Vohizo Manafo

1. pissoa ( 07/01/2008 18:02)
Sali

Mitady ilay hira hoe Mpangalana (na Vohizo Manafo) raha misy mahay azafady o.

Madio manganohano mba tazano
Ilay [...] ao Mpangalana

Eto misy feony sao dia manampy.

Misaotra
novalian'i pissoa ny 09/01/2008 16:57
2. Ylly ( 07/01/2008 19:05)
misy tadidiko kely ity.

Madio manganohano mba tazano
---------mikorana ao mpangalana
-------------------
Vohozo manafo (bis)
Ny lakana manafo , andeha hanarato
Vohizo manafo , vohozo
Vohizo manafo , vohizo

(aleo aloha hanontaniako an'i nenintoa dia omeko anao eto)
3. cutie ( 07/01/2008 19:12)
madio manganohano
Mba tazano
Ny fidoladolana ao am-Pangalana

Vohizo manafo
ny lakanay manafo
Handeha hanarato
Vohizo manafo
4. ikalamako ( 07/01/2008 19:13)
madio manganohano mba tazano
ilay fidoladolana ao Pangalana
:^)
5. cutie ( 07/01/2008 19:13)
hihihihi :)
6. cutie ( 07/01/2008 19:14)
aleo alou hiandry an'ny nenitoa fa tssssssss:-D
7. pissoa ( 07/01/2008 19:18)
yesss, miandry aho Ylly a !

Misy andininy maromaro izy io ...
8. soanja ( 07/01/2008 20:23)
Ny trondro anaty rano
Mba tazano,
Ilay fidoladolana ao Mpangalana

Vihozo o manafo...
9. simplex ( 07/01/2008 21:37)

in alou ny dikan'le hoe "manafo" e? :)

sao d mba hoe:

vohizo malaky
ny lakanao manako
handeha hanarato
vohizo malaky
10. ikalamako ( 07/01/2008 23:26)
manafo : ohatran'ny r'"ingahy". Olona koa azo andikana azy fa amin'ity hira ity izy lasa hoe vohizo r'ingahy :lol:
11. cutie ( 08/01/2008 02:39)
lehilay ny dikan'ny manafo (lhl tanora manko e :-D )
12. radjery ( 08/01/2008 23:46)
ary ny vhv in no dikany:lol:
13. cutie ( 08/01/2008 23:47)
viavy :-d
14. cutie ( 08/01/2008 23:48)
manangy ka :-D
15. radjery ( 08/01/2008 23:52)
ary ny viavirozy zany in:-P
16. cutie ( 08/01/2008 23:55)
tsy le mitady vady ve zany :-d
17. cutie ( 08/01/2008 23:55)
sa moa le viavy miavona :-d
18. radjery ( 08/01/2008 23:58)
tsy aiko
19. cutie ( 08/01/2008 23:59)
ka tsy zay moa le hira iny ??
20. pissoa ( 09/01/2008 16:57)
Misaotra betsaka an'ilay namana nandefa ny tononkira tany amiko :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0643