jesoa "jiosy mpanota"

1. fijo ( 02/01/2008 22:23)
dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy.

i "hirsh jean" no miteny:
hoy izy,i jesoa dia tsy nisaraka tamin'ny finoana jiosy mihintsy,satria izy dia teraka jiosy ary maty jiosy.

ary rehefa noanontanian'i "lucien Levy" izy hoe ahoana izany no fahitanao an'i jesoa?ia izao no valiny"i jesoa dia jiosy mpanota"c'est un juif pécheur.

ka ny jiosy izay niara niaina taminy aza izay no fahitany azy,nahoan any tsy nahalala azy no milaza azy ho masina?
novalian'i prime ny 14/01/2008 14:12
2. ikaretsaka ( 03/01/2008 00:17)
pRecheur fa adinon'ialahy ny nihaino le R fa bada lela lery:-D
Lisany sy io fi rouler-na r io manko!
3. dailynews ( 03/01/2008 02:39)
Izay no maha Andriamanitra Azy, tsy nahalala ota na dia nifono vatan olombelona aza.

II Kor 5: 21=> Izay ( Jesoa io, jereo ny soratra talohany) tsy nahalala ota dia efa nataony ota hamonjy antsika, mba ho tonga fahamarinana Atra ao aminy koa isika
4. kiranil ( 03/01/2008 04:41)
Miarahaba,

Tratry ny taona.

Tsy vao androany, na t@ ity taona vaovao 2008 ity, no nilazana fa Jesosy Kristy dia \"jiosy mpanota\",

Fa na Jesosy Kristy aza t@ Izy tety an-tany dia nilaza hoe: Ho lavina Izy, ary ho ampijaliana sy hovonoina ho faty.


Hoy Izy: Ny Zanak\'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin\'ny loholona sy ny lohan\'ny mpisorona mbamin\'ny mpanora-dalàna sady hovonoiny; ary amin\'ny andro fahatelo dia hatsangana.


Kanefa amin\'ny maha Andriamanitra Azy dia tsy naharesy azy ny fahafatesana fa nitsangana tamin\'ny maty Izy ary ho porofo fa diso ireo niampanga Azy ho \'mpanota\'


Raha nanota Izy dia tsy nitsanagana tamin\'ny maty; fa dia maty tahaka ny \'jiosy mpanota\' rehetra.

http://www.voxdei.org/afficher_rubrique.php?section=chretiens&rubrique=qui%20est%20jesus

Misaotra

PS: Fijo= \"malagasy tsy mpanota\"-- sa diso ve za?:D
5. hery ( 03/01/2008 08:23)
ka ny jiosy izay niara niaina taminy aza izay no fahitany azy,nahoan any tsy nahalala azy no milaza azy ho masina?


Tsy azoko indray io raisonnement-n'i fijo io :-)

Raha misy sipa niaraka @ fijo taloha ve milaza hoe tena kofa tsisy ilana azy iny fijo iny... dia tokony hino an'izay daholo ny sipa aty aoriana? :-)

Dia avy eo hiteny hoe ny sipa niara-niaina taminy aza izany no fahitany azy... ka ianao izay sipa tsy nahalala azy ve no hilaza hoe milay izy? :-)
6. rakapy ( 03/01/2008 10:04)
Hery> Ka tsy mitovy anie zany e ! sipa anie ka olona iray ary ny Jiosy dia vahoaka e!ka nefa tsisy iray nilaza na antoko tao nilaza fa masina na izy tokoa no zanak'A/tra?:{:{:{
7. ravatorano ( 03/01/2008 10:11)
voavaky e !
ahona ndray zany ra fijo an ! hihihihi
elah ty d tena mahay miroulé r marrrrina kle
ika< :-D:-D:-D:-D
8. Rafotsy ( 03/01/2008 10:28)
fijo:

dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy.

i "hirsh jean" no miteny:
hoy izy,i jesoa dia tsy nisaraka tamin'ny finoana jiosy mihintsy,satria izy dia teraka jiosy ary maty jiosy.

ary rehefa noanontanian'i "lucien Levy" izy hoe ahoana izany no fahitanao an'i jesoa?ia izao no valiny"i jesoa dia jiosy mpanota"c'est un juif pécheur.

ka ny jiosy izay niara niaina taminy aza izay no fahitany azy,nahoan any tsy nahalala azy no milaza azy ho masina?

