INONA NO ATAO
1. olite
(
20/12/2007 15:03)
mba mila torohevitra aminareo re e
misy olona zay mantsy tia ahy efa ela nefa za tsy nanaiky ny hiaraka taminy mihitsy, zao anefa no zava-misy, tato ho ato dia mitady ahy foana io olona io ary manao izay hisarihana ahy tokoa sy ny mba hitiavako azy (tsy misy an-tery anefa ny zavatra ataony amiko an) ka na izaho aza lasa nandin-tena hoe inona no tokony ataoko fa sao tsy mety ny manosi-boho tanana ny olona efa eo ambany masonao; sy ny mety ho vokany raha toa ka laviko foana izy
sy ny hoe inona koa no mety hitranga raha toa ka manaiky azy aho

novalian'i belzaboba ny 27/12/2007 13:30
2. xxx
(
20/12/2007 15:17)
Anao ihany ny fanapahan-kevitra fa ireto no asiako teny kely :
sao tsy mety ny manosi-boho tanana ny olona efa eo ambany masonao;Araka ny efa teninao teo dia tsy an-tery io. Tsy manao ratsy azy akory ianao raha mandà azy fa aza matahotra raha izay. Kanefa koa ny tolotra omeny dia "à prendre ou à laisser". Mety hahita tianao noho izy ianao, kanefa mety tsy hahita koa; mety hahita tia anao noho izy ianao, kanefa mety tsy hahita koa.
sy ny mety ho vokany raha toa ka laviko foana izyNy vokany dia tsotra : tsy hangataka anao intsony izy rehefa mahita hafa hasolo anao.
inona koa no mety hitranga raha toa ka manaiky azy ahoizay miseho masoandro sa izay tsy miseho masoandro no tianao horesahana ? :°):°)
3. xxx
(
20/12/2007 16:03)
kanefa ve izy mba manitona anao e! maninona raha tairina raha mba gount nao izy! sa ilay mampifilafila ireny ianao aloha vao manaiky ny hiaraka.....ny nenina tsy eo aloha fa aoriana foana
5. AOSTN
(
20/12/2007 17:43)
*-Tena tsy azoko mihintsy ianao ity;se milaza fa leon'irery ;sy mitady ze mba olona ho tiavina(ao@ mombamomba anao).ko tsy sendra vato ve ianao nitady toko?tairo veleso ny vy denzao tia anao izao izy:*(l)satria ko mantsy tsy niteniteny foana ny Ntaolo nilaza hoe:"ny valala tsy in2 mandry ambavahady !!sady misy koa anie ny very anjar e!
*-Saingy raha tsy mifankatia koa no loza;rah efa ao @ tokatrano mantsy tsy afaka misafidy intsony na hanositosika azy mht. *-Fehiny de izao:"PENSE BIEN CE QUE TU FAIT et FAIT BIEN CE QUE TU PENSE"
*-Saingy raha tsy mifankatia koa no loza;rah efa ao @ tokatrano mantsy tsy afaka misafidy intsony na hanositosika azy mht. *-Fehiny de izao:"PENSE BIEN CE QUE TU FAIT et FAIT BIEN CE QUE TU PENSE"
6. tynah
(
20/12/2007 18:52)
Fa izy vz anefa mba tinao ihany sa tsy tinao mihintsy eh???
Raha tinao izy dia inona no hitiavanao azy? ary raha tsy tinao dia inona koa ny antony?
Raha tinao izy dia inona no hitiavanao azy? ary raha tsy tinao dia inona koa ny antony?
7. tslem
(
20/12/2007 19:27)
AOSTN:
veleso ny vy denzao tia anao izao izy:*(l)satria ko mantsy tsy niteniteny foana ny Ntaolo nilaza hoe:"ny valala tsy in2 mandry ambavahady !!sady misy koa anie ny very anjar e!
zany eo ihany fa ny ahiako koa sao tratran'ilay fiteny iray oe taitra ny olona tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra, zay vao ho looza :{:{:{ nefa dinidiniho tsara ihany aloha izay mety hampetipety ny fiainana e
8. menalamba
(
20/12/2007 22:10)
Mampahatsiaro ahy soratra tamina posiposy iray tany Antsirabe ity resaka ity manao hoe; "Mody tsy tia anefa manara-maso" !!!:°)
9. tendry77
(
20/12/2007 22:59)
-hoe inona no tokony ataoko fa sao tsy mety ny manosi-boho tanana ny olona efa eo ambany masonao; sy ny mety ho vokany raha toa ka laviko foana izy
sy ny hoe inona koa no mety hitranga raha toa ka manaiky azy aho
=>>:roll:?!!
:-* & :*
sy ny hoe inona koa no mety hitranga raha toa ka manaiky azy aho
=>>:roll:?!!
:-* & :*
10. ari.malala
(
21/12/2007 10:15)
diniho tsara iany izay atao, fa sao ka hotratran'ny hoe izao izy tia tsy miraika ianao fa refa eny an-tanan'ny hafa izy izay ianao vao hotaitra ny fitiavanao,izay ilay hoe teo tsy manitra ka lasa vao mamerovero e... ny nenina tsy ao aloha hananatra! hainao moa ilay hiran'i tarika zay efa nomeko iny? sao ka ho tratran'iny vao hitomany lahy...
11. olite
(
21/12/2007 16:46)
misaotra antsika rehetra nanome ny heviny sy nanome toro-hevitra fa tena nanampy ahy be be kokoa hamantatra ny tena tadiaviko, sy entiko handinihana ny tokony ataoko
12. tiffanie2410
(
23/12/2007 00:25)
ny ahy ny teniko de zao,normale enao ra manda nefa zao no tadidio fa ny fitiavana sarotra tadiavina,efa manatona izy zany de andramo sady zao e aleo ange miaraka@olona tia anao toa izy miaraka@olona tinaoe(vaut mieux etre avec une personne ki t'aime au lieu d'etre avec une personne ke tu aime)ary tena marina
saisi ta chance=D=D
saisi ta chance=D=D
13. belzaboba
(
27/12/2007 13:30)
tiffanie2410 a!
ka maninona ary ianao no nisaraka t@ le olona tena tia anao vao haingana nefa mety afaka nampiadana anao anie izy io any aoriana. Raha tsy diso aho tena tia anao io olona io satria nandraingiraingy mitsy