Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!

61. xxx ( 04/01/2008 22:21)
eny ary fa ho mailo za ry nyrina a:-D
sonia
cutie
62. niryna ( 04/01/2008 22:22)
nandrianina1:

iz io? le mamaly anle fanontaniana ve?

enao tena mila precision otran'ny mathematician mintsy ka

ny azy anie ny asa no hitsarana fa tsy ny finoana aloha dia avy eo manao ny asa e,izay ilay porofo sa tsy izany ry ika :-* holy kiss for you

63. niryna ( 04/01/2008 22:28)
ikaretsaka:

farito. demontreo. porofoy...


hianao ihany dia afaka manome porofo,ny voa hafafy ohatra sa tsy izy io ?
Ny fijoroana vavolombelona manara iray.kanefa moa tsy tianao io.

ah,ah! hianao milaza fa mpiandry ao amin'ny Jesuist avy amin'ny teny inona ilay Jesuist ? Jesus + mpanaraka azy?misy teny Jesus tsinona koa sa hoe ireo olona hifanohitra azy,anti-christ indray iny.
Omeo porofo izahay e,nhein .
Ny finoana dia tsy misy porofo ary izaho sy hianao mandray azy sy mino an'ilay Atra tsy hita maso kanefa mahefa ny zavatra rehetra,na mifoha na matory dia mahatsiaro ny fahasoavana sy ny fitiavany sy ny famonjeny izay dia efa mivaingana amikoa sa tsy ampy?
hindramiko kely hianao mba hamaky ny Heb 11:4-6
64. niryna ( 04/01/2008 22:29)
cutie:

torio kristy de forcing no atao :-d



'zaho mba gaga :D
65. cutie ( 04/01/2008 22:29)
nyrina
ary raha mpisipa kosa ve de tsy mba hisy lust mitsy fa tonga de fahotana zany :-D
zay le lazaiko we sarotra ny miaina :-D
66. niryna ( 04/01/2008 22:32)
ikaretsaka:

nandrianina:

eritrereto hoe ohatran'izao izy: inona no tian-drakoto holazaina? ..sady tsy mpaminany aho no tsy avocat an drakoto no tsy rakoto ka hahalala ny tiany lazaina..

fa raha hoe ahoana ny hevitrao momban-drasoa vadin-drakoto.. dia iny resaka hafa.. azonao?



:roll:
niryna:
Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!

27 Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14).

28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.

dia mba ahoana no hevitrao hanampiana anay amin'io teny io :-*
Inona no tian'i kristy tenenina eto?
67. niryna ( 04/01/2008 22:46)
cutie:

nyrina
ary raha mpisipa kosa ve de tsy mba hisy lust mitsy fa tonga de fahotana zany :-D
zay le lazaiko we sarotra ny miaina :-D

sarotra tokoa ny miaina ka izany no mahatonga antsika mianatra ny tenin'Atra.
Ny hafatro amin'ny tanora zanaky ny mpiray tampo amiko na tanora maro ombieny ombieny dia izao:
sarobidy ny fahadiovantsika indrindra fa ny vehivavy,isika no mitondra ny taolambe tsy mitapaka,ny lehilahy kapain-tsy hitam-pery na izany aza efa maro dia maro ny sida ary dia izay atao ao anaty makarakara dia hivoaka ao anaty loadoaka.Tsy misy izay miafina izay tsy hipoitra amin'ny andro farany.
Ny tiako tenenina dia hoe: voasoratra ao anaty baiboly fa saropady ny tenantsika ka raha tsy mahatandrina ny firaisana dia ny manambady no atao fa tsy hanaiky ho vetavetainay(miala tsiny fa teny gasy moa hafahafa be raha ahodikodina) satria tsy azo atao izany.
Ny fanafodiny fotsiny dia aza miaraka amin'ny sipanao na lehilahy any amin'ny mangingina.
Mivavaha amin'Atra izay olona miaraka aminao fa tsy izay rehetra hiaraka akory dia hanambady anao daholo.
Tandremo foana izany e,ny fitiavana tsy midika hoe firaisana foana amintsika vehivavy io a,ny ny lahy indray dia tsy fantatro,mizara,mifanoro,miaraka manao zavatra mahafinaritra,mitantara ny fiainanao amin'ilay olon-tianao sy tia anao,misy zavatra iraisana sy mifanampy izany ao fa raha tsy mahita taratra toy izany dia anjaranao ny miala,raha manao teny tsy mendrika na mandra fo na tsy manaja na verbal abuse ohatra ,ireo mantsy no ohatra hitako amin'ny fampianarana ny tanora sy ny mitranga amin'ny tanora marobe amin'izao fotoana izao.Fitiavana madio izany no tena izy fa raha mitady zavatra hafa tonga dia hialaho. oops .
Asa aloha fa izay no nomeko ny ankizy,aza manao akanjo manintona lehilahy fa manaova pantaloha ary asio fehikibo :D amin'izay afaka mandositra raha misy ny combat ?
Avereno aty amiko ny teniko raha misy tsy mety fa ireo no nampianariko ny tanora.Ankehitriny dia maro ary tena lasa mivari-lavo ny tanora,hoy ry zareo hoe noheveriko fa ny fanomezako ny tenako azy no itiavany ahy kanjo...Izany anie ka tena teny maharary e.
68. niryna ( 04/01/2008 22:49)
nandrianina1:

ikaretsaka:

nandrianina:

eritrereto hoe ohatran'izao izy: inona no tian-drakoto holazaina? ..sady tsy mpaminany aho no tsy avocat an drakoto no tsy rakoto ka hahalala ny tiany lazaina..

fa raha hoe ahoana ny hevitrao momban-drasoa vadin-drakoto.. dia iny resaka hafa.. azonao?


efa azoko io nge e sady efa volazako tetsy ambony ko e!
d miandry an'i niryna hanova ny fanontaniny zany





inona indray re ny fanontaniana e .
69. cutie ( 04/01/2008 22:50)
tapaka ny tsinaiko @ le we manaova pataloha misy fehikibo :-D:-D:-D:-D
tsy averiko le teny ka :-D
70. ikaretsaka ( 04/01/2008 22:55)

nandrianina1:

iz io? le mamaly anle fanontaniana ve?

enao tena mila precision otran'ny mathematician mintsy ka

ny azy anie ny asa no hitsarana fa tsy ny finoana aloha dia avy eo manao ny asa e,izay ilay porofo sa tsy izany ry ika :-* holy kiss for you




inona ny fanehoana ny finoana ary @ niryna... omeo exemple 1 aho hoe?
71. niryna ( 04/01/2008 23:01)
rakapy:

Mi compliquer fiainana izay olona nanoratra io teny voalazan' i Nyrina io. Fisainan'olombelona saropiaro io fa tsy tenin'A/tra izany.
I want to see Nyrina's naked pictures.Will you send em to me?
never :roll:

Raha hijery ny sary mariaziko hianao dia tsy maninona fa alefako,izy ho ahy ary izaho ho azy mandrakizay.
Aza mitondra anay ho amin'ny fakam-panahy .:D:evil:

31 Ary voalaza hoe : Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady ( Deo.24.1).

32 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga.
Matio 5 : 31-32



23 Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben'izany fahamaizinana izany! Matio 6:23
:D
72. ikaretsaka ( 04/01/2008 23:04)
nga raha mahita ny sarin'i niryna mitanjaka dia voatery hanana envie "hila" an'i niryna?:roll:
73. cutie ( 04/01/2008 23:06)
:-D
misy de mampime mitsy
74. niryna ( 04/01/2008 23:06)
rakapy:

Mi compliquer fiainana izay olona nanoratra io teny voalazan' i Nyrina io. Fisainan'olombelona saropiaro io fa tsy tenin'A/tra izany.



Hiarahantsika mijery ny teny izay voasoratra ao amin'ny Matio 6: 27-28 rehefa hita izany dia hiarahantsika mamaky amin'ny anaran'ny Tompo:

http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=5&andininy=27-28&dika=
75. niryna ( 04/01/2008 23:12)
niryna:

[quote=rakapy]
Mi compliquer fiainana izay olona nanoratra io teny voalazan' i Nyrina io. Fisainan'olombelona saropiaro io fa tsy tenin'A/tra izany.