Salut !
Ho any ny juifs anie Jesosy dia mpisandoka fa tsy mpanota fotsiny e ! Ry zareo mbola miandry ny messie !
Ny juifs io fa misy indray ny juifs messianiques no mino fa io Jesosy io ilay Messie !
Izay no mba fantako dia zaraiko !
Fa na izany na tsy izany , dia izaho mino azy tanteraka e :-*:-*


9. karinah ( 03/01/2008 11:31)
Izaho koa mino fa nisy jesoa Kristy , fa ny oe masina na tsia, mitovy raisonnement amin'i dailynews aho:)!!!
10. niryna ( 03/01/2008 19:12)
=D
Rafotsy:

fijo:

dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy.

i "hirsh jean" no miteny:
hoy izy,i jesoa dia tsy nisaraka tamin'ny finoana jiosy mihintsy,satria izy dia teraka jiosy ary maty jiosy.

ary rehefa noanontanian'i "lucien Levy" izy hoe ahoana izany no fahitanao an'i jesoa?ia izao no valiny"i jesoa dia jiosy mpanota"c'est un juif pécheur.

ka ny jiosy izay niara niaina taminy aza izay no fahitany azy,nahoan any tsy nahalala azy no milaza azy ho masina?

Salut !
Ho any ny juifs anie Jesosy dia mpisandoka fa tsy mpanota fotsiny e ! Ry zareo mbola miandry ny messie !
Ny juifs io fa misy indray ny juifs messianiques no mino fa io Jesosy io ilay Messie !
Izay no mba fantako dia zaraiko !
Fa na izany na tsy izany , dia izaho mino azy tanteraka e :-*:-*


fijo> mihaino soratra masina izany ve hianao ahitanao ny teny ho tsipahina lava ? :roll: hafahafa koa izany :D:D
rafotsy >:D
=D^:^ ny mpaminany tsy masina an-taniny.Matoa toheriny foana ny soratra masina dia misy zavatra manitikitikita azy ao (fitsiriritana saingy mitady tena porofo)ny mpitory teny dia toherin'ireo tsy mino Azy .Finoana (faith) tsy mila porofo fa ao anaty ka izay manana azy no ahita an'i "Tompo"
Izay no fahitany azy dia izay,tsy hiadina hevitra ,samy mandray izay tandrifiny.:D

Velona ho an'i kristy,maty ho an'i kristy .


I (l)JESUS
:-*

11. fijo ( 03/01/2008 22:20)
hoy i hery:"Raha misy sipa niaraka @ fijo taloha ve milaza hoe tena kofa tsisy ilana azy iny fijo iny... dia tokony hino an'izay daholo ny sipa aty aoriana? "

dia tsoriko aloha,fa rah aizaho no sipa manaraka eo dia miahiahy aho rah ahiaraka amin'i fijo rehefa avy naheno an'io.

ary ity hoan'i hery.raha miteny izao ny gasy hoe i ratsiraka dia olona tena nanimba ny malagasy.amin'ny maha gasy an'i hery .mino an'io sa tsia???
12. fijo ( 03/01/2008 22:23)
hoy rafotsy:"Ho any ny juifs anie Jesosy dia mpisandoka "io dia efa imbetsaka no henoko sy itako voalazan'ny boky.
13. xxx ( 03/01/2008 22:31)
za alou tsy mino an'i jesosy fa mino an'Atra e
14. fijo ( 03/01/2008 22:36)
iny koa iray nitsipaka le
15. xxx ( 03/01/2008 22:58)
fijo :-D
16. fijo ( 03/01/2008 23:01)
ka misy manizingizina fa jesoa irery ihany no lalana ko.
17. xxx ( 03/01/2008 23:03)
ho an;ny ze mino azy :)
in ny olana moa
18. fijo ( 03/01/2008 23:06)
de tsy hayizany izay tena lalana ko,ny ahy koa mantsy lalana mankany ihany
19. xxx ( 03/01/2008 23:07)
mankaiza io :)
20. ikaretsaka ( 03/01/2008 23:10)
ilay jesoa irery no lalana tsy olako loatra satria nisy olomasina niteny ary lery koa aza niteny an'io

fa ilay hoe ny baiboly ihany no lalana mankany @ jesosy.... tsy nisy kozy momban'io mihitsy na ao anatin'ilay baiboly aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3472