namana

1. cetoi ( 05/01/2008 10:17)
Miarahaba antsika rehetra,
mahagaga ihany raha ny toe-javatra hoe namana no tadiavina ka fahavalo no hita
novalian'i endrika01 ny 06/01/2008 13:25
2. xxx ( 05/01/2008 10:44)
fa ahoana, hazavao velabelaro?????
3. xxx ( 05/01/2008 11:31)
tena liana kou zahay fa mba hazavao,

marina alou fa mety hahita ny fahavalonao taloha ianao eto e rafilahy/vavy sns

fa betsaka koas anefa ny tena namana milay be izay hizarana ny mamy sy mangidy

:-*
4. valie ( 05/01/2008 14:44)
cetoi nahazo fahavalo nga toi, lol, njyyyyy fa d nanin lotsa e! normal b zany fa zay le fiainana e! tsy maintsy hisy fona ny hanaratsy ny hanenjika ny mialona.... tsy hay intsony e! :lol::lol:
5. diamondra27 ( 05/01/2008 16:06)
ari iza le fahasivy
6. Bafota ( 05/01/2008 16:53)
Tsy zah loh e! lery angamba.:-D:-D:-D:-D
7. tsiambaratelo ( 05/01/2008 17:54)
Dia izaho zany no fahafito,dia iza no fahavalo é ,ka io le tonga am hoe;tsy taitra oah enô ny fahavalo any aoriana fôna.
8. cetoi ( 06/01/2008 07:24)
ts za mivantana no tratra fa namana akaiky
9. xxx ( 06/01/2008 08:42)
misy foana izany naiza naiza! rhefa mivadika fahavalo dia hialàna tsotra izao fotsiny ny fanafodiny fa inona no hivakiana loha amin'izany e! ny fiainana manja be mitohy ihany....tsy la fin du monde akory ka hiferinaina amin'izay naman-dratsy...adinoy atovy otran'ny tsy misy izy ô!;-)
10. melody ( 06/01/2008 09:31)
2008, taona vaovao re-olona e, haleveno ny ratsy rehetra t@ 2007 iny e!
11. endrika01 ( 06/01/2008 13:25)
Ka inona tokoa moa 'lay hoe fahavalo rey olona?
na ny biby aza mahay mifankatia!!!!!
matoa misy io amiko dia ny fialonana ,tafita ny namana iray dia ankahalaina dia lazaina fa fahavalo ,satria tsy arakanao ny feeling.=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6077