Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
1. rakapy
(
05/01/2008 03:21)
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
novalian'i cutie ny 18/01/2008 01:27
2. niryna
(
05/01/2008 04:02)
rakapy:
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
:roll: Nahoana tokoa ry rakapy?
fa angaha lehilahy na samy vehivavy ihany fa ny biby koa ,izay no voalazan'ny baiboly dia izay izy izany + tsy mandova ny fanjakan'ny lanitra ,raha tsy te-andova moa dia manaova fa aza misahirana na mivaky loha
http://baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=19-23&dika=
22 Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy; fa fahavetavetana izany.23 Ary aza mandry amin'ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian'ny biby; fa zavatra fady indrindra izany
Levit 18
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m473be310ef309
dia tsy hiteraka fito lahy sy fito vavy indray izany hianao,dia tsy afaka ny hiteraka sy hameno ny tany raha izany ,aiza re izy izany e.
4. hery
(
05/01/2008 20:32)
Raha any @ tany arabo aza no tratra ny homosexuel tonga dia voaheloka ho faty mihitsy.... nahoana tokoa? :-p
5. Veloo
(
05/01/2008 23:32)
rakapy [ Valio ] 05-01-2008 04:21:50
Lohateny : Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
satria RATSY
6. rakapy
(
06/01/2008 01:26)
Hery, Veloo> Ekena ny voalazanareo fa ny manitikitika ny saina dia ity:
Ny homosexualite anie ka tsy sitra-po fa vaojanahary ka nahoana ary no ailikin'ny fiaraha-monina sy ny fiangona( Kristianina, Silamo,Orthodox...)

7. rakapy
(
06/01/2008 01:27)

8. niryna
(
06/01/2008 04:54)
rakapy:
Ka moa va tsy mamely mivantana an'i Jasosy io voalazanao io?
Tsy fantatro aloha io Jasosy lazainao lava io ,heveriko fa hoe diso tsipelina ilay izy hay izay no tianao antsoina azy. :
HS kely ity fa hafatra omeko anao.
: Re : Nakaiza Jodasy?
rakapy:
Nyriana> I Jasosy dia i Jesosy ihany. Novako ny fomba fanoratra azy satria midika zavatra mahamenatra ny dikan'io teny io raha azavaina aminao.
Fa ny resaka moa dia momban' i Jodasy fa aza tailana ilay resaka. Sa ve voaporofo ny marina dia mitady irika handosirana:-@:-@:-@:-@:b:b:b
ok, tsy fantako izany Jasosy izany ary tsy ho voatery hino koa anie hianao e,voaporofonao izany ny marina dia izay . . Tsy manampotoana handresen-dahatra anao aho ,mitory no ataoko,mihaino hianao arahaba soa arahaba tsara ,tsy mino hianao dia izay. Tsy mila famonjena ,tsy maninona,tsy terena io fa safidy.
Miandry anao ilay Ray malalanao fa aza ela fangatak'andro. Amena
Fanontaniana kely mba manitikitika,nisy fiangonana na olona nampianatra anao soratra masina angaha ry rakapy ka tena tsy nahitanao fahasoavana?
Tena mivatravatra be anie hianao izany e,sao heverinao fa izaho anie no ho :-@:-@:-@eo :b io,ilay tenin'Atra,ilay Atra mahery nahatohizao ahy sy hianao no tsipahinao fa sao heverinao fa hoe i niryna.Diso fihevitra hianao.:-*:-*
Hitako hoe mampalahelo ahy tokoa hianao,hitako hoe misy anger na fahatezerana ,nahoana tokoa re e.Hianao ihany dia afaka mamaly izany.
Nandalo taon-tsarotra daholo ny olona rehetra ry rakapy a,fa raha tsy mahay mandanjalanja ilay fahatezerana sy ilay fahoriana amin'ny fiainana dia mivoaka ato anaty soratra ilay izy.Tsy vao hianao irery no nandalo izao toe-tsarotra na fisalasalana na fankahalana ny tenin'Atra izao.
Manontania tena hoe ,inona re no mahatonga ahy hankahala ny tenin'Atra e? Izaho ve no manao an'io sa misy hery hafa ato amiko mahatonga ahy hanenjika an'i kristy e.Ampio aho Tompo,fa maninona aho no manana tsy fitiavana Anao?Ampio aho Tompo,fa maninona ny fiainako no tsy mba faly sy miramirana? Inona no banga amin'ny fiainako ka mahatonga ahy hanosika ny Fitiavanao?
