Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!

41. niryna ( 04/01/2008 20:38)
lembelo:

Fomba fiteny madio sy maontina no ampiasain'ny Baiboly, fa raha dikanteny adavanandro no ampiasaina dia hoe "raha mijery sipa hafa hianao ka mifantasma aminy fotsiny aza dia efa mamitaka ny vadinao hianao izay".
"Ny maso mijery tsy mitondra mody" hoy ny fitenenana, fa kay zany mety hitondra an'ny helo.

:roll: raha mijery fotsiny hoy hianao tokony tsy ho any amin'ny helo ka sa ahoana?

42. niryna ( 04/01/2008 20:40)
prime:

Ny fahitako azy, ilay fijerena tsy dia tena olana loatra, fa ilay fijerena "hila" azy no ota...

Hoy indrindra B. Graham indray maka izay, "raha mijery zavatra tsara sy kanto sy manintona ianao dia tsy olana izany, fa ilay fijerena fanindroany no manaporofo ilay filàna ao aminao..."

Raha fehezina dia tsy eritreretina loatra tokoa fa ilay fitodihana fanindroany iny... iny nefa no manameloka manaporofo ilay filàna, na miala tsiny toa inona aza...

:lol: loza izany,ary izay tokoa no mahatonga ahy hanampy hoe tsy ny lahy ihany fa ny vavy koa no mety ho voafandriky ny harato :wink:

43. niryna ( 04/01/2008 20:47)
cutie:

in no dikan'le "hila"????

Azafady fa ataoko teny anglisy kely,hifonako aloha io.
hila eto no azavaiko a =desire inside =lust na hoe raha manana fitsiriritana ao anaty hianao ka :miam::miam: ary dia mandeha ilay saina tonga any amin'ilay filana ilay olona na hoe raha izaho no mahazo an'io na hoe raha izaho no miaraka amin'io,na inona izany ao anaty saina ka nahafinaritra ilay izy kanefa hitondra fitsiriritana ao anaty amin'ilay filan'ny nofo dia izay no atao hoe filana ka mitarika ilay "lust":arrow: ara-nofo izany fa malemy ny nofo na flesh
mazava ve?
44. niryna ( 04/01/2008 20:49)
nandrianina1:

cutie:

in no dikan'le "hila"????



want sex n dikan'io ry kala

=)) io izany no dika mivantana e:miam::@:evil::evil:

45. niryna ( 04/01/2008 20:49)
xxx:

cutie:

in no dikan'le "hila"????


Mais moi, je vous dis que quiconque regarde une femme pour la convoiter a déjà commis un adultère avec elle dans son cœur


@ teny frantsay angamba mety ho azon'i cutie kokoa


io koa misy fanazavana cutie a
46. niryna ( 04/01/2008 20:50)
cutie:

ny tsy azoko de natokana ho an'iza io teny lazain'i nyrina io.
ny lhl rehetra ve ???

natokana ho antsika rehetra ka,lahy sy vavy.

47. niryna ( 04/01/2008 20:53)
nandrianina1:

ka ny lhl matetika no manana io fijery "hila"
tsy voatery izy rehetra fa na ny vhv koa aza efa misy ko8O

marina tokoa izany,ny vehivavy no tena fototra mahatonga ny lahy hijery sa ahoana ? :-@ voatifitra eto aho fa aleo aloha andeha haingana :-*
:D

48. niryna ( 04/01/2008 21:00)
cutie:

ny lhl rehetra na manambady na tsia ve ???

Rehefa manambady no tena zava-doza koa.Na lahy na vavy rehefa nakamban'Atra hoy ny soratra masina dia tsy azo sarahan'olombelona intsony.ka raha manambady izany dia tokony hipetraka sy tsy hitsiriritra na hitady filan'ny nofo any ivelany intsony :arrow: izy tenany ihany dia manasaraka azy araka ny teny eo ambony.
Ny miaraka amin'ny vadin'olona koa izany dia manasaraka ilay mpivady sahady ary efa voalaza eo ambony eo koa io,efa an'olona ilay iray dia tsy tokony hiditra na hiaraka aminy intsony.Misy cas hafa anefa izay mety mitranga dia iny indray hafa.Saingy tsy tokony hiaraka e,raha tsy mahalala moa dia efa mpamitaka koa izany ilay tsy nilaza dia iny indray mbola hafa.(mpijanganjanga daholo no hilazana izany)
Ny tsy manambady indray? saro-pady ny tenantsika:arrow:tempolin'Atra ary io no tena mahasarotiny amin'Atra mila hajaina,mila mitandrina,tsy avela ho raviravian'ny olona.:wink:

