Soratra nosoratan'i Jesoa ho antsika
1. soanja
(
04/01/2008 01:22)
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e.
Mino aho fa lafatra ny zavatra nosoratany. Efa nisy ny soratra mantsy tamin'ny androny.
Taiza ary izy no nianatra? mba nisy mahalala an'io koa ve?
Nahoana ary izy no tsy mba nanoratra fa dia navelany ho ny hafa no nanao izany?
Manankevitra ve ianareo?
Tsy fanarabiana ny hevitro fa fanontaniana nanitikitika de mba apetrako aminareo eto hodinihantsika mianakavy.

novalian'i prime ny 15/01/2008 05:46
2. rakapy
(
04/01/2008 01:57)
Ity koa dia lohahevitra iray tsara satria mety ahitana ny toetran'Jesosy izay tsy mba voasoratra.
Nahoana moa izy no tsy nahay nanoratra? nefa ireo nanodidina azy dia maro no nahay izany? Nahantra ve ka tsy afaka nankany an-tsekoly? sa ve de variana t@ fitorina? sa ve nalefa nianatra ihany fa nivangabao? na koa niheritreritra ny tenany efa ho mahay ka tsy nety nanoratra?
Ny fantatro aloha dia hoe nanao aide-pandrafitra izy fohy ny fahavelon-drainy nefa tsy lasa lavitra t@ zany.

3. LazaDaddy
(
04/01/2008 02:29)
soanja:Angaha i Soanja tsy milamina? Izaho aloha tsy miahiahy amin'izany e :)
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e.
soanja:Naninona Izy no naniraka sy nampandray anjara ny Kristianina "hampianatra sy hampanao batisa ny firenen-drehetra"? Kanefa anie vitany izany raha ataony samy irery e:)
Nahoana ary izy no tsy mba nanoratra fa dia navelany ho ny hafa no nanao izany?
Tsy fanarabiana ny valinteniko fa mampieritreritra de mba zaraiko aminao eto hodinihinao koa :)
PS: Tratry ny taona :)
4. ikaretsaka
(
04/01/2008 02:47)
dia miverina sy vao mainka miha mazava sy miha mivoaka tsikelikely ilay porofo -ko taloha hoe moa ny zavatra voateny rehetra ve dia ho voasoratra aby?
---> tsy voatery ho ny ao anaty zavatra voasoratra ihany no tenin'A/tra
ce qu'il fallait demontrer= "Quod Erat Demonstrandum" hoy ny moines:wink:
taiza no nahalalan'ialahy sy nannovozan'ialahy fa : "naniraka" izy ....:-/
:wink: (tsy izy no nanoratra izany kosa angamba o??)

5. LazaDaddy
(
04/01/2008 02:59)
LazaDaddy:Tsy miahiahy aho satria ny voasoratra rehetra ao amin'ny Soratra Masina dia azo avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra :)
Izaho aloha tsy miahiahy amin'izany e :)
...ary tena miampy loza be ho an'izay manampy ny voasoratra "ato amin'ity boky ity" hoy i Jaona :)
6. ikaretsaka
(
04/01/2008 03:07)
@ bokin'i Jaona (apokalipsa) io ry laza fa tsy @ ity boky ity (baiboly) an... eritrereto ho'a ny tsimpona fa manjary miteniteny foana!
Tsy mitovy ny hoe Baiboly sy ny Apokalipsa!
fa tsy mbola novalian'i Laza anie ny fanontaniako izay elabe izay e... ny voateny rehetra ve dia voasoratra aby?

7. ikaretsaka
(
04/01/2008 03:14)
lazadaddy> itato hoa ny fahalalana dia mandiniha lalina fa tsy vitan'ny vakivaky baiboly eo ambony seza ny misiterin'Atra sy ny tsy mahataka pesipesenina Azy!
8. LazaDaddy
(
04/01/2008 03:38)
Fa angaha moa izaho manda an'izany? Taiza aho no nanda an'izany? :)
Ny hanamafisako azy fotssiny dia hoe: "raha vao mifanipaka amin'ny Teniny voasoratra ao amin'ny Baiboly dia tsy avy aminy izay".
"Tsapao ny fanahy rehetra" :)