Mivavaha rakapy fa mbola tsy tara a.Matoa hianao tonga ato amin'ity fandaharana fivavahana ity dia misy antony tian'Atra aseho anao.
Izay mahereza,ary manoroko anao ,ny anabavinao eo amin'ny Tompo :-* (l) niryna
9. soanja
(
06/01/2008 05:07)
rakapy:
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
Satria tamin'izany fotoana izany raha nanoratra ny voalazany tao amin'ny baiboly ry zareo dia nihevitra fa ny vehivavy sy ny lehilahy no tokony hifandray sy hanome zaza satria ziay no natiora ary tsy azo lavina.
Saingy tsy nihevitra ry zareo tamin'izany fa ny siansa koa dia isan'ny endrika iray hanome fanazavana mazava ny atao hoe olombelona.
Raha angamba misy miverina ireo nanoratra ny tao amin'ny dia ho gaga hoe nahoana no misy zaza vita avy any anaty eproveta fa sty avy any ankibon'ny vehivavy akory! Angamba de be ny ho torana sy mahita horesahina hanaratsy eo no eo.
10. niryna
(
06/01/2008 06:16)
rakapy:ny filazana ny marina angaha aloha dia hilazana fa manenjika? Na inona na inona fahotana ka tsy mifanaraka ny tenanao dia efa ny eritreritrao aloha dia efa manenjika anao,ny fiangonana dia manao ny adidiny ary mitory ny voalazan'ny baiboly,safidy io izay mandray sy mino
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
rakapy:nomenao torohevitra ny olona fa anjaran'ny fiangonana sy ny fiaraha-monina no manazava sy milaza ny tsara sy ny ratsy,ka ahoana indray no mbola misalasala hianao raha mampianatra sy milaza ny zava-misy voasoratra ao anaty baiboly izy ireo,tsy azoko?
[ Valio ] 05-01-2008 02:12:55
Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
Io dia ilay vhv mitondra vohoka no tokony ho topon'ny teny farany hoe esorina ve sa tsia ilay zaza. Manaraka izany dia ny rain-jaza. Ny fiarahamonina sy fiangonana dia tsy tokony hihiditra amin'izany velively satria vie prive-n'olona io.Ny tokony hataon'ny fiangonana sy ny fiarahamonina dia ni manazava ny mety ho lafi-tsarany sy lafiratsiny izany.
Mampiditra mamoaka anie hianao izany e? Olombelona toa antsika ireny,mitia azy,ary manambara azy ny teny soa mahafaly voalaza ny baiboly,sy ny fiantraikany raha tsy manaraka ny tenin'Atra izy.Tafiditra amin'izany isika rehetra izay mety manohitra ny tenin'Atra fa tsy io irery akory ny fahotana.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m473be310ef309
soanja::roll: izany ve aloha tsy mitombona sa ahoana no nanaovana zaza?
Satria tamin'izany fotoana izany raha nanoratra ny voalazany tao amin'ny baiboly ry zareo dia nihevitra fa ny vehivavy sy ny lehilahy no tokony hifandray sy hanome zaza
eny tompoko, avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy irery ihany no mahatonga ny zaza
soanja:dia tokona izay koa izany no norme arahan'olombelona fa izay no nanaovan'Atra antsika tsirairay avy . Adama sy Eva no niandohan'olombelona ary tsy diso Izy nanao ahy ho vehivavy na rakoto ho lehilahy sa diso kaonty ny anjely?
satria ziay no natiora ary tsy azo lavina.
Ankehitriny aminao dia tokony hiaraka ny vehivavy sy ny vehivavy na ny lahy sy ny lahy ve ?
Tsy azoko ny tianao ho lazaina :roll: fa mahavariana fotsiny tokoa :oops:
Izay voasoratra ao anatin'ny soratra masina ka norarany tsy atao dia tokony tsy ataontsika.
