Ampio aho fa diso lalana,raha mba fantatro mantsy!

1. niryna ( 02/01/2008 17:06)
Misy rangahy iray niasa tamin'ny orin'asa nandritra ny 35 taona. Araka izany fahelana tamin'ny asa izany dia mazava ho azy fa tsara fiasa io rangahy io:Tonga ara-potoana ,tsy tara.Tsy mivoaka aloha izy rehefa mirava.Manaja ny asany izy na misy manara-maso na tsia.Nandroso ary nisy fivoarana ny orin'asa niasany hatramin'ny fotoana nijanonany tao.
Tsikaritry ny mpampiasa azy izany ary saika isan-taona izy dia nahazo laharam-pahendrehana ary nisahana orin'asa lehibe mihitsy izy taty aoriana.

Rehefa variana tamin'ny asa aman-draharaha sy ny asa izy ka na any an-trano aza dia mieritreritra ny asa.
Indray andro rehefa nifoha maraina izy dia nahatsapa fa efa antitra sahady,75 taona izy ary tsy mety tsara ny fahasalamany fa adinony ny nitsabo teny.Ny zavatra adinony sy tsy nampiraika azy firy koa dia ny fanantonana an'Atra nivatana(personal savior)Amin'izao izy vao mila vonjy antsika rehetra,inona no ataoko mba hanorenako ny banga ?
Mbola mety voahavotra ve aho amin'ity andro kely sisa hiainako ity,izay fantatro fa kely sisa araka ny filazan'ny mpitsabo ahy?
Ampio aho fa diso lalana fa raha mba fantatro mialoha mantsy:cry::cry:

(l)niryna








novalian'i niryna ny 11/01/2008 07:38
2. niryna ( 02/01/2008 17:11)
Fanitsiana kely ,azafady indrindra e
Rehefa variana tamin'ny asa aman-draharaha izy dia manaraka hatrany an-trano ny asa ka na dia ny vady aman-janany aza dia tsy dia
3. niryna ( 02/01/2008 17:20)

Fanampiny fa tsy nazava loatra :D


Rehefa variana tamin'ny asa aman-draharaha izy dia adinony na ny tao an-trano aza fa mieritreritra ny
asa foana.
ka na dia ny vady aman-janany aza tsy dia norarahiny fa dia variana teo amin'ny fitadiavana teo foana izy.
Indray andro rehefa nifoha maraina izy dia nahatsapa fa efa antitra sahady,75 taona izy ary tsy mety tsara ny fahasalamany fa adinony ny nitsabo teny.Ny zavatra adinony sy tsy nampiraika azy firy koa dia ny fanantonana an'Atra nivatana(personal savior)Amin'izao izy vao mila vonjy antsika rehetra,inona no ataoko mba hanorenako ny banga ?
Mbola mety voahavotra ve aho amin'ity andro kely sisa hiainako ity,izay fantatro fa kely sisa araka ny filazan'ny mpitsabo ahy?
Ampio aho fa diso lalana fa raha mba fantatro mialoha mantsy

(l)niryna
4. dailynews ( 02/01/2008 17:32)
Nyrina a, angaha fantatrao manokana io olona io?
Izy ve nonanotany hoe mety ho voaavotra ve aho?
Ny hanavotra ny fanahiny ve sa ny fahasalamany?

Fa inona izany no tena tian i Nyrina hanontaniana eto raha tsy mahadiso sa te hiresaka ny cas-ny fotsiny ihany?

