TENA TSY MAHITA LALANA

1. endrika01 ( 06/01/2008 15:30)
MAnao ahoana dôlidôly ee,
mila fanampiana mafy dia mafy i endrika01,efa hitako tato ity hevitra ity nefa dia notadiaviko fa tena tsy hitako hoe aiza.

Tamin'ny volana DECEmbre lasa teo izy ity.resaka momba ny RIMA rehefa manoratra TONONKALO,nisy adi-hevitra naroson'ny namana,tena nahaliana ahy tokoa saingy tsy hitako mihitsy fa tena faninana aho.

ilaiko mafy io namana io,mpanoratra Tononkalo ato @ namana serasera izy,ny tadidiko t@ hevitra dia hoy izy hoe :izaho koa nisy nanome matoa mizara aminareo,ny fomba fanoratana tononkalo no noresahiny ,tsy nanana fotoana firy ayo dia tapitra ny ora t@ zay .
Misaotra mialoha !!!!:D:D:D
2. pissoa ( 06/01/2008 18:55)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m476a27e76903a
3. Vitsikakely ( 07/01/2008 12:38)
Jerijereo ao @dinika rehetra ao é,any @ Ventso tononkalo.
4. endrika01 ( 09/01/2008 14:15)
pissoa>misaotra akia a,voaraiko tsara kah

hitady azy aho fa tena mila fanampiana kely.:D:D:D:D
5. tsiambaratelo ( 28/04/2008 18:10)
Hita be we tanavo i endrika01=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4866