Alaivo amin'ny toeran-tsika foana e,sanatria anie izany kanefa moa hiara-mahalala fa efa misy io,alaivo sary an-tsaina raha hoe isika no manao izany na hoe ny zanantsika lahy na zanantsika vavy no tonga ao an-trano hiteny hoe ity ny beau-friend-ko kanefa izy lahy na hoe ity ny girl-friend-ko kanefa izy vavy.Tsy mba alahelo ve ny fontsika fa dia loza inona re ity manjo ny zanako e? Enga anie ka tsy hisy izany kanefa dia misy aza manambady miaraka amin'ny lahy na vavy na manao fomba mamoa fady. na mifangara aho daholo ny lahy sy ny vavy na mifamadibadika mifampaka eo daholo izy mianankavy:oops:fiainana io aminy,safidy io,izay no mahafinaritra ny nofony fa ny fanahiny mitaraina fa tsy henoiny. Tsy mila famonjena izy dia tsy maninona fa mandeha ho azy izany.
Dia ho lany taranaka izany ny olombelona rehefa kelikely,ary andeha ho any California,San-Francisco,
NY sns daholo izany haka license hanambady fa misy fiangonana manaiky sy mitso-drano azy ireo any.
=D=D E,e tsara tso drano e,miteraha fito lahy sy fito vavy :roll::roll::roll:..manana mama roa izahay,manana dada roa koa izahay.Tsy fantatro izay antsoiko hoe mama na dada fa samy mama daholo izy ireo kou:snif: :roll::roll:
soanja:ahoana kay ny fanazavana tenenin'ny siansa? Ny olombelona mantsy dia fitambaran'ny olona roa no nanao firaisana ka nanome zanaka:lahy sy vavy. sa ????
Saingy tsy nihevitra ry zareo tamin'izany fa ny siansa koa dia isan'ny endrika iray hanome fanazavana mazava ny atao hoe olombelona.
Mivarotra sperms sy ovule ho an'ireny olona ireny sy ny hafa ? sa asiana miteraka any amin'ny vehivavy na maka lehilahy aloha ilay ramatoa dia manana mama roa ny zaza? Izay aloha no fantako fa izahay moa tsy mba nandalina ny siansa ka dia miandry azy ireo.
soanja:
Raha angamba misy miverina ireo nanoratra ny tao amin'ny dia ho gaga hoe nahoana no misy zaza vita avy any anaty eproveta fa sty avy any ankibon'ny vehivavy akory!
Izany ve dia atao ahagaga? Ny hoe maninona no nataon'Atra niaraka ny olombelona Adama sy Eva no lasa Adama sy Adama sy Eva sy Eva angamba no mahagaga sy mampalahelo ary mila hivavahana izy ireny fa ao anatin'ny maizina,tsy mahalala hoe ao anatiny izy ireny fa efa notsofitsofin'i satana hoe tsy misy izany satana izany dia tsy mahafantatra fa hoe hay lery tena mpamitaka ngaigy lahy hatramin'ny niandohan-draolombelona.:evil::evil::^)
Ilay eproveta angaha spermes irery no ao fa tsy ny + sy ny - sa misy olona vavy sy vavy hiteraka,na lahy sy lahy hiteraka tsy azoko ny tian'i soanja hazavaina aminay eto.
soanja::roll: fa ahoana no torana ? Tsy azoko mihitsy ,dia inona no tian'i soanja resahina amin'io ? aleo hiaraka ny lahy sy lahy ka manomeza sperm na ny vavy sy ny vavy dia omeo ny ovule sy maka sperms? Tsy dia ilaina intsony izany ve ny firaisan'ny lahy sy ny vavy? Tsy azoko :roll:
Angamba de be ny ho torana sy mahita horesahina hanaratsy eo no eo.
efa nahita lehilahy bevohoka ve hianareo?
eny tompoko,mety ho kibon'ny toaka na matavy na marary fa tsy hisy zaza mihitsy ao an-kibony.Toy ny akoho haniry nify :roll: efa nahita ve hianareo ?
Izay no mba fantatro sy andraisako anjara raha io resaka io ka hifonako raha ohatra ka milaza ny zava-misy aho fa feno izy aty aminay ary efa manangan-janaka daholo izy ireo,efa feno ny herin'ny satana ny firenene rehetra ka mila miambina isika fa ho maro ny mpaminany hiteny sy hijoro hitsangana fa mpanaraka an'i kristy,vakio ny baiboly,araho ny teny ao,mampalahelo ireny olona ireny,torio ny tenin'Atra izy ireny mba ho voavonjy ny ainy,efa maro koa izy ireo no nivadika ary mino ny herin'i kristy.
misaotra tompoko
11. tywa68
(
06/01/2008 09:07)
rakapy : efa fantatrao ny antony andraràna izany, lozan'izay efa mahafantatra nefa manohy ...
