Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i olite, milahatra araka ny daty
olite ( 07/01/2008 08:14)
zaridaina kely
mba mila torohevitra kely hoa za fa mba te hanamboatra zaridaina kely eo @ balcon, de tsy hitako ny voninkazo atao eo, marihiko fa somary tery malalaka zay ihany le balcon-ko e ka ze mba manana soso-k... tohiny
novalian'i KEMBA12 ny 12/08/2009 09:02
olite ( 20/12/2007 15:03)
INONA NO ATAO
mba mila torohevitra aminareo re e misy olona zay mantsy tia ahy efa ela nefa za tsy nanaiky ny hiaraka taminy mihitsy, zao anefa no zava-misy, tato ho ato dia mitady ahy foana io olona io ary manao ... tohiny
novalian'i belzaboba ny 27/12/2007 13:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0066