je suis une legende

1. kelly13 ( 05/01/2008 15:12)
tsy d ratsy :)
novalian'i penina ny 23/01/2008 13:03
2. kiadi ( 05/01/2008 16:30)
njy ve legende?:-D:-D:-D
3. orona ( 05/01/2008 16:32)
kelly13:

tsy d ratsy :)

fa tsara


4. hery ( 05/01/2008 18:04)
Kozy ve?

Mbola amin'ny 11 vao mivoaka aty Italia ka mba hijery izany.

Ilay "Leoni per Agnelli" (Lions for Lambs) nalaza fotsiny fa tsy namely kle. Politika be.
5. kelly13 ( 05/01/2008 19:26)
za tsy nande tany @ salle fa teto @ aterineto no nahazoko azy :oops::oops::oops: iza nareo no mampiasa utorrent? ra mampiasa an'io d omeko lien zay ahazoana film sasatsasany vaovao ze tsy mbola nivôka teto eropa, format dvd
6. kelly13 ( 05/01/2008 19:28)
kiadi:

njy ve legende?:-D:-D:-D


bien chur

7. Veloo ( 05/01/2008 23:57)
bien chur


kelly :-D:-D:-D:-D
dia ilay kelly fantatro mihitsy ka:-*:-*
8. sakaizakely ( 06/01/2008 06:32)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 05-01-2008 16:12:07
Lohateny : je suis une legende
tsy d ratsy


oawou ! vaovao danz nnjay zany an

faly manana namana lezandy kelly zany knou



de mbo omeo ana akia ilay rohy utorrent fa nenà lé mule ihany no mbo haiko a

misaotra mialoha :-*
9. kelly13 ( 06/01/2008 09:55)
:oops: njaso alefako any @ afatrafa sao bedy eto manao pub, hihihii
10. kiadi ( 06/01/2008 21:47)
hitako ny tsy mety hadiniko :-D:-D:-D
11. kelly13 ( 07/01/2008 08:49)
:-D:-D:-D
12. penina ( 08/01/2008 02:47)
tena tsara, tena tsara, sady mampangitakitaka

fa ilay Bob Marley ve no tiany tenenina hoe 'legende' eh?
13. kelly13 ( 08/01/2008 09:19)
penina hahahahahahaha, za kou nangitakitaka mintsy nijery azy. t@ lery nahita le oul bdb t@ nanenjika le kvà, dray dray dray, saika torana mintsy za aveo, hihihi
14. penina ( 08/01/2008 19:10)
Ny ahy tamin'ilery ilay niantona dia nitete ra. Raha izaho lery dia tsy novonoiko ilay alika fa natao tao anaty cage koa sao dia sitrana.
15. tess ( 08/01/2008 19:39)
zo klou tsy nangitaka mitsy fa zarako aza naharitra ny film;-)
16. penina ( 08/01/2008 19:45)
ohatra ny fohy loatra ilay izy
17. kelly13 ( 10/01/2008 09:43)
fa tsara ka, nampalahelo le alika hihihi
18. hery ( 10/01/2008 15:08)
Eeee aza tantaraina kle :-D
19. penina ( 10/01/2008 23:06)
hahaha
20. penina ( 11/01/2008 11:40)
Fa ny publicite an'ilay mustang koa misy foana an, transformers. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4655