Hiakatra avo roa heny hono ny vokatra

1. saranga ( 09/01/2008 11:17)
Ampiakarina avo roa heny ny vokatra
Hatramin’ny 1985 no nilaza ny Boky mena fa hampitombooina avo roa heny ny voka-bary, izao no zavamisy : 1985 rendement 2,13t/ha ary 2006 : 2,53t/ha. Dia hanao magi eve Ravalo sa hampandainga ny tarehimarika, ny Ministra koa matahotra ny sezany sady tehalaza dia disoina ny tarehimarika. Aiza fa i Thailande sy Birmanie efa mpamokatra vary malaza tsy manome rendement afa-tsy 2-3t/ha mainka fa ny angadin-dramalagasy. Fa na ny volon-dohan-dramalagasy aza no haketsa tsy ho tratra izany. Aza fitahina ny gasy efa mafy ady sy tehiova e !
novalian'i Jeankely ny 14/01/2008 04:01
2. XxxX ( 09/01/2008 11:33)
saranga:

Ampiakarina avo roa heny ny vokatra
Hatramin’ny 1985 no nilaza ny Boky mena fa hampitombooina avo roa heny ny voka-bary, izao no zavamisy : 1985 rendement 2,13t/ha ary 2006 : 2,53t/ha. Dia hanao magi eve Ravalo
o leity ry saranga a!nga ravalo no namorona ny boky menan'ialahy?:roll::^):^)


3. simplex ( 09/01/2008 14:41)

saranga,

ra tsy azo ampitomboina tsony ny rendements dia ny surface cultivees ndray no ampitomboina e :P
Za akory tsy miteny hoe hanao an'zany ra8 an, fa le pessimisme no tiako hahitsy hoe tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto ;-)
4. rabaradaka ( 10/01/2008 13:46)
Tena inteligent nama ity simplex ity, zay mihitsy no sulution satria ny any Thailande sy Birmanie dia ny surface no tena mibahan-toerana
5. Jeankely ( 14/01/2008 04:01)
Lazao izay tena fikanao ry Rabaradaka TIM niala aa!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3855