5. fijo ( 02/01/2008 21:28)
:-D:-D:-D:-D
6. ikaretsaka ( 02/01/2008 23:38)
ao zany ozy ny mpanao basket
7. rijadolly ( 03/01/2008 17:22)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&vid=v475b750b0dbf7
8. niryna ( 03/01/2008 18:37)
rijadolly:

Eny, tsy hanamarin-tena aho
Eny, tsy hanao izany satria
Misy fahamarinana tsy ary ho haiko
Tsy azoko heverina tsy takatry ny saiko

Ny zavatra tsara vita eto an-tany
Ny tombony dia ho an’ ny olona ihany
Fa ny fahatokisam-pamonjena
Dia ny fibebahana sy ny fanetretena

misaotra e.Marina izany fa ny fahatokisam-pamonjena dia ny fibebahana sy ny fanetretena ao amin'i kristy tompo
9. niryna ( 03/01/2008 18:50)
dailynews:


Nyrina a, angaha fantatrao manokana io olona io?
Izy ve nonanotany hoe mety ho voaavotra ve aho?
Ny hanavotra ny fanahiny ve sa ny fahasalamany?

Fa inona izany no tena tian i Nyrina hanontaniana eto raha tsy mahadiso sa te hiresaka ny cas-ny fotsiny ihany?

Tratry ny taona dailynews a :-*
niryna:

Indray andro rehefa nifoha maraina izy dia nahatsapa fa efa antitra sahady,75 taona izy ary tsy mety tsara ny fahasalamany fa adinony ny nitsabo teny.Ny zavatra adinony sy tsy nampiraika azy firy koa dia ny fanantonana an'Atra nivatana(personal savior)


8)
niryna:

Amin'izao izy vao mila vonjy antsika rehetra,inona no ataoko mba hanorenako ny banga ?

mila vonjy
niryna:

Mbola mety voahavotra ve aho amin'ity andro kely sisa hiainako ity,izay fantatro fa kely sisa araka ny filazan'ny mpitsabo ahy?

Inona no ataony na inona no ataontsika raha isika no eo amin'io toerany io?
niryna:


Ampio aho fa diso lalana fa raha mba fantatro mialoha mantsy

Ampio aho hoy izy :cry:

10. niryna ( 03/01/2008 18:52)
fijo:

:-D:-D:-D:-D

:cry::cry: fiainana ho an-dalovan-tsika io fijo a :roll::?::idea:^:^.


11. niryna ( 03/01/2008 18:54)
ikaretsaka:

ao zany ozy ny mpanao basket

:roll::cry: ........:roll::?::idea:^:^

12. fijo ( 03/01/2008 22:25)
le fanontanian'i daily no mampiomehy ahy ka
13. ikaretsaka ( 03/01/2008 22:54)
ka ny ahy kao io no mampihomehy ahy: le an'i Dailynews
14. fijo ( 03/01/2008 22:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 03/01/2008 23:14)
ka io nge letsy ny olan'ilay "mpitory teny" ato e.. le zatra ny eny ambony pilopitra loatra dia tsy mijery intsony hoe kianja malalaka ity dia raha vao misy miteny na misy mihomehy dia efa mibabaka
fa tsy mba manontany heo fa ahoana na inona no nampiteny ireo olona ireo an'izany?
16. fijo ( 03/01/2008 23:37)
hi hi hi izay le teny tsy valiana izany
17. niryna ( 04/01/2008 04:25)
ikaretsaka:

ka io nge letsy ny olan'ilay "mpitory teny" ato e.. le zatra ny eny ambony pilopitra loatra dia tsy mijery intsony hoe kianja malalaka ity dia raha vao misy miteny na misy mihomehy dia efa mibabaka
fa tsy mba manontany heo fa ahoana na inona no nampiteny ireo olona ireo an'izany?


izay izany no fandraisanao azy ko. :D:D
18. niryna ( 04/01/2008 04:25)
fijo:

hi hi hi izay le teny tsy valiana izany

:lol::lol:

19. nandrianina1 ( 04/01/2008 04:54)
Hoy i niryna:

Mbola mety voahavotra ve aho amin'ity andro kely sisa hiainako ity,izay fantatro fa kely sisa araka ny filazan'ny mpitsabo ahy?


Inona no ataony na inona no ataontsika raha isika no eo amin'io toerany io?


manavotra ny ainy no tokony ataony "avoty ny ainao!"
20. ikaretsaka ( 04/01/2008 05:44)
fijo: ie.. karazan'ny wawawa dia sadaikatra izy raha asian la indro kely ny wawawa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0599