jesoa "jiosy mpanota"
41. prime
(
10/01/2008 06:18)
fijo> azon'ny rehetra tsy ekena... fa ilay toy izao indrindra no mahatonga ilay fanamarihana atsy ambadika atsy ambaranao hoe lasa mitsara sy manambany ny kristiana... nefa tsy ny kristiana no mitsara sy manambany fa ny tsirairay matetika no tsy mino ny tenin'Andriamanitra...
Ny baiboly efa manambara fa sady tsy nanota no tsy nahalala ota Kristy... dia ianao mamaly hoe fa tsy marina ho an'ny rehetra... tsy ilay marina ho an'ny rehetra no ambaran'ny baiboly fa ilay marina araka an'Andriamanitra... ary tsy vita hatreo fa Kristy mihitsy ilay FAHAMARINANA... ka zon'ny tsirairay no tsy mino sy tsy manaiky izany fa mbola ho avy ny andro anehoan'i Kristy ny fahafenoany...
Ary na ny soratra masina ihany aza dia manazava tsy indray mandeha fa ny hevitr'Andriamanitra tsy hevitr'olombelona...

42. fijo
(
10/01/2008 23:53)
prime dia tena sahin'ise ve no milaza fa ny kristianina dia tsy nanambany ny fombandrazan'ny vahoaka nitoriany teny voalohany?????
43. prime
(
11/01/2008 09:21)
Izaho tsy anisan'ireo kristiana nitory teny voalohany ka afaka tena hanome valin-teny mahafapo anao, sady rahateo ianao koa toy izany tsy nahita ny tena marina fa nihaino izay nambara...
Ny Apostoly no kristiana nampiely ny filazantsara voalohany... raha vakiana tsara ny misiona nataon'ireo Apostoly dia tsy fanambaniana ny fomban-drazana no nataony na ny fomban-drazana no notoheriny, fa ny filazantsara no novoiziny araka ny fampianaran'i Kristy sy ny tanjona tian'Andriamanitra ahatongavana... saingy nisy ireo fomban-drazana nampibaribary kosa ny fanoherana an'Andriamanitra izay tena nahitsin'izy ireo (ohatra ny fanaovana fanatitra ho an'ny sampy nataon'ny fiangonana kristiana sasany tamin'izany fotoana), fa na tsy mety intsony ny hanaovana azy na tsy dia manan-danja loatra amin'ny fanarahana dia an'i Kristy (ohatra ny lalànan'ny famoràna teo amin'ny jiosy)...

44. rabilabila
(
11/01/2008 21:28)
prime
Araky ny efa nolazaiko tany ambadimbadika tany ,izay nisy nanontany hoe : Iza sy ho an\'iza no nanoratana ny TT dia efa nilaza aho fa izy io dia tantaran\'i Abrahama sy ny Jiosy http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m473e107497eb4
Avy eo dia nisy ny TV izay niandohan\'ny Kristianisma ( izay d\'origine juive ),izay mbola tsy dia tena lavorary ( pré-christianisme )mandra-pahatonga an\'i Paoly .
Inona no tena fenitra ?
Ny hanaparitaka ny fivavahana amin\'ny olona ankoatran\'ny Jiosy (ireo gentils sy ny helleniques ) ary ny firenena hafa.
Ahoana no fomba nahalavorariana an\'izany ?
Nanomboka nanao remise en question ny traditions juives ry zareo (ohatra ny fanafohanana ny famoràna ho an\'izay tsy jiosy te-ho kristianina ,ary ny tsy maha-voatery ny hifady sakafo ) sy ireo tatitra rehetra momba an\'i Josoa (izay ampatsiahiviko fa nirahin\'andriamanitra hitondra ny zanany ho any Kanana ary nandringana zaza amam-behivavy eny fa na dia ireo vao minono aza teny amin\'ny toerana rehatra nandalovany....) ; saingy kosa tsy afaka nitsipaka tanteraka ,na nanohitra tanteraka satria ny filiation-n\' Jesoa dia miala hatrany amin\'ny TT (Davida) ary eo koa ny \"didy folo \" ............( fanazavàna maimaika ary amin\'ny ankapobeny io ary azo tovonana amin\'ireo boky marobe mikasika ny tantaran\'ny Jiosy sy ny fisarahan\'ny kristianisme sy ny judaisme )
Ka raha miteny i Prime hoe :\"ny kristianisma tsy fivavahana (réligion) jiosy nampidirin\'ny vazaha fa fanambaràna (révélation) avy amin\'Andriamanitra ny tena mahaIzy Azy ary efa nambarany hatramin\'ny niforonan\'izao tontolo izao...\" ary ambadika ary dia hoy aho hoe finiavana tsy te-ahalala ve ? Sa izay mihitsy no tena conviction ?
Raha fehezina tsotsotra izany dia ny fivavahana jiosy no-reformé-na no lasa fivavahana kristianina .

45. fijo
(
11/01/2008 21:53)
sady ngamba prime tokony hiverina kely hijery ny tantara fa mato anisy ny vokabolary toy ny kroizady sy ny fifonana nataon'i papa paoly fah a2 dia nisy izany ny fanerena sy fanambaniana nataon'ny mpitory.
raha tonga ohatra ny pasitera na mopera iray mankany mananjary ka milaza fa ratsy ny sambatra fa hatsaharo.inoan no filaza izany ry prime????tsy fanambaniana ilay finoan misy ao be.sa inoan vao ata hoe fanambaniana amin'i prime???
rah amilaza ny misionera hoe sampy ratsy ny finoanareo fa ajanony.fanatsarana ve izany?fa fanandratana ilay finoana nisy?

46. prime
(
14/01/2008 14:12)
rabila:... raha namaky ny voasoratrao tao amin\'ilay rohy aho dia nahatsapa fa mandalina ianao ary tsara izany eny fa na dia misy zavatra madinidinika aza tsy ampy, ohatra ilay mikasika ny pentatioka, boky dimy no dikan\'izany dia adinonao ny \"nomery\"... ohatra ihany koa ireo boky \"tantara\" tsy notsongainao sy ireo boky \"fampianarana\" izay anisan\'ny natambatra betsaka ao amin\'ny apokrifa taty aoriana satria maro no tsy voaporofo marim-pototra tsara ny tena fisiany... fa tsy maninona fa mba sendra adino angamba fa tsy hoe tsy fantatra...
Araky ny efa nolazaiko tany ambadimbadika tany ,izay nisy nanontany hoe : Iza sy ho an\'iza no nanoratana ny TT dia efa nilaza aho fa izy io dia tantaran\'i Abrahama sy ny Jiosy
Fa ny tena tiako ambara dia izao... tsy tantaran\'i Abrahama sy ny razambeny sy ny taranany ary ny jiosy ihany no tena fototra iorenan\'ny TT fa indrindra mihoatra noho izany dia ny fifandraisan\'Andriamanitra manokana tamin\'ny firenena voafidy ka nantsoiny mihitsy azy ireo hoe firenena masina, fiangonan\'Andriamanitra... araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Kristy :
\"Mitenena amin\'ny fiangonana, dia ny Zanak\'Isiraely rehetra, hoe: Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo.\" Levitikosy 19:2
rabila:... Ny TV koa dia mbola misy fitsinjaràny toy ilay nataonao t@ TT ary mitsinjara ho efatra dia ny boky filazantsara, ny boky tantara, ny bokin\'ny soratra sy ny boky fampianarana ary ny boky faminaniana... amin\'ireo rehetra ireo dia ny filazantsara efatra (MaMaLiJa) no mahafehy ny Vaovao Mahafaly, fototry ny tantaran\'i Kristy sy ny asam-pamonjena lehibe nataon\'Andriamanira noho ny fitiavany ny mpanota...
Avy eo dia nisy ny TV izay niandohan\'ny Kristianisma ( izay d\'origine juive ),izay mbola tsy dia tena lavorary ( pré-christianisme )mandra-pahatonga an\'i Paoly .
Tsy ilay maha \"d\'origine juive\" sy ilay tontolon\'ny tantara maha \"pré-christianisme\" azy no herin\'ny TV fa ilay rà nalatsaka tao Kalvary fanambaràna ny famelan-keloka ho an\'izay rehetra mino an\'i Jesosy Kristy sy ny fitsanganany tamin\'ny maty, fanehoana ny tanjon\'Andriamanitra ho an\'ny mino rehetra rahatrizay...
rabila:... Tsy hoe fitiavana tsy te-hahalala fa fanehoan\'Andriamanitra feno ny mahaIzy Azy no nambarako... tsy hitovy mihitsy ny fijerintsika satria ianao manjohy ara-tantara ny voasoratra araka izay nambaran\'ny mpandinika sy fijerinao manokana, tsy misy mahadiso azy saingy tsy ampy satria tsy maneho ilay tontolon\'ny fanahy nentin\'Andriamanitra nanehoana ny fitiavany izao tontolo izao tao amin\'i Kristy... ka tsy resaka \"conviction\" ihany koa fa tena finoana velona araka ilay firaisako amin\'i Kristy... sy araka ny nambarany rehetra...
Ka raha miteny i Prime hoe :\"ny kristianisma tsy fivavahana (réligion) jiosy nampidirin\'ny vazaha fa fanambaràna (révélation) avy amin\'Andriamanitra ny tena mahaIzy Azy ary efa nambarany hatramin\'ny niforonan\'izao tontolo izao...\" ary ambadika ary dia hoy aho hoe finiavana tsy te-ahalala ve ? Sa izay mihitsy no tena conviction ?
rabila:... ka aza maika hanao \"conclusion hative\" toa io satria tsy Andriamanitra Jiosy no resahina etoana fa ilay Andriamanitra namorona izao tontolo izao, Rain\'i Kristy... Andriamanitra Mpanjakan\'ny Mpanjaka, Andriamanitra avo indrindra... araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Jesosy : \"Fa Jehovah Andriamanitrareo no Andriamanitra Avo Indrindra sy Tompon\'ny tompo, Andriamanitra lehibe sy mahery ary mahatahotra, Izay tsy mizaha tavan\'olona, na mandray kolikoly;\" Deotoronomia 10:17
Raha fehezina tsotsotra izany dia ny fivavahana jiosy no-reformé-na no lasa fivavahana kristianina .
fijo> Izaho dia mbola tsy mitsahatra ny mandalina satria ilaina izany ary tsy misy maharatsy azy... fa ny finoana an\'i Jesosy Kristy dia tsy fiainana ara-tantara fotsiny fa firaisana amin\'Andriamanitra...
Ny amin\'ny filazànao ny finoana ny razana ho sampy avy amin\'ny misionera kristiana maro dia fijery maimaika ivelany ihany araka ny fahitanao azy... fa mbola fitiavana no hamonjena ny olona ao anatin\'ny tsy fahalalàna fa tsy fitsaràna na fanambaniana araka ny iheveranao azy... raha tsy migoka ilay fiadanana ao amin\'i Kristy ianao dia tsy ho azonao mihitsy izany fa ilay fomba ivelany ihany no ho hitanao... fa ny tontolon\'ny fanahy dia tontolon\'ny anjely ary tsy ho azonao an-tsaina ny halalin\'ny famonjena vitan\'i Kristy raha tsy mandray Azy aloha ka miara-miasa amin\'ireo anjeliny marobe...