je suis une legende
4. hery
(
05/01/2008 18:04)
Kozy ve?
Mbola amin'ny 11 vao mivoaka aty Italia ka mba hijery izany.
Ilay "Leoni per Agnelli" (Lions for Lambs) nalaza fotsiny fa tsy namely kle. Politika be.
Mbola amin'ny 11 vao mivoaka aty Italia ka mba hijery izany.
Ilay "Leoni per Agnelli" (Lions for Lambs) nalaza fotsiny fa tsy namely kle. Politika be.
5. kelly13
(
05/01/2008 19:26)
za tsy nande tany @ salle fa teto @ aterineto no nahazoko azy :oops::oops::oops: iza nareo no mampiasa utorrent? ra mampiasa an'io d omeko lien zay ahazoana film sasatsasany vaovao ze tsy mbola nivôka teto eropa, format dvd
8. sakaizakely
(
06/01/2008 06:32)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 05-01-2008 16:12:07
Lohateny : je suis une legende
tsy d ratsy
oawou ! vaovao danz nnjay zany an
faly manana namana lezandy kelly zany knou
de mbo omeo ana akia ilay rohy utorrent fa nenà lé mule ihany no mbo haiko a
misaotra mialoha :-*

12. penina
(
08/01/2008 02:47)
tena tsara, tena tsara, sady mampangitakitaka
fa ilay Bob Marley ve no tiany tenenina hoe 'legende' eh?
fa ilay Bob Marley ve no tiany tenenina hoe 'legende' eh?
13. kelly13
(
08/01/2008 09:19)
penina hahahahahahaha, za kou nangitakitaka mintsy nijery azy. t@ lery nahita le oul bdb t@ nanenjika le kvà, dray dray dray, saika torana mintsy za aveo, hihihi
14. penina
(
08/01/2008 19:10)
Ny ahy tamin'ilery ilay niantona dia nitete ra. Raha izaho lery dia tsy novonoiko ilay alika fa natao tao anaty cage koa sao dia sitrana.
20. penina
(
11/01/2008 11:40)
Fa ny publicite an'ilay mustang koa misy foana an, transformers. :wink: