Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!
22. Veloo
(
04/01/2008 15:07)
nandrianina a ka injy manao oe ita fa marina ko.
nandrianina1 [ Valio ] 04-01-2008 15:35:17
Lohateny : Re : Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!
ita fa marina zany ko
24. nandrianina1
(
04/01/2008 15:24)
ka le nolazaiko momban'ika no lazaiko oe marina eo
fa nenjy inn?
fa nenjy inn?
26. ikaretsaka
(
04/01/2008 15:36)
nandrianina1:
tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!
aona hono ny hevitr'ika momba an'io
forum io fa tsy fiantsina ady
tsy miditra hevitra amin'io satria tsy hevitro ny miseho eo fa ny tian'i kristy ambara "hono"
dia za tsy kristy na interprete-ny ka hanao royaliste que le roi ho'y aho teo ambony
hafa ny adihevitra azo hidirana dia hafa ny tsy azo... izay koa ilaina manavaka..ohatran'ny fahaizana manavaka ny pilopitra sy ny forum:wink:
28. ikaretsaka
(
04/01/2008 15:53)
ka za ve de hitompo tena ho jesoa? tsy mety izany.. ko raha tsy ohatranareo ko8)
30. ikaretsaka
(
04/01/2008 15:56)
mahay mi forcer olona ihany ireto "mpitory teny ireto"
hita hoe propaganda sy forcing no hisintonany olona :-D
hita hoe propaganda sy forcing no hisintonany olona :-D
31. nandrianina1
(
04/01/2008 15:57)
iz io? le mamaly anle fanontaniana ve?
enao tena mila precision otran'ny mathematician mintsy ka
enao tena mila precision otran'ny mathematician mintsy ka
34. ikaretsaka
(
04/01/2008 16:05)
nandrianina:
eritrereto hoe ohatran'izao izy: inona no tian-drakoto holazaina? ..sady tsy mpaminany aho no tsy avocat an drakoto no tsy rakoto ka hahalala ny tiany lazaina..
fa raha hoe ahoana ny hevitrao momban-drasoa vadin-drakoto.. dia iny resaka hafa.. azonao?

37. nandrianina1
(
04/01/2008 16:50)
ikaretsaka:
nandrianina:
eritrereto hoe ohatran'izao izy: inona no tian-drakoto holazaina? ..sady tsy mpaminany aho no tsy avocat an drakoto no tsy rakoto ka hahalala ny tiany lazaina..
fa raha hoe ahoana ny hevitrao momban-drasoa vadin-drakoto.. dia iny resaka hafa.. azonao?
efa azoko io nge e sady efa volazako tetsy ambony ko e!
d miandry an'i niryna hanova ny fanontaniny zany
38. rakapy
(
04/01/2008 19:52)
Mi compliquer fiainana izay olona nanoratra io teny voalazan' i Nyrina io. Fisainan'olombelona saropiaro io fa tsy tenin'A/tra izany.
I want to see Nyrina's naked pictures.Will you send em to me?
I want to see Nyrina's naked pictures.Will you send em to me?
39. niryna
(
04/01/2008 20:33)
ikaretsaka:
tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
ny vehivavy koa tafiditra ka,raha manao ankanjo teritery sy mampiseho tratra hisarihana lehilahy ohatra dia efa voafatotra amin'ny fihetsiny koa izy.
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
Ahoana tokoa fa misy olona any efa niara-nipetraka nandritra ny 15 taona izy a,miala pas foana ilay rangahy (tsy mbola manambola isika hoy izy anaovana ny raharaha kanefa izy ireo efa miray trano? ) mety ve izany hoy ika ?
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
:wink: tsy taitra fotsiny ry toi a.
zavatra voasoratra io ka eo indrindra izao isika :-*
40. niryna
(
04/01/2008 20:37)
nandrianina1:
[quote=ikaretsaka]
tsy ilaina ny mijery sy mamaky ny soratra ataonao angamba?? satria ianao vehivavy???
tsy i Kristy aho ka tsy hiditra ao an-tsainy hitady izay tiany tenenina ..
raha izaho ianao tsy miezaka manao izany koa fa mitady ho royaliste que le roi!
nandrianina::roll: izaho koa aza mba gaga koa
F'anga ika tsy tia mifandres lahatra s mifanakalo hevitra ndray e!
aona hono ny hevitr'ika momba an'io
forum io fa tsy fiantsina ady
miandry ny fampianarana sy ny toro-hevitrao tokoa izahay,ny soa fianatra ry ika a.Misaotra ny mpanokatra ity fandaharana ity hatrany isika fa afaka mizara sy mifampianatra.
8)