Ny fiangonana Kristianina sy ny Homosexualite

61. cutie ( 09/01/2008 15:31)
ny relijiozy koa aza mbola misy miteraka on the side koa :-D
62. rabilabila ( 09/01/2008 16:39)
=))=))
63. cutie ( 09/01/2008 16:42)
rabilabila :-D
sa we ahilika any @ satana njay we ny satana no nahatonga ny relijiozy hiteraka koa :-D
64. fijo ( 09/01/2008 23:05)
ny fiangonana ve manamasina fatina homo???fanontaniana io fa tiako ho hay ny valiny.
ny homo amiko di ato any olona rehetra ihany saingy ny firehana eo amin'ny filany no niova ka tsy hitako mihintsy izay hanenjehana azy.
misy miteny ery ambony hoe tsy tokony ahindrahindra.tsy manindrahindra izahay ma manaja azy.
65. cutie ( 09/01/2008 23:06)
mbola tsy naheno za fa manamasina mariazy no efa henoko :)
66. fijo ( 09/01/2008 23:14)
izany hoe rah atsy manao izany izy dia manenjika homo.
67. cutie ( 09/01/2008 23:15)
ie :-D
68. fijo ( 09/01/2008 23:23)
nefa ao aminy be homo???
69. cutie ( 09/01/2008 23:33)
:-D:-D:-D
70. fijo ( 10/01/2008 23:47)
raha tsy izany hijaly ny ankizy lahy kely voataiza tany
71. cutie ( 10/01/2008 23:56)
aoka fotsiny :-D
72. fijo ( 11/01/2008 00:00)
maty aho bandy keliko
73. cutie ( 11/01/2008 00:02)
aza alefa miangona tsony koa :-D
74. fijo ( 11/01/2008 00:08)
hiafara amin'izay ko
75. cutie ( 11/01/2008 00:10)
zavatra ndray atao :-D
76. fijo ( 11/01/2008 21:48)
inona????
77. cutie ( 18/01/2008 01:27)
zavatra hafa ry fijo a :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.069