HOAN'IZAY TSY MATAHO-DRANO

1. endrika01 ( 08/01/2008 14:38)
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny.
novalian'i endrika01 ny 08/02/2008 10:46
2. vale ( 08/01/2008 15:43)
Amby ampenariko indry fa zaih ty rano be!!!
anoratana hafatra????
3. nandrianina1 ( 08/01/2008 16:16)
ENDRIKA:
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny.

fa aona ko ary zany?
fa inn no idiran'ny antson'ny fo @ tsy mahay milomano e!tsy azoko mintsy8O
:arrow:tokony mba we any @ tetikasa sy vinavina
4. karinah ( 08/01/2008 16:26)
euuh,endrika: forméko ndry, zatra ny farany, anoratana???
5. Stretch ( 08/01/2008 17:50)
manomboka ao am baignoire kalongany retsy e !8O
6. Bafota ( 08/01/2008 18:17)
Raha te hahay hilomano an! de voalohany mila saina matanjaka tsy matahotra.Mivonona ny ho sempontepotra sy ho kofokofona koa,de mamerina indray fa tsy hoe fay.Fenoy rivotra tsara ny havokavoka de mandehana amin'izay ao anaty rano fara-faha marivony eo am'tenda,de somary mikorisa mitsingevana.....de tohizo fa ho mora io rehefa kiriana ianao.vita tompoko!
7. tsiambaratelo ( 08/01/2008 21:32)
Izaho koa tsy mahay,mbola mitondra chambre à air
8. sylvoalias ( 08/01/2008 23:14)
Mampiasa chambre a air,...miezaha mba milomano au mois 50m miala ny morondrano!.De ataovo pare ny paingotra.Tsindrony amin'izay le chambre a air(1x)!:!:. ka milomanosa kitana mamonjy miverina ny morondrano mandrapahakefok' ilay chambre air.
Tandremo fa tsyaintsy misy olona iray miasister anao.
Io no moyen haingana indrindra fianarana milomano...8O...
Avereno matetika io manevra io de @ farany tsy ilainao intsony ilay chambre a air.Andramo.:!::!::!:
9. vale ( 09/01/2008 02:10)
Bafota:

Raha te hahay hilomano an! de voalohany mila saina matanjaka tsy matahotra.Mivonona ny ho sempontepotra sy ho kofokofona koa,de mamerina indray fa tsy hoe fay.Fenoy rivotra tsara ny havokavoka de mandehana amin'izay ao anaty rano fara-faha marivony eo am'tenda,de somary mikorisa mitsingevana.....de tohizo fa ho mora io rehefa kiriana ianao.vita tompoko!

Tsy misy saina matanjaka amin'ny fianarana lomano, voky rano sy faifay mintsy enao vao afaka teo, io koa anie tsy vita ampianarina vava ohatr'izao fotsiny, mila pratika, tena azafady aloha fa tsa mba nanana opportunité nilomanosana an-dibo, na rano izany ny tanany, fa kely de nila ravin-kahitra e,() iny...]
faha2,faran'ny fianarana haingana indd miatomboka dieny mbola zazakely, iny ny zaza no ararotina ampianarina. Mila mianatra i endrika01, omena RDV ve e?:-P...tsy mi-blague izaho fa afaka mampiantra tsara. raha mila porofo,ao dago ihany ny fiankavina nay, rah mila mahita amboaras...i endrika....:)



10. vale ( 09/01/2008 02:13)
ny tanany: ny tenanay... .
11. vale ( 09/01/2008 02:49)
Strech: voalazan-dry retsy e, fa raha sport anie ny tiko tenenina am,le izy é mila dobo bé mintry,;-)
12. Bafota ( 09/01/2008 05:35)
Mila dobo be? Ka ny anay anie tsy dobo intsony fa ranomasim-be e!Methode iray ao anatin'ny exercice amin'ny abandon de navire io nomeko io,tsy voatery hoe zaza ihany no mora mahay milomano fa na efa antitra aza rehefa vonona lasa foana,
13. ari.malala ( 09/01/2008 07:38)
endrika01, hatraty io vato alatsaka io aky! za moa zany d matahotra faidran'ovana ireny maitre nageur ireny e!
14. endrika01 ( 09/01/2008 09:33)
Izaho mba nanandrana indray,indroa fa dia nihomehezany olona,tapaka ny tsinain-dry zareo,satria zah nikikika be raha vao tamy ny onja.
15. endrika01 ( 09/01/2008 09:38)
vale:

Amby ampenariko indry fa zaih ty rano be!!!
anoratana hafatra????



Sambatra 'nareo,ampianaro miits kah
16. endrika01 ( 09/01/2008 09:45)
nandrianina1:

ENDRIKA:
Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny.

fa aona ko ary zany?
fa inn no idiran'ny antson'ny fo @ tsy mahay milomano e!tsy azoko mintsy8O
:arrow:tokony mba we any @ tetikasa sy vinavina



>ka izaho anié mitady olona akaiky é,izay lay voalaza ao@Antson'ny fo,ka olona tena itokisana sao alatsak'olona anaty rano any ka 'zay vao "glii"
17. endrika01 ( 09/01/2008 09:48)
karinah:

euuh,endrika: forméko ndry, zatra ny farany, anoratana???



>zay tianao de tiko é,hanorato ary é!!!
18. endrika01 ( 09/01/2008 10:00)
Eny ho\'aho aki ry ari.malala,isika roa zany tokony miaraka mianatra é,milomano.Marina miits aloha ny voalaza ny Bafota ery ambony é;manasa loha aza aho d\'efa sepotra,indrindra lay manala ranon-tsavony iny, ka miantso mpanondraka !!!Tena aoka fotsiny!!!
19. endrika01 ( 09/01/2008 10:09)
Mitovy daholo ve ny fepetra tsy maintsy raisina ohatra(Andranomamy na dobo,ny piscine,ny ranomasina?)ary raha toerana misy \'zany ranomody izany?
20. ari.malala ( 09/01/2008 11:06)
enrdika01, te hianatra mafy ky za fa mbola ts afaka ao antsaiko ny nanjo ana tam mbola ankizy k aleo ngamba ny zanako no ampianariko d mahay tsara iz amzay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4693