HOAN'IZAY TSY MATAHO-DRANO

21. vale ( 09/01/2008 12:36)
Bafota:

Mila dobo be? Ka ny anay anie tsy dobo intsony fa ranomasim-be e!Methode iray ao anatin'ny exercice amin'ny abandon de navire io nomeko io,tsy voatery hoe zaza ihany no mora mahay milomano fa na efa antitra aza rehefa vonona lasa foana,
ouais, blabli,zany ny fnaovana trénémà an-dobo kely?:lol:,ranomasina indray tsy haiko,kely fotsiny:(:(:(:D

22. endrika01 ( 09/01/2008 14:04)
Dia tena fay zany i ari.malala 'zao?f'angaha ianao efa latsaka tanaty rano?
de tsy hiara-hianatra zany tsika?fa nainona tokoa ndriko é?mba tantarao ankia!!:-*:-*:-*:-*:-*

23. kelly13 ( 10/01/2008 09:39)
ari.malala>tope le 5 hozy ny zanako zay, za kou vato alatsaka, hé hé hé, sady tsy te hianatra rahateo, hihihi.
24. sakaizakely ( 10/01/2008 10:48)
ilaina ihany anie ilay fahaizana milomano, aleo ihany mianatra fa mieux vaut (té)tard que jamais

za kou efa + 20 taona no nianatra fa tsy nitelina rano zany an :°) nahazo moniteur perso manko hihihi

mila mianatra manao planche dorsale/ventrale voalohany indrindra izay vao mianatra manao mouvements, brasse no mora indrindra

io zany vale fa efa vonona hampianatra
25. sakaizakely ( 10/01/2008 10:51)
sylvoalias:
Mampiasa chambre a air,...miezaha mba milomano au mois 50m miala ny morondrano!.De ataovo pare ny paingotra.Tsindrony amin'izay le chambre a air(1x)!. ka milomanosa kitana mamonjy miverina ny morondrano mandrapahakefok' ilay chambre air.
Tandremo fa tsyaintsy misy olona iray miasister anao.
Io no moyen haingana indrindra fianarana milomano......

dia mba synchro ve ny mouvements @ zany ? Sa manao filomanosan'ny alikakely anaty rano :P:P:P:P:P

Tsy dia tena efikasy zany e
26. vahiny2004 ( 10/01/2008 11:42)
sylvoalias:

Mampiasa chambre a air,...miezaha mba milomano au mois 50m miala ny morondrano!.De ataovo pare ny paingotra.Tsindrony amin'izay le chambre a air(1x)!:!:. ka milomanosa kitana mamonjy miverina ny morondrano mandrapahakefok' ilay chambre air.
Tandremo fa tsyaintsy misy olona iray miasister anao.
Io no moyen haingana indrindra fianarana milomano...8O...
Avereno matetika io manevra io de @ farany tsy ilainao intsony ilay chambre a air.Andramo.:!::!::!:

Mila manimba chambre à air firy vao mety mahay ?
27. shyan1 ( 10/01/2008 15:24)
vahiny2004:

28. shyan1 ( 10/01/2008 15:27)
Iza moa ny te hiara hianatra hilomano amiko fa za koa zao hanomboka, fa nenah tonga di any tahotro ny tonga aloha dia tsy sahy miroboka ao anaty rano, nefa moa misy fiantombohany ny zavatra rehetra moa za koa andeha hanao vacances elabe any amin'ny ranomasina dia mba te hianatra mafy aho, ka ny fanontaniako hoe aiza misy mâitre nageur tena efficace, dia sao dia misy te hiara hianatra hilomano amiko ao
29. endrika01 ( 11/01/2008 11:23)
Efa wé zah,mbô te hianatra!!!.Dia raha samy tsy mahay no tafaraka de ahoana?
30. achrafhanna ( 11/01/2008 17:41)
Zaho aloha tsy mahay ihany koa é,refa tonga aty aminay i Bafota dia ampianaro aho.Hiiii
31. Vitsikakely ( 13/01/2008 10:29)
endrika01:

Za ry zareo tena tsy mahay milomano miits â!Mbô mila fanampiana sy fanazavazavana fanampiny.
=))=))=))=))=))=))=))=))

32. bilakarenjy ( 13/01/2008 10:58)
hay mitovy amiko koa ianareo kay ,za efa saika nahay de avy eo tsy nahay tampoka ,de lasa tsy nahay intsony nony taty aoriana ,nefa ny cousin-ko sy ny namako rehetra tena mahay milomano daholo .

