jesoa "jiosy mpanota"

21. fijo ( 03/01/2008 23:10)
mankany paradisa ko
22. xxx ( 03/01/2008 23:13)
za koa mba te ho any ry fijo a :-D
23. ikaretsaka ( 03/01/2008 23:15)
manaova reservation.. fa assureo hoe le tena mankany tengenana fa matin'ny transbordement eo
24. fijo ( 03/01/2008 23:16)
de manaraha ahy ary e fa hoentiko any.

de mifanaraha tsara elahy isany ry ika fa tsy mazava aminay intsony le tena izy aminareo mpino ka
25. xxx ( 03/01/2008 23:16)
toa tsy mila reservation tsony za raha ny fahitako azy :-D
26. fijo ( 03/01/2008 23:25)
an an avy dia direkta mihintsy ko
27. cutie ( 03/01/2008 23:26)
efa haiko mitsy :-D
28. fijo ( 03/01/2008 23:29)
sady ateriko any amin'ny lanitra manga
29. cutie ( 03/01/2008 23:34)
:-D :-D :-D
ahoana tsara alou le lalana mankany
30. fijo ( 03/01/2008 23:35)
hoadray,rehefa mena vodilanitra iny no mankaty dia ateriko avy dia mivantana any mihintsy
31. cutie ( 03/01/2008 23:37)
:-D :-D :-D
de mbola miverina avy eo a
32. fijo ( 03/01/2008 23:38)
hoadray ,averiko ka,tantanako mihintsy miverina
33. cutie ( 03/01/2008 23:39)
:-D :-D :-D
34. fijo ( 03/01/2008 23:43)
ary rah asempotra aza fa fiakarana be mo any mankany doa homeko rano
35. cutie ( 03/01/2008 23:43)
dite we :-d
36. fijo ( 03/01/2008 23:49)
izay tiandry e.
37. cutie ( 03/01/2008 23:52)
bonne nuit alou :)
38. fijo ( 04/01/2008 23:40)
bn nui e
39. prime ( 08/01/2008 11:01)
Io nambaran'i daily io no mahafehy azy...
40. fijo ( 09/01/2008 23:26)
ka io tsy voatery hoe marina amin'ny rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2059