mba mila ny tononkira TSY MAINTSY... an'i black jacks é!!!

1. LIVAH ( 04/01/2008 17:58)
tena tiako be le hira indrindra ny tonony fa mahakasika ny fiainana andavan'andro!!miampy le sioka kely an!!! aoka fotsiny! ka mba omeo ny tonony zà fa misy tsy haiko ny eo ampovoavoany eo é!! merci!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387