zavavy gasy, carla bruni, sarkozy

1. salopard ( 07/01/2008 12:47)
de lasan'ny carla bruni hono ra-sarkozy, @ fevrier ny mariazy,
le sipa gasy oa tena matory e! bandy tokony zakanareo tsara raha ra sarkozy, saingy nilaozan_dry ranabavy manenjika solde, sy promotion, sy mitady recette gateau fotsiny.
nefa saika moramora rahanety ny fika ny nahazzahoana taratasy, 10ans, nationalité ho anay bandy gasy havanareo.
raha segolene aloha no prezida, de tsy maintsy nataoko ny nahazakana azy, saingy...
tsy ampy dôzy aloha zoky a!
sniff, sniff, tchouf, tcouff
2. xxx ( 07/01/2008 13:03)
efa somary nadefa epistily ho ahy lery fa nolaviko satria tsy te hanana blem am resaka politik ny tenanay:-P
3. karinah ( 07/01/2008 13:08)
taitsa ao oe i Carla Bruni no gasy!! otran'ny karana iny.
Pure sang samy pure sang tsy mifady kisoa, sady samy manja e!
Io chocolat tsisy farany io klou tena tsy lasa an, mmhhhh
4. ari.malala ( 07/01/2008 13:51)
tena ef amitapy ty lelà ty! na atao aza v hoe nahazaka ani' sarkozy za ohatra d enao no ndeha homeko taratasy? enao ze mpanambany ny Gasy mitovy aminao? hahaha
5. karinah ( 07/01/2008 13:52)
=D=D=D=D Ari.malala!!
6. karinah ( 07/01/2008 13:58)
salop: samy manana avy ireny e,ihhihhi
7. kelly13 ( 07/01/2008 14:10)
tsy gout-ko lery ka :°) fohy lôtra :°)
8. karinah ( 07/01/2008 14:14)
:-D:-D:-D:-D kely,andana mody, hiiiiiii
9. karinah ( 07/01/2008 14:15)
kelly13: amboariny eo indry fa! :? , tondé lasa,hum,hummmm;-)
10. kelly13 ( 07/01/2008 14:16)
ndana klou njy
11. princesseN ( 07/01/2008 14:27)
trop snob lery de tsy tinay gasy aloha e!sady zay ko tsy any france de zay le olana faharoa!:-D:-D:-D
12. karinah ( 07/01/2008 14:30)
princesseN: sady efa pnaning be manadala!!:lol:hummmm
13. tsoupou ( 07/01/2008 14:34)
Sady diso anarana be zao ko nge lé manekin e, tokon nataon oe carvavy blondy izy
o^o :b
14. kelly13 ( 07/01/2008 14:34)
amboariny @ inn aho?:roll:
15. karinah ( 07/01/2008 14:37)
kelly13: mots d'amour,dain!!!!:lol:;-)
16. kelly13 ( 07/01/2008 14:46)
tsoupou>:-D:-D:-D izy tsy blondy kou, mdrrr

karinah>mots d'amour? dain? 8O mahavariana ahy kou ndry ty ka :roll:
17. karinah ( 07/01/2008 15:00)
mody fanina eo :o !!! efa lebé marina!:lol:
18. karinah ( 07/01/2008 15:01)
kally13: bitsibitsiako andry moramora, écris-moi souvent..msnnnnn:(
19. karinah ( 07/01/2008 15:02)
kelly13::oops::oops::oops::oops:
20. kelly13 ( 07/01/2008 15:03)
vao maika za variana be :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0913