Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeko anao
1. bebylavie
(
10/01/2008 13:47)
mitady ny tonon-kiran'i Alain sy Malala ilay hoe "Omeko anao" svp
novalian'i cutie ny 16/01/2008 16:54
2. cutie
(
10/01/2008 18:27)
io ve tsy le we :
Omeko anao
tsy misy fetra
Ny fitiavako rehetra
satria ianao
No nahay
Nanintona ny foko
Omeko ........
Raiso fa ho anao tsy misy fetra
zay sitrakao
De manjary tiako koa
Satria ianao
No andry iankinan'ny foko
Zay maminao
Manjary mamiko ihany koa
Omeko anao
ny fiainako
Omeko anao
tsy misy fetra
Ny fitiavako rehetra
satria ianao
No nahay
Nanintona ny foko
Omeko ........
Raiso fa ho anao tsy misy fetra
zay sitrakao
De manjary tiako koa
Satria ianao
No andry iankinan'ny foko
Zay maminao
Manjary mamiko ihany koa
Omeko anao
ny fiainako
7. bilakarenjy
(
14/01/2008 09:32)
Vao hatsofiko ao anaty blogiko zao io hiran'ny alain rabetrano io .
De any aminao zany za no maka hira ,ka ahoana ,raikitra sa tsy raikitra .
De any aminao zany za no maka hira ,ka ahoana ,raikitra sa tsy raikitra .