33. tsiambaratelo ( 13/01/2008 11:07)
shyan1:

vahiny2004:

sylvoalias:

Mampiasa chambre a air,...miezaha mba milomano au mois 50m miala ny morondrano!.De ataovo pare ny paingotra.Tsindrony amin'izay le chambre a air(1x)!:!:. ka milomanosa kitana mamonjy miverina ny morondrano mandrapahakefok' ilay chambre air.
Tandremo fa tsyaintsy misy olona iray miasister anao.
Io no moyen haingana indrindra fianarana milomano...8O...
Avereno matetika io manevra io de @ farany tsy ilainao intsony ilay chambre a air.Andramo.:!::!::!:

ZAho aza tsy niala ny 10m ,d'efa zakan'ny onjan-dranomasina ,natsipiny tery amorona,ka vao maika hoe handeha eny @ 50m,efa feno rano be ny kibo.namikipikitra tambony vato ny tongotra fa nisy vato tany @ lay toerana.=))=))=))=))=))=))
Mila manimba chambre à air firy vao mety mahay ?

34. tsiambaratelo ( 13/01/2008 11:12)
Ity misy fanotaniana kely,inona kay no mahatonga an'le crampe?,(hoatrizaO VE NO FANORATRA AZY?)tsy ampy 15minute za no nitsoboka tanaty rano dia vahotra be ny tongotro.

Inona no tokony hatao mba ialana amin'io???=D=D=D=D
35. Vitsikakely ( 14/01/2008 05:18)
Mila manao entérenéma hono é
36. ari.malala ( 14/01/2008 07:13)
endrika01:

Dia tena fay zany i ari.malala 'zao?f'angaha ianao efa latsaka tanaty rano?
de tsy hiara-hianatra zany tsika?fa nainona tokoa ndriko é?mba tantarao ankia!!:-*:-*:-*:-*:-*

tena fay mints ky za a! classe de 4è ah tamzay, andro alarobia hariva, nahavatra ningitrika exposé, nefa tour nay ny manoa exposé ny ampitso fa hoe hianatra hilomano tao @ piscine tao Ampefiloha. Dia tonga ny tena hoe hianatra, nazoto tsara mints alou, nandro sns, d le mobla variana tsara nijery ny manodidina sy nitsiriritra ny olona mahay milomano teo iny aho no noraisin'ilay maître nageur d natsipiny tery ampovoandrano tery tao am grand bain... ts haiko na notsipazany perche iany aho na tsia, fa nytao antsaiko d we ts maints tonga ery am sisiny aho d nilentika ko nitranga ko nilentika ko nitranga ko, farany tonga teny am sisiny iany, fa vao tonga teny am sisiny ah d niakatra niverina nandro ary nody ts niverina intsony mandrak'ity ny androany... ny notiko zéro, za traumatisée... mandrak'ity ny androany.

kelly13, za aky ts hianatra tsony a! aleo amzao hihihi
37. endrika01 ( 14/01/2008 13:56)
Manao zay hahatapaka ny tsinaiko miits indry ry ari.malala a,laingako kanjo n zany ô!!!Sao de malahelo eo an,njy aza \'zany de tena tsy tia milomano ntsony!!!Ka raha atsipy zany kosa aloha e e e eh,hoento aho ra tongotro,vonjeo!!!
38. sakaizakely ( 14/01/2008 14:11)
natsipiny tery ampovoandrano tery tao am grand bain

8O8O8O8O8O

njekaky o
tsy mahagaga njy raha traumatisée
mbo kary olona kou zany maître nageur zany ry ari, nôfa be le metody, aiza mou no tsy handamoka
39. nanourand ( 15/01/2008 20:00)
sakaizakely:

natsipiny tery ampovoandrano tery tao am grand bain

8O8O8O8O8O

njekaky o
tsy mahagaga njy raha traumatisée
mbo kary olona kou zany maître nageur zany ry ari, nôfa be le metody, aiza mou no tsy handamoka

=))=)) =)) =)) =))
^:^
40. tsiambaratelo ( 15/01/2008 20:41)
ari.malala:

endrika01:

Dia tena fay zany i ari.malala 'zao?f'angaha ianao efa latsaka tanaty rano?
de tsy hiara-hianatra zany tsika?fa nainona tokoa ndriko é?mba tantarao ankia!!:-*:-*:-*:-*:-*

tena fay mints ky za a! classe de 4è ah tamzay, andro alarobia hariva, nahavatra ningitrika exposé, nefa tour nay ny manoa exposé ny ampitso fa hoe hianatra hilomano tao @ piscine tao Ampefiloha. Dia tonga ny tena hoe hianatra, nazoto tsara mints alou, nandro sns, d le mobla variana tsara nijery ny manodidina sy nitsiriritra ny olona mahay milomano teo iny aho no noraisin'ilay maître nageur d natsipiny tery ampovoandrano tery tao am grand bain... ts haiko na notsipazany perche iany aho na tsia, fa nytao antsaiko d we ts maints tonga ery am sisiny aho d nilentika ko nitranga ko nilentika ko nitranga ko, farany tonga teny am sisiny iany, fa vao tonga teny am sisiny ah d niakatra niverina nandro ary nody ts niverina intsony mandrak'ity ny androany... ny notiko zéro, za traumatisée... mandrak'ity ny androany.

kelly13, za aky ts hianatra tsony a! aleo amzao hihihi

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2167