Ny famaizana ny zaza.Mila mikapoka sy mikiakiaka ve isika?
1. niryna
(
10/01/2008 17:58)
Famaizana ny zaza,mila mikapohana sy mikiakiaka ve isika?
Ny zaza tiana no tsy tsitsiana ratsankazo hoy ny fitenana.Izaho nahatadidy fa tsy mbola nokapohin'i dadako na ny mamako.Ny rar any amin'ny firenena hafa dia voasazy ary alaina mihitsy ny zanany raha misy miantso polisy na ny zanany aza no miantso.
Misy mahatsara azy ve izany ny fikapoana ny zaza?
Ary tsy maintsy mikiakiaka ve isika vao mihaino izy?
Inona no zavatra tianao omena azy ireo indrindra?
alefaso kely indray ary ny dinika ,misaotra mialoha
:-*:-*

novalian'i niryna ny 15/01/2008 18:23
2. sipagasy
(
10/01/2008 20:29)
tsy misy afatsy ny teny mamy sy feo tony hatrany e!!!! fiarahana miresaka no ilaina fa tsy famaizana akory!
5. sakaizakely
(
10/01/2008 21:50)
tsy efa nandeha vao haingana ve ity resaka ity
betsaka ny nandray anjara
sa averina indray dia mifandramatra indray ny pour sy ny contre ? :wink:
betsaka ny nandray anjara
sa averina indray dia mifandramatra indray ny pour sy ny contre ? :wink:
6. pissoa
(
10/01/2008 21:59)
aza mba mety ho zanako rey olona fa ny ahy dia hokapohiko rehefa tsy andairan'ny balan'ny fananarana :°):°):°)
8. zaio
(
11/01/2008 06:02)
Rah ôtranà alou,aleo izy kapohina sady anarina tsotra fa tsy voatery hikikika iany ko;sady raha mikapoka azy ange tsy oe hamono azy fa ho fampahafatàrana azy fa nisy zavatra tsy nety nataony de famaizana no atao azy.
Tsy adala anie akory ny Ntaolo nilaza hoe ny zaza tina tsy itsitsiana rotsan-kazo.
Atao angamba fa samy mahay mandanjalanja isika rehefa manan- janaka ka tsy hamono azy raha mikapoka fa mikatsaka ny hahasoa.
Aleo fôna faizina sy anarina amin'ny teny malefaka.

9. niryna
(
11/01/2008 06:38)
sipagasy:
tsy misy afatsy ny teny mamy sy feo tony hatrany e!!!! fiarahana miresaka no ilaina fa tsy famaizana akory!
Izaho koa mitovy hevitra amin'izany.Ka raha marary ny tanan'ny tena mikapoka azy mba marary mihoatra lavitra amin'izany ilay zaza e :cry:
10. niryna
(
11/01/2008 06:39)
simplex:
ka iza no tsara kokoa:
* midaroka vady sa
* midaroka zanaka
:@
Fa maninona izy ireo no darohana ?
11. niryna
(
11/01/2008 06:40)
sakaizakely:
tsy efa nandeha vao haingana ve ity resaka ity
betsaka ny nandray anjara
sa averina indray dia mifandramatra indray ny pour sy ny contre ? :wink:
tena miala tsiny raha izany fa tsy hitako izany .Andao fa tsy maninona e,manampy ny mbola tsy manana moa hanatra ho an'izay tia mikasikasi-tanana ,tsy mety raha tsy mipelika ilay tanana :D:D
12. niryna
(
11/01/2008 06:44)
pissoa:
aza mba mety ho zanako rey olona fa ny ahy dia hokapohiko rehefa tsy andairan'ny balan'ny fananarana :°):°):°)
ndry aky tena mampihomehy a,ka ilay bala anie marary koa ny tanana rehefa mamono azy e.
Na izany aza raha sanatria ka misy izany aza mba asiana te-hamaina na kapohina ny lohan-java fa mihetsika ny ati-dohany :roll: sa maninona tokoa no antony moa fa tsy tadidiko :wink::D
hoy ilay kamboty iza hoe,ny zokiny hono no mamony azy rehefa maditra izy dia iny mody misiotsioka dia tsy manampo ilay zaza ,hay izy efa mitondra hazo kely ao an-damosina ngy ,izany ve dia mba tiako :cry::D
13. niryna
(
11/01/2008 06:47)
cutie:
mitovy hevitra @ sipagasy :)
tena marina tokoa aky izany a,ry zalahy no mamo dia ny tena no voadaroka tsy amina- pas fotsiny eo,mandositra any amin'ny mamanay aho a :D izay no hanaiky ho darohan'io eo :D ary raha manohitra angamba mitombo daka mandrivorivo e,dia antsoiko polisy iny :D:D
aleo aho andeha fa tapaka ny tsinaiko
14. niryna
(
11/01/2008 06:55)
zaio:
Rah ôtranà alou,aleo izy kapohina sady anarina tsotra fa tsy voatery hikikika iany ko;sady raha mikapoka azy ange tsy oe hamono azy fa ho fampahafatàrana azy fa nisy zavatra tsy nety nataony de famaizana no atao azy.
nisy nenitoanay izay fahiny nanan-janaka telo lahy izy ary tena mamolaka azy izy ireo amin'ny ditrany.Fatorany ilay ankizy ary miteny izy sy ny prrra amin'ny fehikibo hoe mamolaka poteau hianareo raha mahafolaka ahy.
