Hala-bato tsy misy toa izany
1. saranga
(
09/01/2008 11:15)
Hala-bato
Hatramin’izay nisian’ny fifidianana teto Mada (depuis 1958) dia ny tamin’ny deputations sy communales teo no tena halabato mahamenatra. Ohatra iray, tao Ambanja, nandresy i Soleimana (indépendant) nahazo 54% ary TIM 36% nefa dia ny TIM no lasa eny Tsimbazaza Natao ny fanadihadiana rehetra dia nihaiky ny chef de districk fa nahodiny ny vato satria voatery aho hoy izy. Nanontaniana ny tao amin’ny MIRA dia nilaza fa baiko no azony dia nanaovana enquête ny tao amin’ny Primature dia nilaza koa fa ordre no azony. Valiny, Ravalo no nampaniraka ny chef de districk hangala-bato. Ireo enquêtes rehetra dia misy traces écrites avokoa. Ity no tarehimarika azo taorian’ny fanadihadiana : Députation TIM 85 siège, indépendant et autres 42 élus. Tamin’ny éléctions communales : TIM nahazo 48% soit 715 maires ary envbirons 800 maires soit 52%no azon’ny indépandants et consorts. Ny hanaporofoina an’io dia ny mouvement populaire tsy ho ela.
Rabaradaka

novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:00
3. rabingogilabanga
(
09/01/2008 12:12)
Ny mpagalabato dia hisy hatrany, nefa ny fitadiavana ny tsaratsara kokoa tsy maintsy atao foana(tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vita omaly, lanja miakatra ny fiainana), ary ny hampihena izany ho kely indrindra no tanjona,
-noho izany ovaina sy soloina izay tsy tsara, 16 millions ny gasy, soloana ny mpitondra raha tsy mahefa
-ary ny fanoherana mpitondra, sy ny revolution française, ohatra dia efa nisy foana depuis 1400, fa efa t@ fin 19è siècle vers 1800, izay nanapahandoha ny mpanjaka vao mba mitsinjo ny vahoaka ny mpitondra,ary manjaka ny demokrasia any frantsa

5. kiadi
(
10/01/2008 08:33)
ny hiafarani'zy ty de tahaka ny famadihana sy famorana! lasa fomban-drazana ilay oe" mouvement populaire",miverina isaky ny te hanala filoha
zany ve ny olona te handroso?
zany ve ny olona te handroso?
6. saranga
(
10/01/2008 13:34)
tena marina nama ilay hoe ovana ny toe-tsaina fa ny mandreraka dia mandainga loatra ny mpitondra, zay ange no tsy tantin'ny Gasy e, dia aiza ve ka efa nosalorana samboady ny Maires rehetra dia mbola hanantena inona ny hafa izay nahilika ?
7. pitchou
(
10/01/2008 17:58)
ngah tsy mety atao en douceur kosa moa le movemà pôpilera e! avoahy an-gazety daholo ny porofo rangah ho hitanay vahoaka fa aza manakouroutana fotsiny a! d ngah kou tsy azo atao otran'ny tsy misy ohatra le olona tsy tokony ho lany nefa mitiritirina ery? ohatra we refa 26 juin ka mbô te-hikabary izy d avela irery eo? 8O:roll::roll::roll:
8. xxx
(
10/01/2008 18:29)
atao en douceur ahoana? manakorotana ary ianao mbola tsisy miheno kou!, de avoaka gazety hoe? d mihevitra ianao fa hamela anizany hivoaka angazety ny pitondra
9. Jeankely
(
11/01/2008 03:00)
Fa naninona no nivadika xxx sa resaka x. INona koa no resaka tsy afaka mivoaka gazety izany? Mivoaka angazety daholo ny rehetra fa ny tiana apetraka dia hoe mitombona ary azo arahina sy mahay manaraka ilay hevitra ve ny vahoaka. Be ny resaka fa rano amndamosin'ny gana rehefa tsy tafita na tsy mitombona na tsy voarain'ny olona.