mba miangavy anareo izay mampiditra tondro-peo eto @
serasera aho mba hamarino ny zavatra adikanareo fa izao ny olana ilay toninkira dia tafiditra fa ilay notes tsy eo izany hoe (tsy misy partitions) asa na azonareo ny tiako ho lazaina ohatra vorom-potsy miara-dia sns mba valoi inona ny olana misaotra