LHL MAMONO VADY

1. peugeot ( 04/01/2008 14:17)
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e
2. Veloo ( 04/01/2008 14:37)
za aloha dia contre be mihitsy a ary tokony higadra otrany aty :wink:
3. cutie ( 04/01/2008 15:00)
daroana any koa refa mamono :-d
4. Veloo ( 04/01/2008 15:05)
hahahha ndry ndray lasa migadra eo knou :-D:-D:-D:-D
5. kelly13 ( 04/01/2008 15:10)
tsy misy eritreretiko ny momba ny lhl mamono vady zany, ah si ka, mila mande mitsabo saina fa efa lasa gaigy
6. cutie ( 04/01/2008 15:15)
veloo
ze nitarika no migadra ka :-D
7. Veloo ( 04/01/2008 15:23)
cutie :-D:-D
kelly, ie marina zany :-D:-D:-D
8. cutie ( 04/01/2008 15:30)
veloo
self defense :-D
9. raivokely ( 04/01/2008 15:31)
avelao varimbariana iny de darohana koa
10. cutie ( 04/01/2008 15:32)
:-D
11. Veloo ( 04/01/2008 15:36)
:-D:-D
i peugeot angaha mamono vady? hihihihi
12. xxx ( 04/01/2008 15:37)
peugeot:

Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e

rahonana izy raha mbola mamono fa raha maka plaisir mamono anao foana dia torio ny fanafodiny na hisaraka aza! aretina ireny ka ntandremo sao mamono mahafaty ny farany:?


13. pissoa ( 04/01/2008 16:55)
peugeot:

Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e

dia vonoina koa ka ! :°)

14. xxx ( 04/01/2008 16:56)
de hoe mifanakera vata-korona fa samy matanjaka izany?????
15. sakaizakely ( 04/01/2008 17:08)
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e


tena tsisy fika

aleo ihany vhv mamono lhl :-D:-D:-D:-D
safosafoina @ maoashigeri ny 7mbenany ohatra

resaka resaka
misy ohabolana arabo izay hoe raha tsy fantatrao ny antony amonoan'ny vadinao anao, izy mahalala azy :cry:

tsy fantatro raha tena marina na tsia
16. tendry77 ( 04/01/2008 17:28)
mba farito kely le lohahevitra kalongany
Fa mazana rehefa mandeha ny rangotra vao misy fantsy miainga,lehilahy manao contre ataqqq lety ah:-D:-D:-D
17. AOSTN ( 04/01/2008 17:33)
Fa ny fifandeferana ihany no tokony hanjka de tsy hisy izany.De ny FITIAVANA koa no lehibe indrindra e!:wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink:wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink::wink:
18. simplex ( 04/01/2008 18:31)
Sao dia mba hoe masosista kosa le vadiny e, ny lelah nge tsara fanah be doly e :roll: ra te hamaly faty izy d mba afamadika ndray ny toerana :-w manao akanjo sy bottes de cuires, miaraka @ karavasy: oui maitresse :{:{:{
19. xxx ( 04/01/2008 18:40)
simplex:

ny lelah nge tsara fanah be doly e :roll:
8O


20. simplex ( 04/01/2008 18:48)

xxx:
8O
fa nga tsy fantatrao? :P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3419