12. cutie
(
06/01/2008 17:44)
miverina ndray le resaka gay sy ny tariny, ary efa forum lava be teo io , fa za tsy miova @hevitro, za mankasitraka ny gasy sy lesbiennes.
Namaste soanja :-*:-*:-*:-*
Namaste soanja :-*:-*:-*:-*
13. xxx
(
06/01/2008 21:15)
rakapy:
Hery, Veloo> Ekena ny voalazanareo fa ny manitikitika ny saina dia ity:
Ny homosexualite anie ka tsy sitra-po fa vaojanahary ka nahoana ary no ailikin'ny fiaraha-monina sy ny fiangona( Kristianina, Silamo,Orthodox...)
Miala tsiny @ homo a, "bug de la nature" ny homosexualité fa tsy zavatra normal, la preuve tsy afaka mitombo ny zanak'olombelona raha toa ka homo daholo isika rehetra
Ekena fa misy ny homo tsy safidy, fa tsy tokony hindraindraina satria ny fanindrahindràna azy dia hahalany tamingana ny zanak'olombelona kanefa intuitivement ny "biby" rehetra dia manana ny instinct mampitombo taranaka .
Izay fotsiny ihany ny valiny
14. pissoa
(
06/01/2008 21:46)
Ny fiangonana, raha ny fahalalako, dia tsy manenjika ny olona homo (gay, lesbian ...) fa tsy mankasitraka ny homosexualite. Tahaka ny hoe Fight AIDS not people with AIDS.
Toa tsy resaka reproduction na hoe tsy miteraka fotsiny no hanoherana ny homosexualite. Raha izay fotsiny dia inoako fa noraran'Andriamanitra sy ny fiangonana koa ny fiarahana amin'ny olona momba satria tsy mampiteraka. :-D:-D:-D

15. rakapy
(
07/01/2008 01:10)
Tywa 68> Ny antony andrarana an'io dia efa nolazainareo sy ny olona hafa nefa ilay fandrarana dia tsy mitombona firy amiko satria tsy fanajana ny zo sy ny natioran'ireny olona ireny.
xxx> ekeko ny fihevitrao ary tsy misy mahadiso azy akory.ka nefa tsarovy fa raha hiteraka no tanjon'ny olombelona dia ho feno ny tany ka hiaratsy ary hitovy amin'ilay voalazanao ihany hoe raha tsy miteraka dia ho lany taringana ny zanak'olombelona. Ny homosexualite anie dia voajanahary ao @ ilay olona fa tsy hoe raha indraindraina dia hanao izany daholo ny olombelona.Tsy ny olona rehetra no homo fa sasany ihany.Ka amiko dia tsy hitako ny tsy tokony hankasitrahana azy ireny.

16. rakapy
(
07/01/2008 01:53)
niryna:
rakapy:ny filazana ny marina angaha aloha dia hilazana fa manenjika? Na inona na inona fahotana ka tsy mifanaraka ny tenanao dia efa ny eritreritrao aloha dia efa manenjika anao,ny fiangonana dia manao ny adidiny ary mitory ny voalazan'ny baiboly,safidy io izay mandray sy mino
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?
rakapy:nomenao torohevitra ny olona fa anjaran'ny fiangonana sy ny fiaraha-monina no manazava sy milaza ny tsara sy ny ratsy,ka ahoana indray no mbola misalasala hianao raha mampianatra sy milaza ny zava-misy voasoratra ao anaty baiboly izy ireo,tsy azoko?
[ Valio ] 05-01-2008 02:12:55
Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
Io dia ilay vhv mitondra vohoka no tokony ho topon'ny teny farany hoe esorina ve sa tsia ilay zaza. Manaraka izany dia ny rain-jaza. Ny fiarahamonina sy fiangonana dia tsy tokony hihiditra amin'izany velively satria vie prive-n'olona io.Ny tokony hataon'ny fiangonana sy ny fiarahamonina dia ni manazava ny mety ho lafi-tsarany sy lafiratsiny izany.
