Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
21. rakapy
(
07/01/2008 13:18)
Nyrina> Dia mbola namafisin'ireo mpanoratra eto ny momba ny tsy fihetezan'ny fisainanao. Gaga ianao hoe misy Satana mitory baiboly???:-D:-D:-D Ka ilay Jesosy sandoka sy ireo mpitory sandoka ary ny mpaminany sandoka voalazanao angaha ataonao hoe ilaza tena fa sandoka ny zavatra ataony??:-D:-D:-D Mievera tena fa sao dia isan'ireny ianao ramatoa.:-D:-D:-D
xxx> Ny homo dia tsy arentina akory fa karazana toetra voajanahary ao @ olombelona iray izay azo adika @ teny vahiny hoe sexual orientation.Tsy nisafidy ho homo ireny olona ireny tahakany ny tsy nisafidianao ho hetero. Ka ny tiako ho lazaina dia hoe tsy tokony hitsara na hanilika azy isika satria tsy mitovy fireha amin-tsika izy. Raha ny tenin'ny baiboly moa no mahasintona anao dia tsy asiana tsiny.

22. Veloo
(
07/01/2008 14:50)
Gaga ianao hoe misy Satana mitory baiboly??? Ka ilay Jesosy sandoka sy ireo mpitory sandoka ary ny mpaminany sandoka voalazanao angaha ataonao hoe ilaza tena fa sandoka ny zavatra ataony??
marina dia marina izany izay ilay atao oe counterfeit na forgery...mila mailoka isika
23. Veloo
(
07/01/2008 14:55)
rakapy [ Valio ] 06-01-2008 02:26:31
Lohateny : Re : Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Hery, Veloo> Ekena ny voalazanareo fa ny manitikitika ny saina dia ity:
Ny homosexualite anie ka tsy sitra-po fa vaojanahary ka nahoana ary no ailikin'ny fiaraha-monina sy ny fiangona( Kristianina, Silamo,Orthodox...)
Tsy voajanahary izany io... Izay ilay fitaka ataon'i Satana eo @ olombelona mody asiany concept scientifika dia avy eo atambany @ baiboly dia oe voajanahary... Andrimanitra tsy namorona olona izay samy mitovy sex ka hifanambady na hiaraka manao sex...
rakapy [ Valio ] 07-01-2008 02:10:34
Lohateny : Re : Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite
Tywa 68> Ny antony andrarana an'io dia efa nolazainareo sy ny olona hafa nefa ilay fandrarana dia tsy mitombona firy amiko satria tsy fanajana ny zo sy ny natioran'ireny olona ireny.
Ary mba aiza ny ZOn'Andriamanitra amin'io???? Ilay namorona ny olombelona?????
24. cutie
(
07/01/2008 18:07)
veloo
aiza hoy njy ny zon'Atra @ io.
De hoy ndray za we ahoana ndray ary reny couple lahy sy vavy reny ohtra ny iray abusive @ anankiray. Eken'atra ve zany , satria we lahy sy vavy ihany no miaraka, toy zay mahita couple gay mifankatia tsy misy olana.
Ny relationship no tiako tsindriana eto. :)

25. Veloo
(
07/01/2008 18:45)
cutie a,
raha vakian-ndry ny resak'i rakapy eo @ ilay namaliako ny Zon'Andtra io dia miverina @ rakapy ny fanontaniana oe ary mba aiza ny Zon'andtra amin'io?
ity mantsy nolazainy ao.
dia novaliako oe:
Mba aiza ny Zon'andtra amin'io izy izay namomorona an'ny olombelona?
Tsy eken'Antra ireny ny abus rehetra.
Fa angaha tena mifantia mihitsy ny couple gay, miady lava ko ireny satria ao ilay fahasaronta-piaro etc.....
Fa ny zavatra rarahin'Antra aloha dia tsy tokony hanao couple gay ....
Io aky dia choix ataon-tsika na hanaraka ny tenin'Andtra na tsy. Antra dia manome choix antsika tsirairay antsika sisa no mieritreritra. :-*
raha vakian-ndry ny resak'i rakapy eo @ ilay namaliako ny Zon'Andtra io dia miverina @ rakapy ny fanontaniana oe ary mba aiza ny Zon'andtra amin'io?
ity mantsy nolazainy ao.
amiko satria tsy fanajana ny zo sy ny natioran'ireny olona ireny.
dia novaliako oe:
Mba aiza ny Zon'andtra amin'io izy izay namomorona an'ny olombelona?
De hoy ndray za we ahoana ndray ary reny couple lahy sy vavy reny ohtra ny iray abusive @ anankiray. Eken'atra ve zany , satria we lahy sy vavy ihany no miaraka, toy zay mahita couple gay mifankatia tsy misy olana
Tsy eken'Antra ireny ny abus rehetra.
Fa angaha tena mifantia mihitsy ny couple gay, miady lava ko ireny satria ao ilay fahasaronta-piaro etc.....
Fa ny zavatra rarahin'Antra aloha dia tsy tokony hanao couple gay ....
