zaridaina kely

1. olite ( 07/01/2008 08:14)
mba mila torohevitra kely hoa za fa mba te hanamboatra zaridaina kely eo @ balcon, de tsy hitako ny voninkazo atao eo, marihiko fa somary tery malalaka zay ihany le balcon-ko e ka ze mba manana soso-kevitra ary e
novalian'i KEMBA12 ny 12/08/2009 09:02
2. karinah ( 07/01/2008 11:20)
Miarahaba. ..;raha sahirana mamboly vonikazo i Ioli ,mandehana any @Lclerc, misy coqueliquot etc, efa tondé maniry any!, sady kely bitaka mafinaritsa kely!!!hiiiiii:-P:-P:-P
3. olite ( 07/01/2008 11:42)
ndeha ho any marina za koa, merci akia a :-*
4. karinah ( 07/01/2008 13:16)
2 rieng!!!:-P:)
5. xxx ( 07/01/2008 14:09)
tandremo fa ny vonikazo maniry ho an'ny été maty rehefa hiver an! ny vonikazo zava-maniry vivace ho an'ny saison rehetra dia tsy mila nanolonolo vonikazo raha atao eo am terasse na balcon
6. yuka ( 30/01/2008 13:59)
afaka tsy maty ny vonikazo na hiver ary ka!
7. Rasiligaoma ( 28/03/2008 05:26)
cactus atao
8. xxx ( 28/03/2008 07:23)
yuka:

afaka tsy maty ny vonikazo na hiver ary ka!


ho an'ny tany mangatsika dia rehefa hiver maty ny vonikazo raha tsy hoe angaha manana trano fitaratra mafàna hitehirizana azy, fa na dia hataonao any am la cave aza maty foana tratran'ny temperature ambany be!
ny vonikazo vivace no mi resiste am saison rehetra....


9. mignone ( 30/04/2008 18:46)
de soloina isantaona ka , amzay miova foana
10. Ratoa ( 07/05/2009 15:56)
fa raha ataoeo ambaravara kely izy mety tsara, indrindra raha misy rebord intérieur ny varavarankely.
Ny ahy fony aho nianatra, azallée isankarazany no natao fa tsara tarehy be ary vivace, dia ny ilany nataoko geranium mena be
11. KEMBA12 ( 12/08/2009 09:02)
olite:

mba mila torohevitra kely hoa za fa mba te hanamboatra zaridaina kely eo @ balcon, de tsy hitako ny voninkazo atao eo, marihiko fa somary tery malalaka zay ihany le balcon-ko e ka ze mba manana soso-kevitra ary e


any amin'ny mpamboly vonikazo maka hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2319