energie negative?

1. ari.malala ( 08/01/2008 05:45)
Manahoana daolo, misy olona ve ry reto hoe tonga de mahatsiravina anao tsotra fotsiny izao ny miresaka aminy? tsy haiko fa misy olona izay, vao sambany niresaka izahay de tonga d nahatsiravina ana zany izy de agressive be za miresaka aminy, izy nefa mba miresaka tsara iany... otran'ny ts azoko zany za :-D:-D:-Dnefa misy olona tena hoe mi passe ny courant na d vao sambany niresaka aza. Inona no mety mahatonga izany?
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:57
2. xxx ( 08/01/2008 06:14)
ié mateti-pitranga io indrindra fa rehefa noana iny enao na debordé ny asa na stressé na maika be iny dia sendra olona mandreraka be am tsy hitiavanao azy dia me miakatra ny fahasiahana sy faha kizitinana hihihih
3. ari.malala ( 08/01/2008 07:52)
xxx, ts reraka ts noana ts b asa mints zany fa tonga d desagreable b amin'ilay olona mintsy za, tsy azoko mintsy... de zay no mahagaga ana hoe manin ana aza iny olona iny, na tam za mbola tany ampianarana taloha aza d misy ankizy tena tonga d ts tiko tsotra ftsn zao...
4. endrika01 ( 08/01/2008 14:02)
Za kounkou hoatr\'izan ndraindray,tsis hoe ahona fa tonga de litika be zan.Nef le olona manohy resaka ihany,de izaho ts mahita an zay tena tiny hahatongavana,nef zay manatrika eo,milaza mahita rirany.
5. penina ( 08/01/2008 19:14)
sao dia mba ilay anao aloha no negativa? :-D sady matetika nge ny mitovy no mifanosika :°)
6. ari.malala ( 09/01/2008 11:10)
k zay nge ry penina no anontaniako e! hoe misy v zany energie negative izany? d aona ny fisehony hoan'ireo izay mahatsapa ilay izy
7. shyan1 ( 09/01/2008 14:49)
Nefa ny tena misenina rehefa avy eo ilay olona nahalitika be iny, no angatahana service ao aoriana kely na mifanena dia havana akaiky mdrrrrrrrrrr! ouainina be
8. nandrianina1 ( 09/01/2008 15:21)
misy karazan'olona manokana na toetra tsy tian-jy akia
ohatra we ol mpiteny ratsy, ol tsy mijery ny maso refa miresaka@njy,le karazan-javatra negative tsy tian-njy reny e!
de vo miteny iz de miseho le iz de hozy njy we diinnnn!!
de refa mifanena@ manaraka nareo de sur mintsy a fa hozy njy we diinnn ty ndray le:twisted::evil::!::?: ty
9. xxx ( 09/01/2008 16:40)
ny ahy indray ny tena tsy zakako ilay miaraka misakafo amin'ny olona dia manao bruit be izy mikaly mitsam mafy loatra mifiofioka tainify sns...tena tsy avy hiresaka tsony aho fa raha azoko atao dia miala mandao ny latabatra....
10. ari.malala ( 10/01/2008 07:01)
xxx, zany kosa efa ts lasa tsony kle, beurkkkkkk
11. rush ( 11/01/2008 09:23)
manana olana @ fifandraisana sy toetra ianao ry ari-malala,
12. radjery ( 11/01/2008 23:48)
zah zao dia nitovy t@ i ari-malala io mintsy t@ étudiant fa nisy tavaratra zay tena halako maizina nefa tsy naninona ahy akory, fa nisy zavatra tsy maintsy nataonay niaraka en groupe dé nony tena nifankafantatra dé lasa mpinamana b na hatramizao aza
13. niryna ( 12/01/2008 03:48)
Fiainan'ny mahazo ny rehetra io.Misy toetra ny olona, ka arakaraky ny fandraisanao azy sy ny fijerinao indray mitopi-maso ao anatinao no mahatonga ilay izy.Misy tonga dia manome fahasorenana ny miresaka azy,tsy taitra na mila mikoropaka fa entina miadana.Misy olona raha vao mahita ny tavanao fotsiny izy dia tezitra na mahita ny soratrao fotsiny izy dia romotra kanefa ilay olona tsy fantany ,tsy hitany ary tsy azony veroka hoe iza ary io olona io.
Toy izany koa misy olona tonga dia manome fanafintoinana antsika ny fihetsiny ny fiteniny ary dia tonga dia mampiseho izany toetra izany aminy isika.
Indraindray dia koa dia isika mihitsy no mila manova toetra,tsy ilay olona no mahasosotra antsika fa ny ao anatintsika misy zavatra maratra,na malahelo,na fahatezerana na fo tsy mamela olona dia mivoaka aty ivelany ilay izy dia izay tandrify eo dia mahazo.
Fadio fotsiny ny miaraka amin'ny olona be fialonana,be ambo-po,tia mideradera,izay toetra fantatrao fa ratsy e ,dia hialao lavitra fa mamindra.
Mianara manana toetra positive,raha vao ratsy no mibahana ao an-tsaina voalohana dia mivavaha ary ovay ho zavatra tsara na avadio ny fisainana tsy eritreritra na hitsara olona ohatra,fa mandaitra io.

Hoy ny dadatoanay izay hoe kanjo izahay ry dada anaovan'ny ankizy akaopany o.Dia hoy ny dadabe-ko hoe ratsy hialahy matoa anaovan'ny olona akaopany na angaredona.Eto dia ratsy ilay dadatoako :cry:

Andramo tsy mitsaratsara olona,andramo izay zavatra tianao atao dia ataovy amin'ny olona fa ho hitanao ny toetrany rehefa manakaiky azy eo hianao.Tsy mora fa mila ezaka ao anaty ilay izy aky a .
Ari-malala mila mianatra ny miandry tantana hianao( mila manana patience be hianao) sy tsy mora tezitezitra fa io no hitako mety mahavoa anao.Zavatra mahazo antsika daholo hoy aho io a,raiso raha fantatrao fa tsara ary avereno aty amiko ihany raha tsy mifanaraka ny eritreritrao.
ba mamikely :-*
(l)niryna
14. xxx ( 13/01/2008 05:32)
rush:

manana olana @ fifandraisana sy toetra ianao ry ari-malala,

:-D:-D =D

15. tashaa ( 19/01/2008 12:57)
xxx:

rush:

manana olana @ fifandraisana sy toetra ianao ry ari-malala,

:-D:-D =D





tsy voatery hoe manana olana @ toetra foana !!
miankina @ :* io é ; rehefa tsy azoazonao ilay olona dia izay: ny fifandraisana voalohany ohatra hoe: manao fijery manambanimbany anao ilay olona tonga dia tsapa ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.56