Mampiditra mamoaka anie hianao izany e? Olombelona toa antsika ireny,mitia azy,ary manambara azy ny teny soa mahafaly voalaza ny baiboly,sy ny fiantraikany raha tsy manaraka ny tenin'Atra izy.Tafiditra amin'izany isika rehetra izay mety manohitra ny tenin'Atra fa tsy io irery akory ny fahotana.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m473be310ef309
soanja::roll: izany ve aloha tsy mitombona sa ahoana no nanaovana zaza?
Satria tamin'izany fotoana izany raha nanoratra ny voalazany tao amin'ny baiboly ry zareo dia nihevitra fa ny vehivavy sy ny lehilahy no tokony hifandray sy hanome zaza
eny tompoko, avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy irery ihany no mahatonga ny zazasoanja:dia tokona izay koa izany no norme arahan'olombelona fa izay no nanaovan'Atra antsika tsirairay avy . Adama sy Eva no niandohan'olombelona ary tsy diso Izy nanao ahy ho vehivavy na rakoto ho lehilahy sa diso kaonty ny anjely?
satria ziay no natiora ary tsy azo lavina.
Ankehitriny aminao dia tokony hiaraka ny vehivavy sy ny vehivavy na ny lahy sy ny lahy ve ?
Tsy azoko ny tianao ho lazaina :roll: fa mahavariana fotsiny tokoa :oops:
Izay voasoratra ao anatin'ny soratra masina ka norarany tsy atao dia tokony tsy ataontsika.
Alaivo amin'ny toeran-tsika foana e,sanatria anie izany kanefa moa hiara-mahalala fa efa misy io,alaivo sary an-tsaina raha hoe isika no manao izany na hoe ny zanantsika lahy na zanantsika vavy no tonga ao an-trano hiteny hoe ity ny beau-friend-ko kanefa izy lahy na hoe ity ny girl-friend-ko kanefa izy vavy.Tsy mba alahelo ve ny fontsika fa dia loza inona re ity manjo ny zanako e? Enga anie ka tsy hisy izany kanefa dia misy aza manambady miaraka amin'ny lahy na vavy na manao fomba mamoa fady. na mifangara aho daholo ny lahy sy ny vavy na mifamadibadika mifampaka eo daholo izy mianankavy:oops:fiainana io aminy,safidy io,izay no mahafinaritra ny nofony fa ny fanahiny mitaraina fa tsy henoiny. Tsy mila famonjena izy dia tsy maninona fa mandeha ho azy izany.
Dia ho lany taranaka izany ny olombelona rehefa kelikely,ary andeha ho any California,San-Francisco,
NY sns daholo izany haka license hanambady fa misy fiangonana manaiky sy mitso-drano azy ireo any.
=D=D E,e tsara tso drano e,miteraha fito lahy sy fito vavy :roll::roll::roll:..manana mama roa izahay,manana dada roa koa izahay.Tsy fantatro izay antsoiko hoe mama na dada fa samy mama daholo izy ireo kou:snif: :roll::roll:
soanja:ahoana kay ny fanazavana tenenin'ny siansa? Ny olombelona mantsy dia fitambaran'ny olona roa no nanao firaisana ka nanome zanaka:lahy sy vavy. sa ????
Saingy tsy nihevitra ry zareo tamin'izany fa ny siansa koa dia isan'ny endrika iray hanome fanazavana mazava ny atao hoe olombelona.
Mivarotra sperms sy ovule ho an'ireny olona ireny sy ny hafa ? sa asiana miteraka any amin'ny vehivavy na maka lehilahy aloha ilay ramatoa dia manana mama roa ny zaza? Izay aloha no fantako fa izahay moa tsy mba nandalina ny siansa ka dia miandry azy ireo.soanja:
Raha angamba misy miverina ireo nanoratra ny tao amin'ny dia ho gaga hoe nahoana no misy zaza vita avy any anaty eproveta fa sty avy any ankibon'ny vehivavy akory!
