Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!

121. niryna ( 05/01/2008 01:53)
cutie:

fijo
tsy ho tratra mitsy io zany no mampa lust azy :-D
ary tsy mba arako zany tantaran'i lota zany :)


http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&andininy=1-36&dika=
Tsy tratra amin'ny inona,ilay lust dia hoe fitsiriritana ao anaty,na dia tsy miray aza fa mitsiriritra ilay olona ka mieritreritra faniriana ao anaty.
Tsy maintsy ho tratra ihany ka? ny eritreriny no manenjika azy .:D ary ny tenin'Atra efa nampahafantarina azy dia fantany izany izy manomboka anio.Voasoratra ao anaty boky izany ny fanontaniana hoe tamin'ny 01/08 nizara tamin'ireo namana maro hianao mikasika ny lust dia mbola ny nataonao ihany no ataonao :roll:
122. ikaretsaka ( 05/01/2008 02:29)
ka maninona tsy iny part misy ny moabites sy ny ammonites iny no resahina ry niryna?

nareo ho'a io tsy mivantana io
raha lava ny ahitra very ny kisoa, raha lava ny resaka very ny soa e
123. niryna ( 05/01/2008 03:24)
cutie:

tantaran'ny sodoma sy gomora ve zany ????



=D=D yes, my dear
124. niryna ( 05/01/2008 03:26)
cutie:

:-D
misy de mampime mitsy


=))
125. niryna ( 05/01/2008 03:27)
cutie:

fijo
tsy ho tratra mitsy io zany no mampa lust azy :-D
ary tsy mba arako zany tantaran'i lota zany :)


Tsy ho tratra izy fa ilay fiteny hoe aleo enjehin'ny mpamosavy toy izay enjehin'ny eritreritra.
126. niryna ( 05/01/2008 03:29)
xxx:

eny ary fa ho mailo za ry nyrina a:-D
sonia
cutie


indry aky mampihomehy a,aza asiana sonia hono raha manao xxx
127. niryna ( 05/01/2008 03:31)
rakapy:

Nirina> Ka ny isan'ny vhv anie ka maro nohon'ny lhl .De tsy mitombona mihintsy ny resaka ataonao=))=))=))=))=))


ka izaho angaha no nanao io didy io fa tsy Kristy Tompo? hafatra fotsiny no nalefako
128. niryna ( 05/01/2008 03:36)
rakapy:

Nyrina> ilay pataloha mihidy fehikibo dia mbola mora ny manokatra azy fa toroy hevitra ny vehivavy kristianina namanao hoe manaova SLIP VY MIHIDY GADANA fa io no tena mafy ary hiaro anao @ lehilahy.=))=))=))=))=))

Tsy mila manao slip vy mihidy gadana izy ireo ka,teny indraim-bava sy fampianarana kely fotsiny dia efa manampy azy ireo sy hisy hoentiny.Io ilay atao hoe vatsim-panahy aminay kristiana. Ny Fanahy Masina koa miaro ny ondriny ary ataony tsy hisy very hoy Izy ,eny manana ondry hafa koa Izy izay tsy ao anaty vala ary mbola mitady azy ireo ihany koa Izy sy miandry azy ireo hibebaka

129. niryna ( 18/01/2008 20:36)
nandrianina1:

k'efa we
a izay rehetra mijery vehivavy hila azy

tsy misy ankanavaka zany

:D:D:roll::-*:-*

130. niryna ( 18/01/2008 20:38)
Tsy ny mijery lahy na vavy ka manana fitsiriritana azy ihany fa na dia mijery boky misy sary mitanjantanjaka,film porno,internet feno sary vetaveta ary na ny peta-drindrina eraky ny locker-room ny lehilahy aza dia efa izy
Sa ahoana ?
131. ikaretsaka ( 20/01/2008 17:40)
ny coco ho'a no mitondra an'io!

na manao akanjo rebareba be aza ilay viavy mety hampiraika anao be mihitsy rehefa mihetsika ny coco anao

ary raha hitankaja total eo alohanao aza ilay viavy ka hampiseho ny ananany rehetra .. tsy hampiraika anao koa rehefa hainao ny mamefy ny coco anao!


ny fahaizana mi control an'io coco io no tsara ianarana
132. niryna ( 21/01/2008 06:30)
ikaretsaka:

ny coco ho'a no mitondra an'io!

na manao akanjo rebareba be aza ilay viavy mety hampiraika anao be mihitsy rehefa mihetsika ny coco anao

ary raha hitankaja total eo alohanao aza ilay viavy ka hampiseho ny ananany rehetra .. tsy hampiraika anao koa rehefa hainao ny mamefy ny coco anao!


ny fahaizana mi control an'io coco io no tsara ianarana

ka izay ilay atao ho lust ry ika a,aza mitondra anay amin'ny fakampanahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Raha fantatra fa handratra anao ny masonao havia ,esory eo iny fa tsaratsara ho anao ny poamaso mankany an-danitra toy izay manana maso roa mankany amin'ny afobe.
Mandroaha herin'ny maizina,miala ny satana :twisted::evil::evil:
Ahoana ny hevitr'ika raha aminao ve dia manaiky hoe hiara-hipetraka amina-vehivavy folo taona kanefa tsy vita soratra sy tsy no hamasinina ? io koa mantsy dia marika iray ihany koa izay voarara.
Na hoe raha mahita namana miaraka amin'ny vehivavy izy kanefa vehivavy ihany koa dia ho teneninao sa avelanao ho very ny fanahiny.Io mantsy no atao hoe maty ilay fanahy ary ny fanahy maty dia miaraka amin'ny satana any amin'ny afobe.
Na koa hoe manambady kanefa mbola miaraka amin'olon-kafa ?
Fantatrao daholo izany ilay olona ? ohatra ny ahy io ,ahoana no eritreritrao?Malahelo,sa rehefa manontany dia lazaina ny marina sa dia hoe tsy mino ny soratra masina dia avelao izy ireo anao izay freedom tiany?
Ahoana ny hevitrao?
Dia ahoana no hevitrao amin'ireo roa ireo.Izay tena marina lazaina a :D

133. ikaretsaka ( 22/01/2008 02:10)
amiko io tsy herin\'ny maizina sy satana izany fa matter ana self control
134. niryna ( 22/01/2008 06:40)
ikaretsaka:

amiko io tsy herin\'ny maizina sy satana izany fa matter ana self control


dia ahoana,mba azavao hoe ny tianao ho tenenina?pour sa contre? sa misalasala ? :-*
135. ikaretsaka ( 22/01/2008 17:30)
tsy pour tsy contre tsy misalasala
fa tsy mivakiloha...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081