ho an'izay mankafy LOLO SY NY TARINY
1. ratonga
(
07/01/2008 21:22)
http://www.lolosynytariny-lacigale.com/lolo%20mozika/mp3/lolo%20mozika.htm
novalian'i bilakarenjy ny 14/01/2008 09:40
4. dolbia
(
08/01/2008 08:01)
Izaho aloha ry zalah tena kivy tanteraka amin'ity LSNT ty ah ! hoatry ny mampifilafila izany i Lolo ka manomboka allergie amin'izay aho, tokony hisy concert izao talohan'ny 1er mars nefa aiza koa, le hoe : 29 desambra koa tsisy akory, pfff...
5. hantakely
(
08/01/2008 09:50)
Tena misaotra be Ratonga fa tena afampo,tena milay ilay ,mampantsiahy ny fahiny :D::D
11. bibidia
(
09/01/2008 15:11)
ratonga:
http://www.lolosynytariny-lacigale.com/lolo%20mozika/mp3/lolo%20mozika.htm
misaotra anao aloha mamelomaso ny tanana tratry ny taona mba miangavy aho ry akama alefaso eto amin'ny serasera ny partitions izay maba fantatrao ny zanako matsy mankafy be ireo lolo sy ny tariny ireo
tsy dia mahay teny gasy izy fa hainy manaraka ireo hira ireo ary mitady mafy ny partition izy mba hianary mismisy kokoa misaotra mialoha e
16. melody
(
13/01/2008 20:08)
bilakarenjy: ka rehefa mahay mampifaly tena irery moa atao inn intsony ny mozika hafa e?:wink:
17. bilakarenjy
(
14/01/2008 09:40)
Hakana inspiraka e! ankoatra ny mihaino hira fotsiny .
Raha vao tsy betsaka anie ny ecoute de tsy misy hira miainga mihitsy eo rehefa mampandihy .
Raha vao tsy betsaka anie ny ecoute de tsy misy hira miainga mihitsy eo rehefa mampandihy .
