy ho hary voatanisa.

Tena aleoko mijanona ho saonjo mamarara kle:-D

45. prime ( 08/01/2008 12:52)
Tohizo fa mahaliana ra-Laza a... inona avy ilay hitranga rehefa ho avy Jesosy?
46. cutie ( 08/01/2008 13:08)
rabilabila
mazotoa aza mijery six feet under e
:-D
47. cutie ( 08/01/2008 13:09)
prime
haringan'i jesosy satana koa in njay :-d
48. prime ( 08/01/2008 13:45)
cutie> Tsia r'ise a... tsy aringana izy fa mbola hanjaka arivo taona eto an-tany rehefa esorina eto ny zanak'Andriamanitra vao hofatorana sy hogadraina arivo taona ao amin'ilay farihy mirehitra afo sy solifara...
49. cutie ( 08/01/2008 14:09)
hay ve ka hain'se le izy ka mody manontany :-d
50. nandrianina1 ( 08/01/2008 14:38)
rakapy:

Koa naninona kosa ary no tety an-tany nazeran'A/tra ilay satana fa tsy tany @ esapace lavitra tany? I Lery kosa anie zany migafy ny fianatsika raha atao ny compte e!


Ka teto an-tany rery lesy no nisy vie a! de niantra anazy ny tany ambony refa avy nanao conseils des ministres we aleo lo lery velona ihany mandrapahafatiny:-D dika malalaka io an
51. cutie ( 08/01/2008 22:15)
nanin izy no nomena famindra-po ho mbola velona ihany??????
52. prime ( 09/01/2008 08:47)
cutie> ny fanontaniako dia ny hoe inona no hitranga rehefa ho avy Jesosy ho an'ny olona nanaiky ny antso tamin'ny andron'ny Noa sy ireo nandà r'ise a... dia izay no nahaliana ahy tamin'ny fitarihana nentin'i Laza satria hitako ho tsara ary tiako velabelariny kokoa...

Ny navalin'ise nefa hoe haringana Satàna... io nefa tsy haringana fa hogadraina...

cutie:
nanin izy no nomena famindra-po ho mbola velona ihany??????
... tsy famindrampo no namelàna azy ho velona fa fitsaràna ny hijaly mandrakizay...

Ny tenin'Andriamanitra dia manamafy fa tsy ny hahafaty ny ratsy no sitrak'Andriamanitra fa ny hahavoavonjy ny olona...
53. nandrianina1 ( 09/01/2008 12:44)
Tohizo fa mahaliana ra-Laza a... inona avy ilay hitranga rehefa ho avy Jesosy?

ie tohizo ralaza za ko mbo te hahalala
54. cutie ( 09/01/2008 14:46)
de tsy fantatry i prime ve ny valiny wa sa mody de hanontany hitarika size :-D
55. fijo ( 09/01/2008 22:56)
lasa atao resaka fanambaniantena ilay finoan ale.isika dia olona mpaota e,isika no nisafidy ny ratsy e,isika no tsy mahay mifidy sns e.rah ato aizany wa ny hiafaran'io finoan aio hialao fa ratsy be
56. cutie ( 09/01/2008 23:02)
:-D
57. fijo ( 09/01/2008 23:13)
ko takona tanteraka ny maha olona azy ko
58. cutie ( 09/01/2008 23:14)
maha oul an'iza
59. fijo ( 09/01/2008 23:15)
ny mpino ka
60. cutie ( 09/01/2008 23:17)
ka efa mamo ny finoana koa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077