49. niryna ( 04/01/2008 21:05)
nandrianina1:

k'efa we
a izay rehetra mijery vehivavy hila azy

tsy misy ankanavaka zany

=D filana ara-nofo ,tsy misy lahy na vavy fa mety hiantra raha tsy mitandrina sy tsy miambina amin'ny alalan'ny fitondrana ny fiainana araka ny tenin'Atra.

hoy ny vavaka nampianarin'ny Tompo ny mpianany hoe:
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy (do not let us into temptation)fa manafaha anay amin'ny ratsy(but deliver us from the evil)


50. niryna ( 04/01/2008 21:06)
Veloo:

F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!


=D


mbola ho avy eo izy ka :D
51. niryna ( 04/01/2008 21:17)
cutie:

tsy mety zany
sarotra be le miaina :-D
mba marina ve zany akia ry veloo :)

inona aky no tsy mety?
ilay tenin'Atra anie cutie marina daholo e,misy tena mandratra ilay izy raha hiarany ny tena ary rehefa mieretreritra kely hoe fitiavan'i kristy antsika daholo no antony nampianarany izany dia arahina ny teniny fa isika ihany no mahazo tombotsoa any aoriana
Tadidindry ilay teny hoe ny tenin'Atra dia maranitra manindrona toy ny sabatra roa lela? Mampisaraka aina sy fanahy ilay izy.Toy ny hanatry ny ray aman-dreny ihany koa io ka raha mahavoa mahafaty raha tsy mahavoa mahafanina.
Izany no antony hivavahana sy hifonana ary hiankena fa meloka dia manatona an'Atra aingana mba ho voavela ny helontsika.Satria raha sanatria misy mahazo,ny aina tsy mifametraka kanefa tsy nangataka famelan-keloka taminy dia lasa any amin'ny afobe,ilay tsara rehetra taloha tsy mikaonty.
[color=blue] Avia hifandahatra amiko hoy ny Tompo:arrow:(manatona Ahy,tantarao amiko izay zavatra ratsy nataonao ary mibebaha Ahy fa ho fafako sy ho dioviko ,ary ho foanako izany raha mino sy mametraka ny fiainanao Amiko hianao)
Na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala.:arrow: na inona na inona nataontsika ka miaiky izany isika dia hodioviny avokoa raha mibebaka sy mifona Aminy.

mahereza.Ny voninahitr'Atra anie hiambina sy hiaro ary hampianatra antsika hatrany ny teniny.^:^
52. niryna ( 04/01/2008 21:22)
Veloo:

tsy namaly aho an'ilay size za satria mi-dependra an'ilay olona mijery. Misy ny sasany juste nanaitra ilay bandy na kala dia nijery, amiko izany dia tsy nijangajanga... misy koa ny sasany mi-provoquer mihitsy eo no tena "hic" amin'ilay izy hihihih

:D
hoy ilay olona izay hoe dia alefako ambony izany ny masoko raha izany?
Raha mahita isika fa firifiry ny vehivavy no misy manolana ? ny fanontanian'ny polisy voalohany dia hoe inona no akanjo nanaovanao? Misy mantsy manao akanjo hisarihana ny lehilahy :arrow:ilay vehivavy izany no mitarika ny tenany ho hijangajanga :roll: mipoitra ny nono,miseho hatramin'ny silipy raha vao miondrika kely fotsiny,mipetraka moa dia atao mifamingana ny fe fa tazana daholo ary dia mijery tokoa ny lahy oops.Mila mitandrina izany e

53. ikaretsaka ( 04/01/2008 21:23)
niryna> efa nazavaiko teo ny hevitro fa taraiky be ianao fa maika ny hanesika ny anao ihany (toy ny t@ 2007)
54. niryna ( 04/01/2008 21:24)
cutie:

le we mijery vhv ka :)

:D na mijery lehilahy koa na manao izay hisitomana ny mason'ny lehilahy koa :wink: dia samy :twisted:

55. niryna ( 04/01/2008 21:26)
ikaretsaka:

nandrianina1:


tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!

