Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!

81. cutie ( 04/01/2008 23:39)
refa ao anatin'ny fanambadiana ihany hono vo mahazo manao firaisana :-D
82. ikaretsaka ( 04/01/2008 23:43)
dia nisy tantaran'i lota sy ny amonita sy ny moabites aza wewewe be koa:-D
asaivo torian i niryna amin'i cutie ange ny nanaovan'ny zanany vavy an'i lota e
83. rakapy ( 04/01/2008 23:43)
Ka dia ho surprise be zany raha ao anatin'ny fanambadiana vao hanao:-D:-D:-D Kanjo tsy @ ilay nitiavanao azy ilay vadinao:-D:-D:-D de tsy maintsy hiaritra ve satria mariazy??? ny an'i Nyrina izany=))=))=))=))
84. cutie ( 04/01/2008 23:46)
ahoana le tantaran'i lota :)
rakapy
tokony we practice what you preach ve :-D
85. ikaretsaka ( 04/01/2008 23:49)
yup!
ohatran'ny hoe sarotra amiko mihitsy ny hihaino pasitera hamelabelatra amiko ilay tenin'i paoly momban'ny celibacy iny (I kor 7)
86. rakapy ( 04/01/2008 23:50)
Tokony hanao firaisana aloha vao manan-bady!!! fa hevitr'antitra izany hoe manam-bady vao miray:-D:-D:-D:-D
87. cutie ( 04/01/2008 23:51)
in ndray io
88. niryna ( 04/01/2008 23:55)
rakapy:

Nyrina> Sao ianao miheritreritra fa afaka ny hanao pataloha jean's misy fehikibo sy blouson rehefa hiakatra any amparadisanao? You will be all naked :-D:-D:-D Le A/tra anie ka tsy tia olona miakanjo e!!!
So ,now you need to be ready and don't be shy to send your naked pictures:-D:-D:-D

niryna:

Lohateny : Afaka mankany an-danitra ny olona na tsy ...]Mba nahafaly ny foko ny milaza aminareo fa na dia...Afaka mankany an-danitra ny olona na dia tsy manan-karena,ratsy tarehy,tsy nianatra,olona tsy malaza,tsy manana namana ,tsy manam-pahaizana.
Saingy tsy misy na iray aza mankany an-danitra raha tsy manana an'i KRISTY.

[/quote]


http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4697376c963df
Tsy voasoratra ao anaty soratra masina io teneninoa io rakapy :oops::oops:
niryna:

Inona izany no mety hitranga rehefa maty ny olona?
Tsy mitovy izao vatantsika izao intsony isika fa manana endrika hafa rehefa tonga ety an-tany indray i Kristy.Mba azontsika antsaina ve izany fihovana izany?

niryna:

Ny nofo aman-dra antsika dia tsy mandova ny fanjakan'Atra,rehefa tonga indray Jesosy dia haka ireo maty rehetra izy ary izay velona kosa dia hiova endrika ao anatin'iray segondra.[i]Fa izao no lazaiko ry rahalahy:Ny nofo aman-dra tsy mahazo mandova ny fanjakan'Atra,ary ny fahalovana tsy mandova ny tsi-fahalovana.Indro ,zava-miafina no ambarako aminareo:tsy hodi-mandry avokoa isika rehetra,fa vetivety,toy ny indray mipi-maso ,dia hovana isika rehetra fa hotsofina ny trompetra ary ny maty
hatsangana tsy ho lo intsony,ary isika hovana
1 Kor 15:50-52


89. rakapy ( 04/01/2008 23:56)
Raha hividy fiara ve ianao de tsy mahazo manao essay na tsy mahazo manokatra capot, de hovidianao ihany ilay fiara? nefa avy eo kay efa hors cote sady mitapoka menaka 90 ilay fiara:-D:-D:-D de hoy ianao hoe efa vita ny taratasi-mbarotra ka dia hieretako eo ity?:-D:-D:-D
90. ikaretsaka ( 04/01/2008 23:56)
niryna> fa iza moa no tsy mino fa misy A/tra amintsika dahy?:wink: mpamaly soa izay mitady azy Izy... mitady azy amin'ny fomba ahoana??
dia inona no fomba mba hisaoranao izany valisoa omeny izany?
Amiko dia @ fanasoavana ny madinika araka ny voalazany hoe "izay ataonao ireny madinika ireny dia ataonao ho ahy"
91. niryna ( 04/01/2008 23:57)
rakapy:

Nyrina> miteraha mamenoha ny tany hoy ny baibolinao ka eto indray ianao no manangan-dresaka hoe tandremo ny firaisana?:-D:-D:-D toy midika izany fa tsy manaraka ny baibolinao akory ianao?:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))

dia tsofina rano hianao izany e mitera fito lahy ,sy fito vavy ary mamenoa ny tany fa tsy maintsy misy iray hanapaka ny gadran'i satana ny iray amin'ireo efatra ambiny folo ireo .:oops::roll:

92. cutie ( 04/01/2008 23:59)
:-d
93. fijo ( 04/01/2008 23:59)
za ve izao dia manota raha mahita lanitra manga ka te hoany??????
ary ngaha moa ny lahy ihany no manao jery mila,??????

raha raisiko izao io voalazan'i rakapy io hoe"de tsy maintsy hiaritra ve satria mariazy??? ny an'i Nyrina izany"
io dia mampiavaka ny jiosy sy ny kristianina.
-ny kristianina dia milaza hoe ,tsy azo sarahina izay natambatr'andriamanitra."hafa tsy (cas) tena voafaritra ary vitsy.
-ny jiosy kosa dia milaza hoe ,tsimaintsy sarahina,(na mbola te hijanona aza ilay lehilahy)raha vao voaporofo na nijanga ny vadiny.
94. niryna ( 04/01/2008 23:59)
cutie:

ahoana le tantaran'i lota :)
rakapy
tokony we practice what you preach ve :-D

raha mierikerika eo i rakapy lasa vongantsira eo io :D
ny vady aman-janany manaraka ny tenin'Atra fa izy maningana dia lasa mivaingana :D sorry rakapy,truth hurts.

95. cutie ( 05/01/2008 00:02)
heveriko fa misy resaka "hila" le tantaran'i lota :)
fijo ny lanitra manga sarotra takarina :-D
96. rakapy ( 05/01/2008 00:03)
Nyrina> vonga-tsira angaha ny ao anaty patalohanao mihidy fehikibo ao:-=))=))=))=))
97. cutie ( 05/01/2008 00:05)
:-D
98. fijo ( 05/01/2008 00:06)
niryna an,le resaka hoe nomamoin'ny zanany vavy izy,izay no tian'i rakapy resahina fa very ndray ndry izany.

cutie an,sarotra fa mba hiezahana ho tratra ko
99. rakapy ( 05/01/2008 00:08)
Nyrina> mba alefaso wa le sarinao naked ireny fa tiako be=))=))=))=))=))=))
100. cutie ( 05/01/2008 00:09)
fijo
tsy ho tratra mitsy io zany no mampa lust azy :-D
ary tsy mba arako zany tantaran'i lota zany :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622