9. niryna
(
04/01/2008 04:23)
LazaDaddy:
LazaDaddy:Tsy miahiahy aho satria ny voasoratra rehetra ao amin'ny Soratra Masina dia azo avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra :)
Izaho aloha tsy miahiahy amin'izany e :)
...ary tena miampy loza be ho an'izay manampy ny voasoratra "ato amin'ity boky ity" hoy i Jaona :)
=D=D ny manana an'i kristy dia tsy mba matahotra na miahiahy fa mino izay voalazany ao anatin'ny soratra masina.
Marina izany tsy azo anasorana na analana na avadibadika amin'izay eritreretina hitiavana azy ny tenin'Atra.Izay voasoratra rehetra dia efa nitranga ary mbola hitranga dia ny fiandrasana an'ilay Kristy Mahery,Mpamonjy izao tontolo izao hiverina indray haka ireo mpanara-dia aminy.( Tit 2:13,1 Tes 4:16-17)
Ho antsika rehetra
Mangataha aminy ny fanahy masina mba hitarika antsika ahalalana ny tenin'Atra.Arakaraky ny hinoanao azy sy ny hanekenao azy ho Mpamonjy sy Tompo no anehoany sy anomezany antsika ihany koa ny Fanahiny ao anaty ao.
Ny baiboly dia tantaran'i Kristy .....History na His story ka raha te ahalala ny momba azy dia mila mamaky ny tantarany (his story ) ao amin'ny TT ka mitohy TV
Tratry ny taona daholo :-*:-*
Tian'Atra ho voavonjy daholo isika rehetra ka izany no nanomezany ny Zanany lahitokana hamonjy antsika amin'ny fahafatesana mba hanavotana antsika ho afaka amin'ny ratsy rehetra. Raiso Izy ho Tomponao ,mibebaha aminy,ary ataovy ho Mpamonjinao Izy -ary dia hiaraka aminy hianao mandrakizay ary asehony aminao ny hafany rehetra .
10. ikaretsaka
(
04/01/2008 05:16)
LazaDaddy:
Ny hanamafisako azy fotssiny dia hoe: "raha vao mifanipaka amin'ny Teniny voasoratra ao amin'ny Baiboly dia tsy avy aminy izay".
"Tsapao ny fanahy rehetra" :)
porofo faharoa maha mpitsimpona an'i laza io.. ny Teniny voasoratra ao @ baiboly aza dia efa misy mifanipaka betsaka:wink:
io aza tsy tsapanao ko!:P
dia aiza ao anaty baiboly (ara -bakiteny) no misy an'izay teny nataon'i laza bold izay?:^)
11. prime
(
04/01/2008 12:43)
ikaretsaka> misy mifanipaka betsaka ahoana?... dia omeo ohatra hoe ireto ilay mifanipaka ohatra...
dia hoy koa ny voasoratra :
\"46Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan\'ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan\'ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.47 Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.\" Lioka 2:46-47
dia hoy koa ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Ary Jesosy nitombo saina sy tena* sady nandroso fitia tamin\'Andriamanitra sy ny olona.[*Na: taona]\" Lioka 2:52
soanja:... nianatra Kristy ary nitombo fahendrena sy fahasoavana feno teo ambany fitahian\'Andriamanitra... hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy : \"Ary ny Zaza dia nitombo ka nihahery sady feno fahendrena; ary ny fahasoavan\'Andriamanitra no tao aminy.\" Lioka 2:40
Mino aho fa lafatra ny zavatra nosoratany. Efa nisy ny soratra mantsy tamin\'ny androny.
Taiza ary izy no nianatra? mba nisy mahalala an\'io koa ve?
dia hoy koa ny voasoratra :
\"46Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan\'ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan\'ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy.47 Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany.\" Lioka 2:46-47
dia hoy koa ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Ary Jesosy nitombo saina sy tena* sady nandroso fitia tamin\'Andriamanitra sy ny olona.[*Na: taona]\" Lioka 2:52
12. LazaDaddy
(
04/01/2008 12:54)
ikaretsaka:Mba hafa kely koa izany Andriamanitr'ikaretsaka izany! Marina tsy manoatra noho ny mpanao politika mivadika palitao raha izany? :)
ny Teniny voasoratra ao @ baiboly aza dia efa misy mifanipaka betsaka
13. Veloo
(
04/01/2008 14:43)
LazaDaddy [ Valio ] 04-01-2008 03:59:14
Lohateny : Re : Soratra nosoratan'i Jesoa ho antsika
Hoy i LazaDaddy:
Izaho aloha tsy miahiahy amin'izany e
Tsy miahiahy aho satria ny voasoratra rehetra ao amin'ny Soratra Masina dia azo avy amin'ny tsindrimandrin'Andriamanitra
...ary tena miampy loza be ho an'izay manampy ny voasoratra "ato amin'ity boky ity" hoy i Jaona
=D=D
14. ikaretsaka
(
04/01/2008 15:51)
lazadaddy> jereo ao anaty tsimpona anao ao raha tsy mino ahy ianao e.. dia teneno hoe marina ve izany sa tsy marina?
hitsimponako vitsivitsy ianao raha tsy mahatoky ..aiza ny baibolinao?:
Exodosy 15:3 A/tra dia olon'ny ady, ary Jehovah no anarany
ROM 15:33 Ho aminareo anie ny andriamanitry ny fiadanana. Amen.
(dia ahoana..ady sa fiadanana???)
Momban'i Jodasy:
(Asa 1: 16-18) Nefa nahazo saha tamin'ny tambin'ny otany iny lehilahy iny (Jodasy) , ary lavo nihohoka izy ka vaky ny kibony, sady niparitaka ny tsinainy.
(Matio 27:5-7)
Tamin'izay Jodasy ilay namadika azy, raha nahita fa nohelohina izy, dia nanenina ka namerina ny farantsa kely telopolo tamin'ny lohandohan'ny mpisorona sy ny loholona 4 nanao hoe: Nanota aho fa nanolotra ny rà marina. Ahoanay izany? hoy ireo, fa asanao. 5 Dia natsipiny tao anatin'ny tempoly ny vola, ka lasa izy nanao tadimody nananton-tena
Iza no nividy ny sahan'ny mpanao vilany izany? ,dia lavo nihohoka i jodasy sa nananton-tena?
mazotoa mitsimpona

