LHL MAMONO VADY
21. lemenakely
(
04/01/2008 19:35)
tsy atao mahagaga izany e koa i RA8 aza malàza mpamono vady koa maika ve fa ny olontsotra ! h ih ih i
23. la
(
06/01/2008 08:18)
simplex> sambany zah vo naheno fa ny lhl tsara fanahy be daholo8O8O:-w:-w ny itako de to devoly manafi-tandroka aby akamaroany na dia tsy izy rehetra aza:)
24. xxx
(
06/01/2008 08:45)
simplex:
xxx:fa nga tsy fantatrao? :P
8O
tena mba vaovao amiko izany kalé! ho tanteraka anie izany amen!:°)
25. popolita
(
06/01/2008 12:02)
ny tsara mba hitako d refa mamono d maka certificat medical any @ dokotera.
26. tynah
(
06/01/2008 16:26)
Tsy misy mety vonoina zany eo. Valiako ny ahy dia hita eo ny tohiny.:twisted:
27. simplex
(
06/01/2008 19:31)
la,
devoly tsara fanahy izy zany e: anjely :°):P
xxx,
zao no fiteny ka: "aoka ho tanteraka amiko araka ny teninao", hahazo mesia enao aorinan'zay ;-)
29. melody
(
07/01/2008 14:52)
Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 04-01-2008 20:35:20
Lohateny : Re : LHL MAMONO VADY
tsy atao mahagaga izany e koa i RA8 aza malàza mpamono vady koa maika ve fa ny olontsotra ! h ih ih i
Inona indray ity tsaho ity ry lemenakely?
2. Mpandefa : cutie [ Valio ] 04-01-2008 16:00:34
Lohateny : Re : LHL MAMONO VADY
daroana any koa refa mamono :-d
saika tapaka ny tsinaiko namaky io, indry ity an=))=))
31. reve
(
08/01/2008 06:05)
aza miady hoa fa mifanekera!=))
ny akoho no vonovono fahatany fa ra samy olombelona zao ve de mety zany !ny fanafodiny de ra bavo bandy midaroka zany hialao hoatran'ny tsy teo bandy milay eran'izao tontolo zao ve de.... avy aty amiko fa za tsy mamono zany fa manafosafo aza ataoko! =))=))=))
ny akoho no vonovono fahatany fa ra samy olombelona zao ve de mety zany !ny fanafodiny de ra bavo bandy midaroka zany hialao hoatran'ny tsy teo bandy milay eran'izao tontolo zao ve de.... avy aty amiko fa za tsy mamono zany fa manafosafo aza ataoko! =))=))=))
32. peugeot
(
10/01/2008 08:43)
tena samy manana ny heviny marina e / tadidio anefa ry vhv fa ianareo anie ka tsy be sandry e ka ra ireo hevitrareo reo no atao de tsy misy tokatrano vanona eo ,refa mamely anareo zany amely ko nareo hihihih,fa nga tsy misy fika akoatrizay ?
33. rapala
(
10/01/2008 14:53)
peugeot: tsisy, daroana hoy i cutie izay dia tena tsapany tsara we ka marary ilay vonona a:wink:
34. tsoupou
(
12/01/2008 05:55)
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity eRaha za no mahita an zany kofoboay zany dé domiko maty am peugeot 404 izy dé tonga dé fisaka be tsisy raisina eo
35. soanja
(
12/01/2008 15:55)
peugeot:
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e
Torio izy fa efa misy izao ny lalana mifehy izany famonoana an-tokatrano izany.
Ny fanabeazana no tsy ampy mahatonga izany. Mila ampafatarina ny zaza, ankizy , tanora, olon-dehibe hoe misy valeur ny vatan'olombelona ary nomena ny saina hampiasaina rehefa misy ny tsy fifankazahoana.
36. bilakarenjy
(
13/01/2008 13:04)
tokony tsy hisy mihitsy ny lehilahy mamono vady na ny vavy milako ny vadiny , fa miankina @ tranga nihaviany kosa aloha e!, fa manjary lasa misy mikotrika valifaty sy lolom-po na ny andaniny na ny ankilany any aoriana any ,dia vao maika aza gravy noho ny milako avy hatrany ,fa afa-baraka eny @ fitsarana sy lasa firesaka @ gazety toy ity :
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=329
http://www.lexpressmada.com/index.php/pub/2007/photos/index.php?p=display&id=9341
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=329
http://www.lexpressmada.com/index.php/pub/2007/photos/index.php?p=display&id=9341
38. tsaralaza
(
20/01/2008 20:28)
raha vhv fa nozarin'ny ray amandreniny lako izy dia lakoiko fa raha zatra lango2 sy teny malefaka dia omeko teny malefak ko
39. naughtyboy
(
20/01/2008 22:03)
tsy alehany less ry zalah zany bandy milako sipa zany a n'in2 fialantsiny,tsy herisetra akory no fampiasaina ny ozatra @ vhv fa fitiavana:-P:-P
