je suis une legende

21. kelly13 ( 11/01/2008 12:16)
alefaso oe, mdrrr
22. penina ( 11/01/2008 20:50)
ilay tam fiatombohan'ny je suis une legende-nao koa :°)
23. dailynews ( 12/01/2008 06:57)
kelly13:

tsy d ratsy :)

ie, mampahatsiahy an i cast away an i tom hanks.


24. penina ( 13/01/2008 20:03)
Tairo amin'izay ary ny dinika eh, inona no tian'ny mpanoratra holazaina?
25. kelly13 ( 14/01/2008 07:20)
za le boky no novakiko fa tsy tadiidko tsony le izy, toa misy resaka san graal (sang royal) sa mou ange et demon iny? tsy tadiidko ka :oops:
26. penina ( 14/01/2008 11:04)
8O

Tena lasa kelly18 ikala nony tonga ny 2008. Tena tsy azoko mihitsy :evil:. Dia mampamangy any amin'ilay manao kiraro sase sy miloloha sobika any eh.
27. kelly13 ( 14/01/2008 14:58)
avereno kely oeeeeeeeeeeeee b devoly, d aza b vandravandra eo fa mampimé :°)
28. penina ( 14/01/2008 18:11)
:-D njy no mampime
29. kelly13 ( 14/01/2008 18:52)
fntako ka, za manana orona menamena b eo ampovoan'ny tavako hihihihi
30. penina ( 14/01/2008 19:08)
efa fantatro kah

[center][/center]
31. kelly13 ( 15/01/2008 06:47)
diso, za tsy b volo :°)
32. penina ( 15/01/2008 21:02)
kelly13:

fntako ka, za manana orona menamena b eo ampovoan'ny tavako hihihihi



33. kelly13 ( 16/01/2008 09:09)
ka diso io sary io e
34. penina ( 16/01/2008 13:30)
ao anaty domaine de definition tsara io :°)
35. kelly13 ( 16/01/2008 14:09)
tsia tompoko, za indray tsy maints miady varotra
36. penina ( 16/01/2008 18:01)
tsy maintsy an, tena nijery je suis une legende marina
37. kelly13 ( 16/01/2008 20:01)
:°):°):°) tsara kosa nge le film e
38. penina ( 17/01/2008 19:02)
aleo ity ihany no valiana fa kamo aako, :°)

fa ilay orona mena aloha tena mandrill mihitsy eh:-D
39. kelly13 ( 17/01/2008 19:03)
lolll hozizy papanay zay oe "esory ao anaty vocabulaire-nareo oa zany oe kamo kamo zany" d ozy zay menakavy oe "soloina oe tsy d mazoto zany". aokanao ny oroko an :°)
40. penina ( 23/01/2008 13:03)
zaza hendry mihitsy, etsy hosafosahohiko. :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892