interdiction de fumer

1. salopard ( 03/01/2008 12:13)
Ho trotroin'ny taona 2008 ireo izay triatran'ny taona 2007:

En Europe en général et en France en particulier, il est interdit de fumer :
Dommage femme, asiatique, européenne, africaine, maghrébine, etc… ne peut plus faire une pipe.

Ny lehilahy koa tsy hahazo pipa intsony.
Tsy rariny, ny mangetotra @ place public no tokony ho rarana, satria maloto, fa ny pipa... Asa aloha...
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:42
2. Jeankely ( 03/01/2008 13:38)
Izany ve no tsy rariny e? Any Madagasikara koa misy rangahy milaza hanangana fikambanan'ny mpifoka Rongony. Fa ahoana hono ny zavatra tsara no tsy azo fohana fa ny tokony gadraina dia ny sarimbavy; ny mpisotro toaka fa ireny no tena ratsy. Salopakabe sao havanao io Radadany io. Salopaka2008=))=))=))
3. ikaretsaka ( 04/01/2008 03:39)
ka tsy mivoaka setroka anie ny mi pipe sy ny manao pipe e, toy izany koa ny mandefa rivotra
raha natao hoe "mandefa setroka" ny "mandefa rivotra" ka tena setroka tokoa no mivoaka avy ao dia d'acc aho
4. penina ( 04/01/2008 05:15)
Tsy azoko, fa angaha tany Frantsa mbola nahazo nifohana sigara ny trano:?: :roll:
5. Jeankely ( 04/01/2008 09:56)
Asan-dRa-Salopaka fa ry zareo no favy any Pararantsa hono. Mitondra teny maro hanapepoana ny Filohan'ny Madagasikara i Ra-Salopaka ary tena mahiratra avobe tokoa satria io no tsy rariny aminy. Manalabaraka ny lasa Andafy izany e?
6. niryna ( 04/01/2008 20:28)
salopard:

Ho trotroin'ny taona 2008 ireo izay triatran'ny taona 2007:

En Europe en général et en France en particulier, il est interdit de fumer :
Dommage femme, asiatique, européenne, africaine, maghrébine, etc… ne peut plus faire une pipe.

Ny lehilahy koa tsy hahazo pipa intsony.
Tsy rariny, ny mangetotra @ place public no tokony ho rarana, satria maloto, fa ny pipa... Asa aloha...


Toy ny zavatra ratsy rehetra ihany io ka,ilay olona eo akaikiny no hiaran'ny sigara kanefa tsy mifoka ohatra.Tsy maninona raha rarana ka,ny aty aminay izao efa ela no nisy hoe tsy mahazo mifoka sigara na any amin'my resto na any am-piasana ,efa misy toerana natokana ho azy ireny.
Aza asiana alahelo fa miteraka cancer ho azy ireny ka dia ny tombotsoa ho azy sy ny fianakaviany ary ny olona tiany manodidina azy no mahazo tombotsoa raha hiarana ny lalana.Izy moa dia tokony hisaotra ilay nanome ny fampiharana izany.:roll: tsy ny sigara ihany fa rehefa zavatra mety manimba ny tenanao sy ny mpiara-belona aminao ka ratsy dia hialao amin'ity taona 2008 ity.

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4778853fb53fb
7. Jeankely ( 06/01/2008 07:07)
Ka efa hoe SALOPAKA ko. Izay revy mahafaly azy dia izay no lataony snif snif snif marobe. Tia hitarika any ankady.
8. peta123 ( 11/01/2008 09:30)
vulgaire be enao
9. Jeankely ( 12/01/2008 02:42)
Revy petaka be ve?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4583