zavavy gasy, carla bruni, sarkozy
21. karinah
(
07/01/2008 15:51)
ka i sko,anie jerena kely fa intélligente, matoa lasa prèz d...(je rigole):-*
26. tsiambaratelo
(
07/01/2008 22:10)
Carla>raha toetra aloha tsy tiko é,iiintss firy zay vadin\'olona namboariny \'zay.Manakotaba ny asan\'ny dahy- ko fotsiny.
27. xxx
(
08/01/2008 06:16)
mifameno ihany ireo...
i sarko materialista satria i carla ny ray amandreniny mpanankarem-be manana grand palace goavana be ireo moa i carla rahateo manankarena ihany koa...
i carla indray matahotra ny tsy halaza intsony satria ny namoahana ny hira farany iny no nampalaza azy dia mba nalaza be indray niaraka tam sarko;-)

28. xxx
(
08/01/2008 06:17)
fa tsy nanamboatra a'ni sarko kosa aloha izy fa ny vadin'i sarko no te hitapitapy hiala eo e! efa impiry saika hisaraka fa i sarko nitazona azy foana fa izy mitsy koa no te hiala te ho libre, lasa ny mamba misosoka ny voay
29. kelly13
(
08/01/2008 08:50)
kiadi>ié :°)
ty ry zareo anaovana tapage b ity no tsy d mahafinaritra ahy, hatramin'ny renin'i carla toa nande tany egypte kou, asa ra aux frais ny contribuables kou, :oops: bref, io izy io ka d iaretana
ty ry zareo anaovana tapage b ity no tsy d mahafinaritra ahy, hatramin'ny renin'i carla toa nande tany egypte kou, asa ra aux frais ny contribuables kou, :oops: bref, io izy io ka d iaretana
30. kelly13
(
08/01/2008 08:51)
ze tsy manakatao ôtranahako d misy edition speciale sur la 2 zao, @ 9h51 zao
31. sakaizakely
(
08/01/2008 09:04)
kelly
tsy hoe tsy manankatao fa mba liana te hanaraka an'ilay conf de presse koa
mafana izy izany :oops::oops::oops:
tsy hoe tsy manankatao fa mba liana te hanaraka an'ilay conf de presse koa
mafana izy izany :oops::oops::oops:
33. iaboba
(
08/01/2008 09:57)
Nareo kosa é! ngah refa prézidà de m'lay foana ,na de efa ho fanitelony hanambady aza ve izy? ko tsy tsipahany eo indray refa avy iterahany iray na tsy fantatro.Aleo ihany amin'izao ranadahy à!
34. andrea
(
08/01/2008 14:11)
marina izany! président tsy mahatana vady .. jerevo fa afaka 1 taona izao de mitsoaka matanjaka i carla. raikato ny 'pari' ..
35. endrika01
(
08/01/2008 14:20)
De samia manarak tsara T.V dôly ary androany,de ho marina tokoa ve le mariage @Fev?An\'i Segolène ndray ny manaraka é,ny azy aza tô tsis rainy ny zanany kou.Kay misy ka i François Holland,tsy aleo ve maka an le Pen é na i Olivier Besancenot hiiii sady taviny no volony.Kôzio ra Sarko sitrany ahay mba alainy ho garçon,sy fille d\'honneur dahôly nareo.
36. xxx
(
08/01/2008 16:51)
marina ny mariaege e! lery koa be dehaka be mitantara satria sady ex top modele no chanteuse no mapanakarena ramatoa no tanora be mihoatra azy draissssss hit mitsy lery hoe amoureux fou hhaahahahahah
37. salopard
(
09/01/2008 11:45)
tena ef amitapy ty lelà ty! na atao aza v hoe nahazaka ani' sarkozy za ohatra d enao no ndeha homeko taratasy? enao ze mpanambany ny Gasy mitovy aminao? hahaha
ari.malala, tena ndry le izy , femme de caractère, ireny no tian'i sarko
za aloha raha segolèle no teo, de tsy maintsy no-zakako, ary de nomeko daholo ny gasy, na ari.malala aza,
miaraka @ sego aho de mananjanaka @ ari.malala, tsy maintsy asianataranaka gasy kosasa...
marina izany! président tsy mahatana vady .. jerevo fa afaka 1 taona izao de mitsoaka matanjaka i carla. raikato ny 'pari' ..
io ndray de marina, ary dieny zao sahady dia miomana , fa aza variana manenjika solde intsony ry kala isany, institut de beauté, manucure, embellisement muscle fessier, etc...
tsy ampy dôzy aloha zoky joba sy zoky kofa a!
sniff, sniff, tchouf, tcouff...
38. andrea
(
09/01/2008 13:53)
o ry salopard! fa taiza koa ary nareo izany?
ny zazavavy gasy tsy mila manatsara tena fe efa tsara ho azy... tsy mitovy aminy vazà vavy, tsy maintsy amboarina vao tsara.. jerevo angé i Sego e ..
ny zazavavy gasy tsy mila manatsara tena fe efa tsara ho azy... tsy mitovy aminy vazà vavy, tsy maintsy amboarina vao tsara.. jerevo angé i Sego e ..
40. sakaizakely
(
10/01/2008 13:57)
andrea> ka tsy mitovy aminao daholo kosa anie ny vhv gasy é!
eny wà,
sahala @ de hoe miss manja dôly ny gasy rehetra
de ny vaza rehetra oun fôpla dôly :arrow:
salaud-paka> hay ve roky tsisy papsa e ? loza izany :-D:-D:-D