"Dance club" ho an'ny silamo mpanelaka

1. LazaDaddy ( 08/01/2008 10:42)
Ho anareo ao Berlin: tandremo ny lehilahy mpanelaka misandoka ho vehivavy na dia tsy misarakotra lamba mainty be aza! http://inventorspot.com/articles/dance_club_gay_muslims_9662 ao Berlin!
novalian'i fijo ny 10/01/2008 23:40
2. rabilabila ( 08/01/2008 11:03)
Izaho aloha tsy nijery an'ilay "jereo eto " fa ny mahavariana ahy fotsiny dia ny finiavan'i LD ny hitady ao anatin'ny aterineto ny zavatra mamparary azy . Sa ve par "voyeurime" fotsiny ? Na voatery tsy maitsy mitady izay mamparàry mba hi-rassurer-na ny tena ? Asa ? Fa mba mahagaga ihany !!
3. cutie ( 08/01/2008 13:01)
in ny dikan'zany mpanelaka ???
4. xxx ( 08/01/2008 13:49)
cutie:

in ny dikan'zany mpanelaka ???


lehilahy tia lehilahy akia a
5. cutie ( 08/01/2008 14:12)
de in no idran'io resaka ataon'i LD eto????
tsy ho tokony any @ vao2 tselatra ve io :-d
6. rabilabila ( 08/01/2008 14:44)
Cutie ko ou!!
Ilay silamo sady mpanelaka no tena tiany ahatongavana!! satria aminy silamo =axe du mal ary ny mpanelaka= contre-nature
7. cutie ( 08/01/2008 15:03)
hihihihihihihi
iny ndray efa hay be ka :-d
fa tokony atao ary @ vao2 tselatra ihany , efa misy forum momba ny gay any ambanimbany any :)
8. rakapy ( 08/01/2008 20:39)
Laza> tsy any Berlin ireny ihany no misy Silamo mpanelaka fa eran'ny tany izay misy silamo toa ny fisian'izy io amin'ny tany Kristianina rehetra.
Izaho izao dia Silamo mahery fihetsika sady mpanelaka ka dia aoka hitandrina ingahy! Asio gardien maro ny tranon'ingahy sao dia voan'ny bomba.Dia tsetsemo bosoa ny fangeren'ingahy sao dia tratrako eny @ tsy ampozina satria hitako manko ny misy anareo.:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 08/01/2008 20:53)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
10. pissoa ( 08/01/2008 21:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. LazaDaddy ( 08/01/2008 22:46)
rakapy> mirediredy indray ingahy fa tsy mijery internet i dada karana an! Dia raha mitati-bolana any i mama gasy dia ahoana???
12. rabilabila ( 08/01/2008 22:51)
ouay 'zany délation kle ,f'angaha misy fanomezana pedigree eto kle!!sa toerana fanaovana regilémà dè konti?
13. fijo ( 08/01/2008 23:34)
aleo ataoko ny konty fa ny regilema ataovy any e
14. cutie ( 09/01/2008 00:00)
hifampitory eo ndray reo no farany :-d
15. LazaDaddy ( 09/01/2008 00:33)
rakapi-teny anie namana mahafinaritra e. Sady mpiray dabilio fahiny no mpiray fokontany. Ny maha mpinamana mihitsy no ifananaranay rehefa solafaka na ny andaniny na ny ankilany. :)
16. cutie ( 09/01/2008 00:45)
:-D
17. rakapy ( 09/01/2008 05:48)
Laza> Zay mihintsy ry akama. Mifanoro hevitra eo ihany isika. Fa angaha ingahy solafaka? sa mitady pieces-na tomobila? Tongava ao @ magazin fa atao mora ny vidiny aminao. Ny mahavoanareo koa anie rehefa omena prix tsara de mbola mandroba ihany rehefa tonga ny grevy.:-D:-D:-D
18. fijo ( 09/01/2008 22:39)
hi hi hi loza koa iny kle.
19. LazaDaddy ( 09/01/2008 22:43)
rakapy> raisim-potsiny i fijo!!!! :)
20. fijo ( 09/01/2008 22:50)
elahy hono no mbol amandroba nefa efa homena vidiny mirary ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084