F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!

aona hono ny hevitr'ika momba an'io
forum io fa tsy fiantsina ady

tsy miditra hevitra amin'io satria tsy hevitro ny miseho eo fa ny tian'i kristy ambara "hono"
dia za tsy kristy na interprete-ny ka hanao royaliste que le roi ho'y aho teo ambony
hafa ny adihevitra azo hidirana dia hafa ny tsy azo... izay koa ilaina manavaka..ohatran'ny fahaizana manavaka ny pilopitra sy ny forum:wink:




:roll: dia teny tsy valiana izany io hoy i fijo izay

56. niryna ( 04/01/2008 21:29)
nandrianina1:

ika> de ra ovaina zany le fanontaniana hoe
ahoana ny hevitrao momba an'io?
de mamaly ika

mbola mba miandry ny fampianarana any aminy koa aho

57. niryna ( 04/01/2008 21:31)
ikaretsaka:

[quote=nandrianina1]

tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!

F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!

aona hono ny hevitr'ika momba an'io
forum io fa tsy fiantsina ady

tsy miditra hevitra amin'io satria tsy hevitro ny miseho eo fa ny tian'i kristy ambara "hono"
dia za tsy kristy na interprete-ny ka hanao royaliste que le roi ho'y aho teo ambony
hafa ny adihevitra azo hidirana dia hafa ny tsy azo...
ikaretsaka:
izay koa ilaina manavaka..ohatran'ny fahaizana manavaka ny pilopitra sy ny forum:wink:




mba azonao hazavaina kely ve tsy azoko ny tianao ho lazaina? misaotra tompoko


58. niryna ( 04/01/2008 21:34)
ikaretsaka:

ka za ve de hitompo tena ho jesoa? tsy mety izany.. ko raha tsy ohatranareo ko8)

fa maninoa ilay olona tianao ho tenenina hoe 'raha tsy ohatranareo aho ko " :roll::?:

59. niryna ( 04/01/2008 22:14)
ikaretsaka:

mahay mi forcer olona ihany ireto "mpitory teny ireto"


safidy io ry rahalahy sy rahavavy ao amin'ny Tompo.
Tsy azo terena ny olona ary izy ireo ihany no mijery izay voa hafafintsika.
inona tokoa izany no torianao raha izany? kristy ve? ampio ary izahay e.Mandehana amin'izao tontolo izao hoy i Kristy ka torio ny teniko ny olon-drehetra ary izay izay mino Ahy(kristy io fa tsy niryna na ika na rangahy iry na ramatoa iry a) dia ho vonjena ary ahazo fiainana mandrakizay.

hita hoe propaganda sy forcing no hisintonany olona :-D

sitomina ho aiza aloha ilay olona ? Andao anaraka Ahy hoy i Kristy (fa tsy i niryna na ikaretsaka na ny hafa ) fa i kristy no asiany arahina
ok marina ny teninao koa andao ary isika hamorona na hitambatra mba ho tonga propagandy mavesatra,marina,mandeha amin'ny fahamarinana,milaza ny marina sy ny teny ao amin'ny baiboly e.
aleo hatomboko dia atambatra any amin'ny farany 1-2-3

ITY PROPANGANDY ITY DIA HEVITRA AVY AMIN'IKA KA DIA MBA TOHIZO FA AMIN'NY FARANY HITONDRA ANTSIKA REHETRA HO ANY AMIN'NY FIAINANA MANDRAKIZAY NY FINOANA SY NY FANOMEZAN-TSIKA NY FIAINANTSIKA HO TANTANANY .

1- Hoy ny soratra masina hoe: Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
2- Hoy ny Tompo hoe: Izaho no fiainana,sy lalana ary fahamarinana,Izay manatona Aho dia tsy mba ho laviko mihitsy.
3- "Ny ondry mahafantatra ny Tompony ary izaho mahafantatra ny feon'ny ondriko."
4- "Izay mino Ahy dia ny asa ataoko koa no ataony"

Inona koa re no propangady ? Anareo indray izao,io ry ika tohizo a :D
60. niryna ( 04/01/2008 22:20)
ikaretsaka:

ka za ve de hitompo tena ho jesoa? tsy mety izany.. ko raha tsy ohatranareo ko8)

:roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083