ho an'izay mankafy LOLO SY NY TARINY

1. ratonga ( 07/01/2008 21:22)
http://www.lolosynytariny-lacigale.com/lolo%20mozika/mp3/lolo%20mozika.htm
répondu par bilakarenjy le 14/01/2008 09:40
2. ikalamako ( 07/01/2008 23:23)
oay, tena manja fa melsi !!!:-*
3. diamondra27 ( 08/01/2008 01:01)
merci ratonga: lasa tia lolo tampoka za hiii

tena natsiaro anah tam lycée zany hummmm:wink:
4. dolbia ( 08/01/2008 08:01)
Izaho aloha ry zalah tena kivy tanteraka amin'ity LSNT ty ah ! hoatry ny mampifilafila izany i Lolo ka manomboka allergie amin'izay aho, tokony hisy concert izao talohan'ny 1er mars nefa aiza koa, le hoe : 29 desambra koa tsisy akory, pfff...
5. hantakely ( 08/01/2008 09:50)
Tena misaotra be Ratonga fa tena afampo,tena milay ilay ,mampantsiahy ny fahiny :D::D
6. cutie ( 09/01/2008 00:08)
za koa mankafy fa merci e :)
7. ratonga ( 09/01/2008 00:30)
mazào fafinaretana ary é:lol:
8. cutie ( 09/01/2008 00:47)
zany we efa ananako le cd :-D
9. xxx ( 09/01/2008 01:22)
mahazo fafinaretana ihany ngé any é!:-D
10. cutie ( 09/01/2008 01:24)
:-D:-D:-D
misaotra e

11. bibidia ( 09/01/2008 15:11)
ratonga:

http://www.lolosynytariny-lacigale.com/lolo%20mozika/mp3/lolo%20mozika.htm


misaotra anao aloha mamelomaso ny tanana tratry ny taona mba miangavy aho ry akama alefaso eto amin'ny serasera ny partitions izay maba fantatrao ny zanako matsy mankafy be ireo lolo sy ny tariny ireo
tsy dia mahay teny gasy izy fa hainy manaraka ireo hira ireo ary mitady mafy ny partition izy mba hianary mismisy kokoa misaotra mialoha e
12. arialy ( 11/01/2008 16:04)
:lol: ouéé
13. melody ( 11/01/2008 16:10)
ratonga: misaotra nizara e, efa mahay an!:-D:-D:-*:-*
14. bilakarenjy ( 12/01/2008 07:27)
any mitapo ry zalahy fa de masaka be !.
15. bilakarenjy ( 12/01/2008 08:02)
tsy nandeha lesy le hira de voatery nandray gitara de nikalo e!
16. melody ( 13/01/2008 20:08)
bilakarenjy: ka rehefa mahay mampifaly tena irery moa atao inn intsony ny mozika hafa e?:wink:
17. bilakarenjy ( 14/01/2008 09:40)
Hakana inspiraka e! ankoatra ny mihaino hira fotsiny .
Raha vao tsy betsaka anie ny ecoute de tsy misy hira miainga mihitsy eo rehefa mampandihy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1914