Izany ve dia atao ahagaga? Ny hoe maninona no nataon'Atra niaraka ny olombelona Adama sy Eva no lasa Adama sy Adama sy Eva sy Eva angamba no mahagaga sy mampalahelo ary mila hivavahana izy ireny fa ao anatin'ny maizina,tsy mahalala hoe ao anatiny izy ireny fa efa notsofitsofin'i satana hoe tsy misy izany satana izany dia tsy mahafantatra fa hoe hay lery tena mpamitaka ngaigy lahy hatramin'ny niandohan-draolombelona.:evil::evil::^)
Ilay eproveta angaha spermes irery no ao fa tsy ny + sy ny - sa misy olona vavy sy vavy hiteraka,na lahy sy lahy hiteraka tsy azoko ny tian'i soanja hazavaina aminay eto.
soanja::roll: fa ahoana no torana ? Tsy azoko mihitsy ,dia inona no tian'i soanja resahina amin'io ? aleo hiaraka ny lahy sy lahy ka manomeza sperm na ny vavy sy ny vavy dia omeo ny ovule sy maka sperms? Tsy dia ilaina intsony izany ve ny firaisan'ny lahy sy ny vavy? Tsy azoko :roll:
Angamba de be ny ho torana sy mahita horesahina hanaratsy eo no eo.
efa nahita lehilahy bevohoka ve hianareo?
eny tompoko,mety ho kibon'ny toaka na matavy na marary fa tsy hisy zaza mihitsy ao an-kibony.Toy ny akoho haniry nify :roll: efa nahita ve hianareo ?
Izay no mba fantatro sy andraisako anjara raha io resaka io ka hifonako raha ohatra ka milaza ny zava-misy aho fa feno izy aty aminay ary efa manangan-janaka daholo izy ireo,satana ny firenene rehetra ka mila efa feno ny herin'ny miambina isika fa ho maro ny mpaminany hiteny sy hijoro hitsangana fa mpanaraka an'i kristy,vakio ny baiboly,araho ny teny ao,mampalahelo ireny olona ireny,torio ny tenin'Atra izy ireny mba ho voavonjy ny ainy,efa maro koa izy ireo no nivadika ary mino ny herin'i kristy.
misaotra tompoko
17. rakapy
(
07/01/2008 01:55)
Ka ilay satana anie ka tsy mahatsapa ny tenany hoe satana fa dia miseho mitory ny baiboly lalandava.
18. niryna
(
07/01/2008 06:50)
rakapy:
Ka ilay satana anie ka tsy mahatsapa ny tenany hoe satana fa dia miseho mitory ny baiboly lalandava.
dadany indray izany satana mitory baibolinao izany, Tsy misy tandroka ny ratsy sy efa nahita tandroka hianao,fa angaha kosa ny olona dia ho doma ka izay teneniny hoe havia dia havia raha tsy mijery ny tenin'Atra sy mandanjalanja ary mijery ny voa nafafiny hatramin'izay ? Eny ,e mahay mitory tokoa izy izany ary efa nambaran'i kristy izany fa hisy mpaminany sandoka, ka fantaro ary izay hinoanao :D
19. rabilabila
(
07/01/2008 09:36)
niryna
Efa mazàva be ny zavatra nolazain'i Soanja ary amin'ny ankapobeny dia miombon-kevitra aminy aho .
Dia tena tsy azonao tokoa ny zavatra rehefa mivoaka amin'ny domaine de definition-nao :lol:
Ianao karazan'ilay olona rehefa maheno ilay hoe : "Aza manao toa ny andevolahy mahita fotsimbary " dia tsy ny dikan'ilay ohabolana na hain-teny no dinihina fa ilay teny hoe "andevo" no hitsmbikinana sy lakamoina hi-justifier-na an'itsy sy iroa .Mahagàga!!!

20. xxx
(
07/01/2008 12:46)
rakapy:
Tywa 68> Ny antony andrarana an'io dia efa nolazainareo sy ny olona hafa nefa ilay fandrarana dia tsy mitombona firy amiko satria tsy fanajana ny zo sy ny natioran'ireny olona ireny.
xxx> ekeko ny fihevitrao ary tsy misy mahadiso azy akory.ka nefa tsarovy fa raha hiteraka no tanjon'ny olombelona dia ho feno ny tany ka hiaratsy ary hitovy amin'ilay voalazanao ihany hoe raha tsy miteraka dia ho lany taringana ny zanak'olombelona. Ny homosexualite anie dia voajanahary ao @ ilay olona fa tsy hoe raha indraindraina dia hanao izany daholo ny olombelona.Tsy ny olona rehetra no homo fa sasany ihany.Ka amiko dia tsy hitako ny tsy tokony hankasitrahana azy ireny.
Izaho anie tsy hoe mandà ny fisiany e , ekeko fa misy ny homo , tahaka ny hanekeko ny fisian'ny olona trisomique na albinos ny fandraisako azy