Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!
1. niryna
(
04/01/2008 05:25)
27 Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14).
28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.
Inona no tian'i kristy tenenina eto?
novalian'i ikaretsaka ny 22/01/2008 17:30
2. ikaretsaka
(
04/01/2008 05:41)
tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
3. nandrianina1
(
04/01/2008 09:24)
ikaretsaka:
tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!
aona hono ny hevitr'ika momba an'io
forum io fa tsy fiantsina ady
4. lembelo
(
04/01/2008 10:34)
Fomba fiteny madio sy maontina no ampiasain'ny Baiboly, fa raha dikanteny adavanandro no ampiasaina dia hoe "raha mijery sipa hafa hianao ka mifantasma aminy fotsiny aza dia efa mamitaka ny vadinao hianao izay".
"Ny maso mijery tsy mitondra mody" hoy ny fitenenana, fa kay zany mety hitondra an'ny helo.
"Ny maso mijery tsy mitondra mody" hoy ny fitenenana, fa kay zany mety hitondra an'ny helo.
5. prime
(
04/01/2008 11:43)
Ny fahitako azy, ilay fijerena tsy dia tena olana loatra, fa ilay fijerena "hila" azy no ota...
Hoy indrindra B. Graham indray maka izay, "raha mijery zavatra tsara sy kanto sy manintona ianao dia tsy olana izany, fa ilay fijerena fanindroany no manaporofo ilay filàna ao aminao..."
Raha fehezina dia tsy eritreretina loatra tokoa fa ilay fitodihana fanindroany iny... iny nefa no manameloka manaporofo ilay filàna, na miala tsiny toa inona aza...

8. xxx
(
04/01/2008 13:55)
cutie:
in no dikan'le "hila"????
Mais moi, je vous dis que quiconque regarde une femme pour la convoiter a déjà commis un adultère avec elle dans son cœur
@ teny frantsay angamba mety ho azon'i cutie kokoa
9. cutie
(
04/01/2008 14:01)
ny tsy azoko de natokana ho an'iza io teny lazain'i nyrina io.
ny lhl rehetra ve ???
ny lhl rehetra ve ???
11. nandrianina1
(
04/01/2008 14:08)
ka ny lhl matetika no manana io fijery "hila"
tsy voatery izy rehetra fa na ny vhv koa aza efa misy ko8O
tsy voatery izy rehetra fa na ny vhv koa aza efa misy ko8O
17. Veloo
(
04/01/2008 14:41)
inona no tian-njy ho fantatra?
ilay oe mijery ny vavy ve?
sa ilay nolazain'i nandrianina dia no tehafako? hihiih
bisou be alou njy eeeeee:-*
nandrianina a ie :-*
ilay oe mijery ny vavy ve?
sa ilay nolazain'i nandrianina dia no tehafako? hihiih
bisou be alou njy eeeeee:-*
nandrianina a ie :-*
19. nandrianina1
(
04/01/2008 14:49)
Veloo:
sa ilay nolazain'i nandrianina dia no tehafako? hihiih
bisou be alou njy eeeeee:-*
nandrianina a ie :-*
aona mo le izy YES!!:-*
20. Veloo
(
04/01/2008 14:56)
tsy namaly aho an'ilay size za satria mi-dependra an'ilay olona mijery. Misy ny sasany juste nanaitra ilay bandy na kala dia nijery, amiko izany dia tsy nijangajanga... misy koa ny sasany mi-provoquer mihitsy eo no tena "hic" amin'ilay izy hihihih