Hiarahantsika mijery ny teny izay voasoratra ao amin'ny Matio 6: 27-28 rehefa hita izany dia hiarahantsika mamaky amin'ny anaran'ny Tompo:

http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=5&andininy=27-28&dika=

dia ampiko kely hoe azy koa tsy ahasaro-piaro azy?
tsy mila fahasarotam-piaro kosa anefa ny fitiavana raha samy manaja izany izy roa,matoa ny iray saro-piaro dia ao raha,misy zavatra tsikariny ao.
Raha miaraka amin'Atra kosa ny tokan-trano,feno ny fanahy masina ho ravaky ny fanambadiana,izy no laharano mitondra ilay fianakaviana dia ho foana izany satria efa apetraka eo am-pelantanan'ilay Ray mahefa ny zavatra rehetra ny fiainana.Izay ilay fifaliana,fahasambarana,fiainana ao anatin'ny fandriampahalemana,fiaianana misy fitiavana,misy an'Atra. Na misy aza ny olana ,tsy miantehitra amin'ny herinay izahay fa miaraka mivavaka mangataka izay tadiavina sy vaha olana amin'Atra.

76. niryna ( 04/01/2008 23:24)
ikaretsaka:

nga raha mahita ny sarin'i niryna mitanjaka dia voatery hanana envie "hila" an'i niryna?:roll:

Izay ilay fitsiriritana ao anaty raha tian'ika ho fantatra. (lust) ny tsy mino ny tenin'Atra na ny mandaha na manohitra ihany no miteny sy manao an'io,raha miaina ao anatin'ny tenin'Atra isika tonga dia mahafantatra avy hatrany hoe izao no tian'i kristy tenenina dia tsy manao an'iny.

Mbola tsy novalian'ika ny fanontaniako ery ambony.

Ity koa ary misy iray e
Misy ramatoa miara-mipetraka amina olona izy efa elabe e,ny taona aloha dia tsy fantatro fa izaho fotsiny no tiany hamaha ny olana.Tsy mino an'i kristy ho Mpamonjy ilay rangahy ary manao teny mandratra foana (verval abuse). Tonga ny fety ,manasa ny havany ilay rangahy ary dia miaraka misakafo aminy.Nony tonga ny krismasy,mba te hanasa ny havany ilay ramatoa dia tsy mety izy fa tsy mino an'izay kristy anao any izany aho hoy izy.
Mbola tokony hipetraka hiaraka aminy ve io ramatoa io raha efa ela nijaliana sady tsy mino an'Atra ilay olona?
Izy (vehivavy)daholo no miantoka ny rehetra(sakafo,fiara, hofan-trano sns) .Inona no ataoko hoy izy?
Inona no tokony ataony ry ika? Tsy mamokatra ilay rangahy fa rehefa nanontaniako izy hoe inona no hijanonanao eo ary (amin'izay koa tsy vadiny fa manao tokan-trano maso fotsiny eo) dia hoy izy hoe matahotra ny ho irery aho.
Inona no hevitra tokony omenao an'io ramatoa io ?
na tokony omentsika an'io ramatoa io
misaotra betsaka
:-*


77. rakapy ( 04/01/2008 23:29)
Nyrina> Sao ianao miheritreritra fa afaka ny hanao pataloha jean's misy fehikibo sy blouson rehefa hiakatra any amparadisanao? You will be all naked :-D:-D:-D Le A/tra anie ka tsy tia olona miakanjo e!!!
So ,now you need to be ready and don't be shy to send your naked pictures:-D:-D:-D
78. niryna ( 04/01/2008 23:32)
ikaretsaka:


[quote=nandrianina1]
iz io? le mamaly anle fanontaniana ve?

enao tena mila precision otran'ny mathematician mintsy ka

ny azy anie ny asa no hitsarana fa tsy ny finoana aloha dia avy eo manao ny asa e,izay ilay porofo sa tsy izany ry ika :-* holy kiss for you



ikaretsaka:

inona ny fanehoana ny finoana ary @ niryna... omeo exemple 1 aho hoe?


Hebreo 11:6
Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy.


examples 40 no omeko anao eto ary voasoratra ,amin'ny anaran'ny Tompo

http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=11&dika=
79. cutie ( 04/01/2008 23:36)
rakapy :-D
80. rakapy ( 04/01/2008 23:37)
Nyrina> miteraha mamenoha ny tany hoy ny baibolinao ka eto indray ianao no manangan-dresaka hoe tandremo ny firaisana?:-D:-D:-D toy midika izany fa tsy manaraka ny baibolinao akory ianao?:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086