Ampio aho fa diso lalana,raha mba fantatro mantsy!

21. ikaretsaka ( 04/01/2008 05:46)

Hoy i ikaretsaka:

ka io nge letsy ny olan'ilay "mpitory teny" ato e.. le zatra ny eny ambony pilopitra loatra dia tsy mijery intsony hoe kianja malalaka ity dia raha vao misy miteny na misy mihomehy dia efa mibabaka
fa tsy mba manontany heo fa ahoana na inona no nampiteny ireo olona ireo an'izany?

novalian'i Niryna hoe
izay izany no fandraisanao azy ko.

Inona ary no tsy marina @ izany... intrigue me .. demontre-vo hazavao de critiquer-o aho raha diso izany lazaiko izany fa tsy maninona mihitsy
22. ari.malala ( 04/01/2008 06:35)
niryna:

dailynews:
Nyrina a, angaha fantatrao manokana io olona io?
Izy ve nonanotany hoe mety ho voaavotra ve aho?
Ny hanavotra ny fanahiny ve sa ny fahasalamany?

Fa inona izany no tena tian i Nyrina hanontaniana eto raha tsy mahadiso sa te hiresaka ny cas-ny fotsiny ihany?

Tratry ny taona dailynews a :-*

oudry, ary ts mamaly ny fanontanian'ilay olona akory ty niryna...:roll:
23. niryna ( 04/01/2008 23:35)
ari.malala:

vakio any ambony any e :D inona hono aky no atao a
24. niryna ( 04/01/2008 23:36)
ikaretsaka:

Hoy i ikaretsaka:

ka io nge letsy ny olan'ilay "mpitory teny" ato e.. le zatra ny eny ambony pilopitra loatra dia tsy mijery intsony hoe kianja malalaka ity dia raha vao misy miteny na misy mihomehy dia efa mibabaka
fa tsy mba manontany heo fa ahoana na inona no nampiteny ireo olona ireo an'izany?

novalian'i Niryna hoe
izay izany no fandraisanao azy ko.

Inona ary no tsy marina @ izany... intrigue me .. demontre-vo hazavao de critiquer-o aho raha diso izany lazaiko izany fa tsy maninona mihitsy

tsy miteny aho tsy marina ary tsy miteny aho hoe marina fa izay izany hoy aho dia izay
25. ikaretsaka ( 04/01/2008 23:52)
dia hazavao hoe aiza no tsy marina de hazavao hoe aiza no marina ko
26. fijo ( 05/01/2008 00:20)
ilay izy kosa aloha ry niryna an,aleo lazaina,fa ny mpitory teny tsy zatra maheno olona mametraka fanontania na tsikera azy.izay no mahatonga azy tsy hamaly fa manohy ny toriteniny ,na di amisy mametraka fanontanian akely mitady valiny lalina kokoa aza
27. niryna ( 05/01/2008 04:06)
fijo:

ilay izy kosa aloha ry niryna an,aleo lazaina,fa ny mpitory teny tsy zatra maheno olona mametraka fanontania na tsikera azy.izay no mahatonga azy tsy hamaly fa manohy ny toriteniny ,na di amisy mametraka fanontanian akely mitady valiny lalina kokoa aza

ka izay ilay hoe serasera koa,samy milaza izay eritreretiny fa mahasoa ny olona sy eritreretiny fa valiny.

28. ari.malala ( 07/01/2008 14:02)
de tsy mamaly fanontanian zany fa miteny d miteny d miteny d ts maints henoina fa ts mahazo anontaniana? hafahafa izany seraseranareo zany....
29. Manassero ( 07/01/2008 23:06)
miarahba anao , tsy diso hevitra inao tompoko fa izao no fotoana mety indrindra hanantonanao an'Andriamanitra, ary tsy tara mtsy koa satria mtoa ianao mbola mahatsapa ny fitodihana Aminy dia ny fanahy no efa ao antinao ary io mibitsika aminao io ; ny azoko hambara aminao dia maherezafa izaho hivavaka ho anao !:P
30. Manassero ( 07/01/2008 23:06)
miarahba anao , tsy diso hevitra inao tompoko fa izao no fotoana mety indrindra hanantonanao an'Andriamanitra, ary tsy tara mtsy koa satria mtoa ianao mbola mahatsapa ny fitodihana Aminy dia ny fanahy no efa ao antinao ary io mibitsika aminao io ; ny azoko hambara aminao dia maherezafa izaho hivavaka ho anao !:P
31. niryna ( 08/01/2008 08:24)
ari.malala:

de tsy mamaly fanontanian zany fa miteny d miteny d miteny d ts maints henoina fa ts mahazo anontaniana? hafahafa izany seraseranareo zany....

Ny an'i ari-malala kosa na mahita tenenina foana hoe maninona no tsy mamaly,na tsy maintsy misy indro kely na mahita kritikena foana ,izaho efa miezaka ny mamaly ny rehetra,tsy any amiko ny tena point,rehefa mahavaly aho dia tsara izay rehefa tsy voavaliko dia izay tsara azo raisina ,raisina fa mandalo ny fotoana.Misy mamaly koa eny anelanelany eny dia ireny koa raisina fa raha hitsongoloka lava eo dia lany ny andro.Mifalia amin'izay mifaly,ary raha tsy mahavaly ilay olona,na mamaly aza anie tsy ho afa-po daholo ny olona ,tsy maintsy misy indro kely foana.
Mbola tsy afa-po ihany ve hianao fa manao izay fara-heriko aho mamaly ny ankizy,izay tsara hoy aho raisina fa raha indro kely foana dia reraka be eo hianao :-*:-*

32. ari.malala ( 08/01/2008 08:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dza ts mikritika fa milaza izay hitako. Manotany i Dailynews ts valiandry ny fanotaniany fa ataondry tratry nytaona izy, miteny fijo d mamaly ndry hoe zay le serasera,d zany v zany hoa ny fombanareo hoe refa miteny nareo dhenoina ftsn fa ts azo ametrahana fanontaniana. Za tsy mitsingoloka ramatoa fa mipetraka tsara eto ambony seza mamaly anao a! hihih
33. niryna ( 11/01/2008 07:38)

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075