Nankaiza i Salmo,mhhh!!!

1. karinah ( 06/01/2008 16:23)
Miarahaba,ny rehetra. Elaela i Salmo1 tsy nandalondalo teto amin'ny serasera. Mba lasa ihany ny saina satria izy namana anisan'ny Tiko ihany koa.
salmo1, tutto bene?(mba mi s'inquiéter reh ah!!!),bisous(l):(
novalian'i xxx ny 23/01/2008 10:32
2. tess ( 06/01/2008 17:04)
samy nahatsiaro azy zany tsika roa! efa saika ampiditra dinika salmo kounkou zà:-P
sodé efa lasa nanao entrainement any vichy nedala:roll:
3. Stretch ( 08/01/2008 17:53)
tsy arak'io nefa anaovany salmonela resaka tsy loha tsy vidony , mandrasa fa ho avy nedala sy ny fitatarana reveillon salsa :°)
4. fasaly ( 08/01/2008 18:18)
:-D
5. xxx ( 09/01/2008 06:07)
ka mahamanimanina kosa lery refa tsy hita fa araka ny voalazan'iStrech azy de kofona rehefa azony @ dinika zay
6. xxx ( 23/01/2008 10:32)
tess:
sodé efa lasa nanao entrainement any vichy nedala

:? angambany
mandrampihaona hono eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1827