Rahoviana i Ravalo no hiala

1. saranga ( 09/01/2008 11:22)
Rahoviana no hiala Ravalo
Nolazaina fa tsy hijanona ela amin’ny fitondrana I Ravalo. Zao no marinamampitaha ny taona nijanonan’I dadatoa Deba teo amin’ny toerany izy fa eba nahavita 25 ans izy kosa hanao 15 ans fotsiny. Izay io resaka io fa anjarantsika no misaina. Raha amin’ny maha TIM ny tena dia efa karazan’ny ho rava tsy ho ela ihany ity fitondrana ity. Tsy mandainga I rabaradaka fa avo lenta loatra ny analyse asehoko ka tsy takatry ny sain’ny sasany mpino fotsiny ihany na dia efa I TGV aza no maire.
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 12:17
2. XxxX ( 09/01/2008 11:35)
d tadiavin'ialahy radeban'lahy v no haverina eo?:-D:-D:-D:-D:-D
3. rabingogilabanga ( 09/01/2008 12:32)
-Mitterand t@ 1983 niteny, 1 mandat de 7 ans ihany de ampy ho an'ny olona iray, 1988-1995, mbola izy no prezida
-ratsiraka t@ 1997 nilaza fa tsy hanao mandat intsony izy @ 2001, fantatrareo ny tohiny t@ election 2001-2002
samia maisavisa
4. kiadi ( 09/01/2008 15:20)
minoa fotsiny ihany :-D:-D:-D
5. sakaizakely ( 10/01/2008 13:58)
rehefa fongana tanteraka i Gasikara
6. HESHA ( 11/01/2008 12:29)
rehefa ts lany tsony izy na ts azo laniana tson.
Tsy efa oviana ndray zao ny constitution hifanaraka am eritreriny hiverenany farany eo ?
7. melody ( 11/01/2008 13:34)
3. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 09-01-2008 16:20:43
Lohateny : Re : Rahoviana i Ravalo no hiala
minoa fotsiny ihany

mino inn kay ry kiadi, hasio jiro kely e!
8. lancia ( 11/01/2008 19:19)
mbola tantara lava ty
9. Jeankely ( 12/01/2008 02:51)
Analyse avo lenta nefa tsy mahita ny rahampitso akory atao ahoana ny hiaiky fa mahita ny afaka 10 taona?
10. niryna ( 12/01/2008 06:22)
Asa aloha fa dia resaka tiana hateza marina izy ity.Izay tonga eo toa sintomina hianjera daholo.Ny firenentsika lehibe noho ny an'ny hafa kanefa dia ie,ie toa fitsikerana foana kosa no misy.Sa izay ilay hoe manao politika handaniana andro?
Efa ampy izay olona nitondra ka tsy namokatra izay,efa ela nijaliana isika.Avelao indray izy mba hitondra aloha fa na iza eo na iza misy foana ny mahita ho tsikeraina.
Ny vahiny no mahita ny fihovan'ny tanana,ny dion'ny tanana,ny fitafin'ny olona na manana na tsia.Fiainana mihasarotra?Hitovizana eran-tany io.Omeo sosokevitra ary izay eo amin'ny fitondrana e,aza mitsikera lava fotsiny fa tsy moramora ny mitondra vahoaka.Ny zanaka ao an-trano aza fotsivolo ny rar vao mahalehibe mitady ny mahasoa sy mahatsara aza andro aman'alina maika fa vahoaka .
Raha ny tsirairay no miova,samy manao izay mahasoa ny firenena,manao ny fahamarinana,mandeha amin'ny rariny daholo ny rehetra dia hivoatra isika e.Ny mitabe no tsy mba lanin'ny mamba ary ny akanga maro tsy vakin'amboa.
Miara mirona e any amin'ny lalantsara dia hisy vokantsoa sy fahombiazana ny firenena.
11. kiadi ( 12/01/2008 12:24)
melodie> :-D:-D:-D
12. Blazer ( 17/01/2008 09:08)
Rehefa lany ny vintana e,sa rehefa maty le osy
13. jiolah ( 21/01/2008 12:17)
tsy misy miala eo oooo!!!!:twisted::twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9306