Ny mamako no tsy maharitra fa mitomany maheno ilay feona fehikibo :roll:
Nisy rangaha indray mpivavaka ireny mitabataba ireny izy dia rehefa maditra ny zanany dia asiany mioroka fofona sakay dorany eo,tadidiko io fa mbola kely aho tamin'izany. :evil:
Tsy adala anie akory ny Ntaolo nilaza hoe ny zaza tina tsy itsitsiana rotsan-kazo.
Marina izany fa indraindray anie ilay reny tezitra amin'ny fiainana iny izy dia ny ankizy no hanamparany ny hatezerany e.toa diso foana ny ankizy eo anatrehany.
Atao angamba fa samy mahay mandanjalanja isika rehefa manan- janaka ka tsy hamono azy raha mikapoka fa mikatsaka ny hahasoa.
marina izany sady hoy koa ny ntaolo hoe raha zanaky tsy tia ray aman-dreny miteraha mba ahita.
dia manaova zavatra miaraka foana raha misy ny fotoana fa mbola kely izy no ahitanao izany fitiavana mamy izany ary dia hitohy rehefa lehibe,zaro amin'ny lalana tokony alehany koa izy,tazao amin'ny fivavahana,miaraha mamaky baiboly.Atreo ihany aloha fa sao bedy eto aho.:D
Aleo fôna faizina sy anarina amin'ny teny malefaka.
15. soanja
(
12/01/2008 19:55)
niryna:
Famaizana ny zaza,mila mikapohana sy mikiakiaka ve isika?
Ny zaza tiana no tsy tsitsiana ratsankazo hoy ny fitenana.Izaho nahatadidy fa tsy mbola nokapohin'i dadako na ny mamako.Ny rar any amin'ny firenena hafa dia voasazy ary alaina mihitsy ny zanany raha misy miantso polisy na ny zanany aza no miantso.
Misy mahatsara azy ve izany ny fikapoana ny zaza?
Ary tsy maintsy mikiakiaka ve isika vao mihaino izy?
Inona no zavatra tianao omena azy ireo indrindra?
alefaso kely indray ary ny dinika ,misaotra mialoha
:-*:-*
Ny famaizana zaza dia miankina amin'ny toetran'ilay zaza no hakan'ny Ray amandreny ny famaizana tsara mifandray aminy. Miankina amin'ny ditra vitany sy ny lalana manankery mifehy ny fiaraha-monina misy.
Ny zaza tiana no anarina fa tsy faizina. Fanabeazana no atao. Ny discipline dia zavatra tsara misy eo amin'ny fitaizana ary ny zava-dehibe dia ny fifanarahan'ny mpivady amin'ny fampandairana azy miaraka fa tsy hoe samy manana ny fampiharany azy eo amin'ny ankizy.
Ny modely tsara indrindra amin'ny fanabeazana dia ny Ray aman-dreny. Raha manana discipline ny ray aman-dreny ao an-trano dia manaraka ho azy ny zaza sy ny ankizy.
Ny zavatra na hevitra ijoroanao no tokony ho taratra eny aminao aloha vao miampita amin'ny fara mandimby.
17. niryna
(
13/01/2008 22:39)
cutie:
tantara foronina ve io lazain-jy io ry niryna sa tena izy :-D
aiza amin'ireo resaka ireo no tian-dry ho fantarina?
19. niryna
(
13/01/2008 23:38)
xxx:
le resaka mamo sy we voadaroka ka :-D
=))=)) misy miresaka hoe darohako ao ambony ao dia hoy ahoo hoe izaho ve no darohan'iny ? =))=))
20. niryna
(
13/01/2008 23:42)
niryna:
[
hoy ilay kamboty iza hoe,ny zokiny hono no mamony azy rehefa maditra izy dia iny mody misiotsioka dia tsy manampo ilay zaza ,hay izy efa mitondra hazo kely ao an-damosina ngy ,izany ve dia mba tiako :cry::D
xxx a hay ve ity e mamono azy fa tsy hoe mamo no izy eto ka. anjekaky o