15. pissoa
(
04/01/2008 16:05)
soanja:Angaha i Soanja tsy milamina? Izaho aloha tsy miahiahy amin'izany e :)
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e.
Ny milamina tiana nolazaina angamba, raha ny fahazahoako azy dia hoe tsy nisy finoana kely be da be, na hoe tsy nisy fanaovana sita aterineto hanaratsiana sns !
Amiko dia tsy voatery hampilamina ny hoe i Jesoa no nanoratra na tsia. Tsy ny voasoratra tany ampiandohana ihany mantsy no miteraka ny tsy fitoviana fa ny fandikana azy, fa fahazahoana izay voasoratra sns !
soanja:Naninona Izy no naniraka sy nampandray anjara ny Kristianina "hampianatra sy hampanao batisa ny firenen-drehetra"? Kanefa anie vitany izany raha ataony samy irery e:)
Nahoana ary izy no tsy mba nanoratra fa dia navelany ho ny hafa no nanao izany?
Tsy fanarabiana ny valinteniko fa mampieritreritra de mba zaraiko aminao eto hodinihinao koa :)
PS: Tratry ny taona :)
mitovy hevitra ! :-D:-D:-D
17. pissoa
(
04/01/2008 16:41)
maninona a ? tsy azoko ... sady za mbola kamo hamaky zao :oops::oops::oops::-D
18. soanja
(
04/01/2008 17:57)
Matoa misy ny fisaratsarahana ara-pinoana dia satria tsy lafatra ny baiboly. Teny nosoratan'ireo izay nanan-kevitra ary mihevitra izany ho tsindry mandry ary tena mety ho tsindry mandry tokoa.
SAINGY ny soratra dia teny mipetraka. Afaka manindry mandry ahy Jesoa rahalina dia hanana hosoratana aho ary azoko avela ho lova ho an'ny taranako.
Raha fantatr'Andriamanitra fa io SORATRA io no entina mampita zavatra avy amin'ny taranaka midina rehetra dia nino aho fa nanao izany izy mba HO HIRAY ISIKA REHETRA. Saingy tsy izay no zavamisy. Mety tsy hitany io na mety tsy ho io mihitsy no tiany hampitana ny hevitra amintsika fa ny avy any anatintsika tsy misy soratra na hevitry ny hafa.
Anao sy AZY! IO ilay fifandraisana amiko. Tsy ilana soratra ary tsy hilana teny hafa avy amin'ny hafa. Inona no mandaitra ho anao hiatrehanao ny fahatsaran'ilay nanamboatra anao sy nanome anao aina. Inona no hatsarana hitambaranao aminy ary handraisanao azy?

19. booboo
(
04/01/2008 21:12)
Amiko manokana dia Tenin'Atra no voarakitra ao anatin'io boky tsy haiko hoe firy pejy io. Olombelona tokoa no nanoratra ny ankamaroany satria raha nataony t@ fitenin'ny any an-danitra misy an'Azy any tsisy raha nahazo na " i " aza zay bla² tiany ampitaina teo :^).
Izy koa fetsy e ! tondé noteneniny hoe " ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalako tsy lalanareo " ouz donky...
Rehefa mandinika ny zava-boahary sns zà dia hita ao ny asa-tananY sy ny maha Izy Azy...nefa efa navelany an-tsoratra aby koa nefa zany ( ny soratra mitoetra foana fa ny hita maso miova²....). Soa nisy zay raha mitoetra izay hatao réf na fototra na tondro-zotra na fanilo na tsy haiko zay fiantso azy...

20. ikaretsaka
(
04/01/2008 21:22)
fa le fanontaniako anie ka tsisy mamaly mihitsy e
izay voateny rehetra ve dia voasoratra avokoa?
manaraka izany dia mitovy fijery @ Soanja
=D

izy: