fitarainana amin'ny tondro-peo

1. bibidia ( 09/01/2008 15:18)
mba miangavy anareo izay mampiditra tondro-peo eto @
serasera aho mba hamarino ny zavatra adikanareo fa izao ny olana ilay toninkira dia tafiditra fa ilay notes tsy eo izany hoe (tsy misy partitions) asa na azonareo ny tiako ho lazaina ohatra vorom-potsy miara-dia sns mba valoi inona ny olana misaotra
répondu par hery le 16/01/2008 10:07
2. Bafota ( 09/01/2008 17:47)
Misy maro tokoa ireo hira voalaza fa misy tondrom-peo nefa rehefa sokafana dia tonon-kira fotsiny de gaga koa ny tenanay:roll:
3. hery ( 16/01/2008 10:07)
Misy soratra isaky ny tondro-peo hoe "angataho hofafaina"

Mampalahelo fa mbola misy olona mampiditra tondro-peo tsisy tondro-peo akory.

Fiainana daholo zany :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564