Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite

41. Veloo ( 08/01/2008 03:24)
rakapy [ Valio ] 08-01-2008 04:16:33
Lohateny : Re : Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Ary iza wa no vadin'A/tra e


8O

refa misy fitiavana koa eo @ gay couple de misy ny sex

cutie a an'azy izany fa raha tena kristiana, manaraka an'i Jesosy dia tsy mety satria voarara ao @ Teniny.
42. soanja ( 08/01/2008 03:27)
Nyrina,
Afaka mi-clone ianao amin'izao fotoana zao dia mahzo olombelona iray. Tsy ilaina akory ny hidiran'ny firaisana sy sperm sns....
43. rakapy ( 08/01/2008 03:27)
Veloo> Ka A/tra sy Jesosy aza toa voalazan'ny kristianina fa tsy mba nitia vhv ka inona ary no maha diso ny homo? Misavoritaka be ihany anie ilay resaka?
44. cutie ( 08/01/2008 03:29)
veloo
misy kristiana gay koa ka :)
45. Veloo ( 08/01/2008 03:30)
rakapy tsy misavoritaka io amiko
fa izao fotsiny mino sy manaiky ny Teniny izay manaraka an'i jesosy. Izany oe ny tena Kristiana.

46. rakapy ( 08/01/2008 03:30)
Na mopera na pasitera na masera aza dia misy tokoa
47. cutie ( 08/01/2008 03:32)
ie
sarontsaromana fotsiny fa mahamenatra ny maha kristiana :-D
48. Veloo ( 08/01/2008 03:32)
soanja [ Valio ] 08-01-2008 04:27:00
Lohateny : Re : Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Nyrina,
Afaka mi-clone ianao amin'izao fotoana zao dia mahzo olombelona iray. Tsy ilaina akory ny hidiran'ny firaisana sy sperm sns....

izay no cote scientifika ka...
Hafa ny fijery @ ny maha kristiana antsika....
49. soanja ( 08/01/2008 03:38)
tsia! ireo no fanazavana tadiavin'i Niryna: ny tsy fisian'ny hoe tsy maintsy lahy sy vavy. Tsy voatery intsony ka! saingy hozy ao hoe tena tsy ara-Kristianina le izy saingy kosa tena mahavita izany ny olombelona.
Koa aza dia variana loatra intsony mitory zavatra tsy voazava fa ny zava-boazava no asivo teny tsara satria at least ireo afaka manome antsika fahazavana.

Ny finoana dia mila koa fampiasana ny saina ary tsy natao ho ratsy akory ny fampiasana ny saina fa natao ahitana ny fahazavana tsara indrindra nomen'Andriamanitra atsika. Ao koa no ahatinatsika ny ratsy tsy mety amintsika. Ny fanahin'Andriamanitra dia manenika atsika ary miezaka lalandava manome hery vaova antsika hitsidika ny fahasaovana novelariny ho antsika.
I dia amin'ny alalan'i siansa sy ny hafa mba tsy ho voafetra ny fijerintsika ny fitiavany ary tsy hanilikilika.
50. rakapy ( 08/01/2008 03:56)
ka A/tra ihany anie no manome antsika io fahaizana io e! ka raha afaka ny hi-cloner na nahavita bebe eprovette isika olombelona dia avy aiza ny saina nahavitana io?
51. rabilabila ( 08/01/2008 14:41)
ka A/tra ihany anie no manome antsika io fahaizana io e! ka raha afaka ny hi-cloner na nahavita bebe eprovette isika olombelona dia avy aiza ny saina nahavitana io?


Opinion perso io ,\'zany hoe tsy manana valeur universelle.

Ary hono ho\'aho ry Veloo :Miisa eo amin\'ny 1500 eo ho eo (farafaharatsiny )izao ny espèces vivantes voadinika fa na homo ,na bi ( comportement social na sexuel );ka raha raisina ny famelabelaran\'i Veloo dia ny satana izany no namorona ireo ( point de vue Xtianina io resahiko io fa tsy ny an\'i AT akory an!iny indray mbola zavatra hafa)
52. pissoa ( 08/01/2008 16:09)
rakapy:

Veloo> ka ilay A/tra aza arakany filazan'ny kristianina toa lahy tsy manabady hono nefa toa mana=janaka???

taiza njay zany hoe lahy izany Andriamanitra ? :-D:-D:-D

53. tywa68 ( 08/01/2008 16:28)
pissoa : @ ny anaran'ny RAY, sy ny zanaka ary ny Fanahy masina ! sa @ anaran'iza indray ? :-D:-D :-*
54. cutie ( 08/01/2008 22:16)
rabilabila
lasa mpahary koa nga le satana :-D
55. rabilabila ( 08/01/2008 22:42)
Izay ilay fitaka ataon'i Satana eo @ olombelona mody asiany concept scientifika dia avy eo atambany @ baiboly dia oe voajanahary... Andrimanitra tsy namorona olona izay samy mitovy sex ka hifanambady na hiaraka manao sex...


ko io ;hono,kou!!! ,conception an'i satana lé izy
fa atra tsy namorona an'izany!!:-D:-D ny olona mantsy anisan'ny espèce vivante .:-P
56. cutie ( 08/01/2008 23:00)
veloo
aiza ary njy
be asa be ngambany:-*:-*:-*:-*:-*:-*
57. cutie ( 08/01/2008 23:51)
rabilabila :-d
58. soanja ( 09/01/2008 00:57)
Ny fahitako ny resaka sodoma sy gomora dia satria betsaka loatra sy nanararaotra ary tsy nanisy balance ny olona ka normal be raha tezitra ireo zay nahalala ny fisian'io ary nilaza fa ratsy io. Raha ny fandinihina voalazan'ny baibily mantsy dia izy mianakavy samy tao aby afa tsy ry Lota sy ny havany. Izany aza ny vadiny mbola voasintona ihany na dia efa nampian'Atra.

Koa amiko ny zavatra tsy misy fifandanjana dia ratsy avokoa, n'inona n'inona fa tsy ny fifandraisan'ny lahy sy ny lahy. Fa raha sanatria ka isika mianakavy aby ro hanao zhany dia angamba tsa hisy hamokatra zaza koa. Izay no naharatsy azy mantsy e.

Mino aho fa vitsy ny zaza tao Sodoma et Gomara sa ve nisy fa toa nopotehina daholo ilay tanana. Maty mbamin'ny zaza. Izay heveriko fa tsy fahampian'ny fanazavana ao amin'ny baiboly no hakako azy fa Andriamanitra ve de handripaka ny tsy manan-tsiny?
59. cutie ( 09/01/2008 01:02)
soanja namaste foana:-*:-*:-*:-*:-*:-*
@ zao fotoana zao tsy ho voatery ho lust foana no mahatonga ny oul ho gay.
Fa io moa de tsy mety azon-dry zareo milaza ho kristiana ka atao ahona :-D
60. bosista ( 09/01/2008 15:24)
zah tsy dia pour le resaka homo loatra,fa ny tiako hotsindriana kely dia ity:milaza ianareo fa tsy hampiteraka ny homo ,ekena izay,ary izay no antony andrarana azy ka hoy izaho manao hoe :moa ve hampitombo ny taranaka ny fironana mankanny @ fanaovana relijiozy? maninona no tsy rarana koa? amin'izay de samy manao daoly,de samy hameno ny tany de ho tanteraka ny soratra masina hoe..hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.304