Io aky dia choix ataon-tsika na hanaraka ny tenin'Andtra na tsy. Antra dia manome choix antsika tsirairay antsika sisa no mieritreritra. :-*
26. cutie
(
07/01/2008 18:54)
veloo
ka tsy misy mahalala ny zon'atra nge e sa njy mahalala ?
aleo aza atao we safidy zay raha zay no mety kokoa.
Tsy voararan'Atra koa ny fifankatiavana ::)
ka tsy misy mahalala ny zon'atra nge e sa njy mahalala ?
aleo aza atao we safidy zay raha zay no mety kokoa.
Tsy voararan'Atra koa ny fifankatiavana ::)
27. Veloo
(
07/01/2008 21:15)
ka tsy misy mahalala ny zon'atra
inn aloha ilay oe ZO e?
Tsy voararan'Atra koa ny fifankatiavana
marina ny andry tsy voarara mihitsy ka.. Mifankatiava
oy Antra... Misy isan-karazany ny atao oe fitiavana...
Fitiavana RAD, zanaka, voisin, vady, namana.
Ka ilay homo anie retsy hafa mihitsy e... manao sex otran'ny pivady ry zareo.. raha fiatiavana otran'ny namana tsy sex moa ko maninn....
Eo no maha samy hafa azy.. sa ahona aky? hihihih
28. Veloo
(
07/01/2008 21:18)
adiniko ao ko ny fitavana an'Antra...
ry zareo no sady mifanoroka no manao ssex knou hihihih efa otran'ny pivady ihany zany...
Ny sex dia nomen'Antra mba ahazoana mameno ny tany zanaka... ka asa reee
ry zareo no sady mifanoroka no manao ssex knou hihihih efa otran'ny pivady ihany zany...
Ny sex dia nomen'Antra mba ahazoana mameno ny tany zanaka... ka asa reee
30. rakapy
(
08/01/2008 02:28)
Veloo> Efa nisy fanadihadina nataonao angaha momba ireny homo ireny no lazainao fa safidy no mahatonga azy ho homo? Maro ny olona teraka ho homo no niezaka nanambady ny sex oposer nohon'ny toe-javatra maro ka nefa mahatsapa tena izy fa misy zavatra tsy mety eo @ ny fanambadiany.
Ary ny momba ilay Zo n'A/tra indray dia izy tenany no mahalala izay zo-ny fa tsy anjaratsika olombelona no mametraka ny zo n'A/tra.
Ary ny momba ilay Zo n'A/tra indray dia izy tenany no mahalala izay zo-ny fa tsy anjaratsika olombelona no mametraka ny zo n'A/tra.
31. Veloo
(
08/01/2008 02:46)
Veloo> Efa nisy fanadihadina nataonao angaha momba ireny homo ireny no lazainao fa safidy no mahatonga azy ho homo
rakaoy io dia tena safidy mihitsy satria raha panara-dia an'i Kristy izy dia tsy hanana fisainana otran'izany mihitsy no sady en plus izany i Satana no mampiditra an';izany ao @ fisainany...
Maro ny olona teraka ho homo no niezaka nanambady ny sex oposer nohon'ny toe-javatra maro ka nefa mahatsapa tena izy fa misy zavatra tsy mety eo @ ny fanambadiany.
Teraka normale daholo ny rehetra fa mbola averiko eto indray i Satana no miasa mafy hanimba ny sain-dra olombelona....izay no azoko lazaina anao...
Ary ny momba ilay Zo n'A/tra indray dia izy tenany no mahalala izay zo-ny
ka ahona no tsy ajaina ny Zon'Antra? izay namorona ny olona la sy vavy ary natao ho IRAY izy ireo?
Zao fotsiny rehefa vonona hanaradia an'i Kristy dia manaraka ny Teniny, sy mihaino ary manaiky azy ao am-po.
32. cutie
(
08/01/2008 02:49)
veloo
zany fotsiny ve no nanomezan'atra ny sex :-D
tsy de idirako lalina tsony le izy ry veloo, fa tsy misy fika tsony :-d
zany fotsiny ve no nanomezan'atra ny sex :-D
tsy de idirako lalina tsony le izy ry veloo, fa tsy misy fika tsony :-d
34. rakapy
(
08/01/2008 02:57)
Veloo> ka ilay A/tra aza arakany filazan'ny kristianina toa lahy tsy manabady hono nefa toa mana=janaka???
35. Veloo
(
08/01/2008 02:57)
zany fotsiny ve no nanomezan'atra ny sex
:-D:-D:-D
rehefa misy ny fitiavana eo @ pivady dia misy ko ny sex... zavatra tsara noforonin'Antra ilay fa itan'
ny satana fa eo no ahazoany an-dra-olombelona.
Raha mamaky tsara ny genesisy anie dia tena milaza tsara mihitsy ny tena vrai mariage e...
Ho betsaka no tsy hanaiky izay ho lazaiko fa ho lazaiko eto :
ny mariazy sy ny sabata no tena ni-attaquen'i Satana satria:
Ny sabata dia andron'i Antra/Jesosy
Ny mariazy dia zavatra noman'ny an'ny olombelona
Samy sacre izy ireo
cutie a hihihi tsy mbola tsy matory ko:-*