ARETINA VE SA FAHAVORETRANA NO MAHATONGA ITY.

1. endrika01 ( 09/01/2008 14:29)
gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôly ny labozia gasy .=))=))=))=))=))=))=))=))=))
2. vale ( 09/01/2008 19:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D, bien vivants!!!!!koh!!!hihihihi:oops:
3. pissoa ( 09/01/2008 20:00)
toa misy zaza tsy be lelo be koooo :oops::-D
4. tsiambaratelo ( 09/01/2008 22:26)
Ny zaza tsy dia ampy angamba.
5. shyan1 ( 10/01/2008 15:44)
Sady tsy vitan'ny be lelo fa avy eo koa ilay lelo mbola marron marron be ny vovoka ilay avy milalao vovoka, na maintsomaintso beuu8O
6. xxx ( 10/01/2008 16:16)
izany koa ve dia atao resaka e :lol:
7. tsiambaratelo ( 13/01/2008 12:46)
raha azoko ny hevitra tian'ny endrika hahatongavana
aretina ve za fahakamoana no mahatonga ny zaza ho be lelo?
>>>>>angamba fahakamoana.
>>>>>mety ho aretina ihany koa,saingy tsy haiko hoe inn fa manotania mpitsabo hoan'ny zaza sa tsis an'izany?:D:D:D
8. tsiambaratelo ( 13/01/2008 12:48)
>azafady ,fahavoretrana kay no ery ambony ,ny ato an-tsaiko mantsy dia ny hakamoana 'zay no tiako havaly.
9. niryna ( 13/01/2008 23:31)
Tsy vitan'ny mavomavo be fa fafany amin'ny akanjontanany dia avy eo tsetsafiny. :miam:
ity no mbola tsy adinoko ry ireto a,nisy olona mpivarotra izay dia nobatainy ny zanany ary notrohiny ho any ambavany ilay lelo mavo be,tena marikoriko ahy mihitsy ary sarotra adinoina rehefa miresaka lelo hianareo.Io rangahy io no tena voretra k'ty =))
10. soanja ( 14/01/2008 06:06)
endrika01:

gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôly ny labozia gasy .=))=))=))=))=))=))=))=))=))


Betsaka ny zaza amin'izao fotoana izao no tsy mahazaka ny toetrandro na ny zavamisy eny amin'ny rivotra ka mahatonga azy hisy alerjia na ho be lelo na mikohaka lava sns.
Tsara foana raha entina mivoaka ny trano ny zaza mba hanao satroka kely hanakona azy amin'ny herin'ny masoandro. Rehefa tsy miantefa aminy avy hatrany anefa ny masoandro dia tsara raha esorina ny satroka. Raha mangatsiaka ny andro dia ilaina foana ny manisy satroka ny zaza.

Ny hoe aretina dia azo lazaina fa tsy aretina ilay izy , satria ny aretina dia mifindra na mety mamono na manelingelina ny fiodin'ilay zaza amin'ny fiainana. Saingy ilay izy kosa dia mazava ho azy raha hitanao fa mivaroraka ny lelon-jaza dia ny ray aman-dreny na izay lehibe eo no tokony hahalala hamafa ny lelony fa tsy avela ho feno vovoka na hamory lalitra eo.

Tsy firaharahana zaza izany amiko ary azo lazaina fa tsy fahalalana ny fitaizana.

Na zaza 15 volana aza dia azo ampianarina mamafa lelo. Omena azy ny mosara ary lazaina aminy ny toerana tokony hisy ny lelo na atoro azy hoe aiza no tsara fafany amin'ny mosara eo amin'ny tarehiny. Tsara raha misy fitaratra manodidina eo azo anoroana azy ny tokony hofafany. Rehefa miezaka mamafa ny lelony izy ka tsy vitany tsara dia izay vao miditra an-tsehatra ny olon-dehibe manampy azy mamafa ny ambiny.

Ianao mpijery dia afaka miteny hoe ndeha fafako ny lelonao raha tsy hoe angaha sarotiny ny reniny. Sady mampihatra fitiavan-jaza izany no modely koa amin'ny ray aman-dreniny eo. Manana mosara foana vonona rehefa any Madagasikara.


11. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:39)
niryna>>> hihihihi,tsy mampihomehy kay mou,sao tezitra eo i endrika01,niryna mety ho marina 'zay voalazanao 'zay.
ny any an-dafy no mpanao an'io,trohany ny any anaty horon-janany any,raha mbola kely alou tsy maninona é,fa rehefa mihalehibe kosa atoro arakin'ny voalaza ny namana eo ambony.
12. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:39)
soanja:

endrika01:

gAGA GAGA ho'aho zaho manontany tena hoe :ARETINA VE SA FAHAVORETRANA no mahatonga ireny zaza ireny ho be lelo,'zay toerana handalovako ka misy zaza milalao na mijorojoro dia ,toa mitarozaka be dôly ny labozia gasy .=))=))=))=))=))=))=))=))=))


Betsaka ny zaza amin'izao fotoana izao no tsy mahazaka ny toetrandro na ny zavamisy eny amin'ny rivotra ka mahatonga azy hisy alerjia na ho be lelo na mikohaka lava sns.
Tsara foana raha entina mivoaka ny trano ny zaza mba hanao satroka kely hanakona azy amin'ny herin'ny masoandro. Rehefa tsy miantefa aminy avy hatrany anefa ny masoandro dia tsara raha esorina ny satroka. Raha mangatsiaka ny andro dia ilaina foana ny manisy satroka ny zaza.

Ny hoe aretina dia azo lazaina fa tsy aretina ilay izy , satria ny aretina dia mifindra na mety mamono na manelingelina ny fiodin'ilay zaza amin'ny fiainana. Saingy ilay izy kosa dia mazava ho azy raha hitanao fa mivaroraka ny lelon-jaza dia ny ray aman-dreny na izay lehibe eo no tokony hahalala hamafa ny lelony fa tsy avela ho feno vovoka na hamory lalitra eo.

Tsy firaharahana zaza izany amiko ary azo lazaina fa tsy fahalalana ny fitaizana.

Na zaza 15 volana aza dia azo ampianarina mamafa lelo. Omena azy ny mosara ary lazaina aminy ny toerana tokony hisy ny lelo na atoro azy hoe aiza no tsara fafany amin'ny mosara eo amin'ny tarehiny. Tsara raha misy fitaratra manodidina eo azo anoroana azy ny tokony hofafany. Rehefa miezaka mamafa ny lelony izy ka tsy vitany tsara dia izay vao miditra an-tsehatra ny olon-dehibe manampy azy mamafa ny ambiny.

Ianao mpijery dia afaka miteny hoe ndeha fafako ny lelonao raha tsy hoe angaha sarotiny ny reniny. Sady mampihatra fitiavan-jaza izany no modely koa amin'ny ray aman-dreniny eo. Manana mosara foana vonona rehefa any Madagasikara.






© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941