HOAN'IZAY TSY MATAHO-DRANO

41. ari.malala ( 16/01/2008 13:21)
endrika01, ts malaelo za k! mimeheza mitns ra nisy nampime ny nitantarako an'ilay izy, fa za alou hoa, aoka izay! tena aoka izay!
42. endrika01 ( 18/01/2008 07:43)
i ari.malala,de mbola maître nageur koa ve no hampianatra ny ankizy?Araho maso tsara ary kou!!!
43. jiolah ( 21/01/2008 08:29)
za ndray tsy mihambo fa tena zanak'omby ts ampenarin-domano ka na ankletika na tsipy sandry io na rano mitsilany eny fa na tsikarok'alika aza.
Ho anao vao mianatra zany de zay tsikarok'alika zay alo atao de ho hita eoee8O8O8O8O
44. endrika01 ( 21/01/2008 12:25)
Jiolah>atao ahoana ny manao zany tsikarok\'alika zany!!! Za nglou mbola tsy nahita é,milay be ve?
45. jiolah ( 05/02/2008 13:06)
azafady fa zay vo ita le kestio. Ny tsikarok'alika de tsotra: alefa aloha le alika de dinihina ny fikany de ampiharina avy eo. Mora sady tsotra nefa ahaizana avy hatrany.Garantie100%
46. endrika01 ( 06/02/2008 07:48)
jiolah:

azafady fa zay vo ita le kestio. Ny tsikarok'alika de tsotra: alefa aloha le alika de dinihina ny fikany de ampiharina avy eo. Mora sady tsotra nefa ahaizana avy hatrany.Garantie100%



Ka le tôtôsy anié ry jiolah maivana de mitsingevana é,fa raha izaho no mitsikaroka hoatran'iny tonga dia vato alatsaka!Mbô marina mou é,
47. jiolah ( 07/02/2008 12:16)
zavatra filomano standard zany. Tsy mila hoe zao Kg na firy fa adapte amin'ny ol rehetra . Io alo no haiko voalohany tamin'zany e de nianatra an'le stilina hafa
48. endrika01 ( 08/02/2008 10:46)
Misy namana manomé hvt we,mividiana ndri vatan\"akondro dia mamikira amin\'io!Aiza kou no hahamarina izany,tsy vao maika aho hilentika,!An an aleo iany manao hoatran\'i ari kah,tonga de tsy mianatra tsony miints!(vazivazy ray an-dalana fa zah tena tena tena efa manonofy milomano miints @alina)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976