Soratra nosoratan'i Jesoa ho antsika
21. fijo
(
04/01/2008 23:32)
soanja an,marina ny ahihaindry.
-raha i lery no nanoratra dia tsy nisy ny nanao dika "hafa"izay voalazany ka dia tena iray ny kristianina.(izao mantsy samy mandika izay tsapany fotsiny ireo mpanao evanjily ka manjary misy mifangarika be izay voalaza)
-nahoana re izy no tsy nanoratra ?hoy soanja,
satria izy anie tsy nihevitra ngamba hoe ho lasa lehibeana "finoana aty aoriana e"aza hadino fa tao amin'ny nisy azy izy dia tsy toa teny.

22. fijo
(
04/01/2008 23:37)
tsy ekeko ny hoe "tsindrimandry "no niavian'ny baiboly.
aza hadino fa ny baiboly di aavy amin'ny evanjily izay nosoratan'ireo mpianany.
ny ten amarina aza dia tsy ireo mpianany mivantan ano nanoratra ny evanjily fa olona hafa taty aoriana izay nandray lovantsofina avy amin'ireo mpianatra ireo no nirakitra izany ho soratra.(izay le nolazaiko tary ambadik atary hoe nisy nilatsaka na nitombo teny antsefatsefany teny)io ika mahay tsara uzany hafajka hanamarina.
noho izany tsy tsindrimandry io,fa ry zalahy mpianatra no "niezaka nampahafantatra ny manodidina azy hoe iza moa ilay olona nitarika azy ireo.izay no nisy nandravona ka lasa baiboly

24. fijo
(
05/01/2008 00:01)
ie,rehefa voahangona ny soratra noheverina fa mahafehy ny tiana hoaparitaka,dia natao ny konsily ary nanekena ofisialy fa ireo no atao hoe baiboly.
25. soanja
(
05/01/2008 00:44)
fijo:
soanja an,marina ny ahihaindry.
-raha i lery no nanoratra dia tsy nisy ny nanao dika "hafa"izay voalazany ka dia tena iray ny kristianina.(izao mantsy samy mandika izay tsapany fotsiny ireo mpanao evanjily ka manjary misy mifangarika be izay voalaza)
-nahoana re izy no tsy nanoratra ?hoy soanja,
satria izy anie tsy nihevitra ngamba hoe ho lasa lehibeana "finoana aty aoriana e"aza hadino fa tao amin'ny nisy azy izy dia tsy toa teny.
Raha adikako zany ny tenin'i Fijo de hoe tsy nahita lavitra i Jesoa. Tsy tazany mialoha ve fa hanenika ny tontolo ny hevitra nentiny?
Ny ahy indray dia de hoe mety betsaka ny voalazany ary mety nisy aza no nosoratany. Iza no mahalala fa izay naroso hitan'izay nahita an'ireo sy izay tiantiandry zareo no natambany ho baiboly. Dia izay tokoa moa no nisy satria misy ny antsoina hoe Apocrypha.
Samy nanoratra aby anie ireo apostoly e. Saingy ny an'i Paoly no tena nataony lohalaharana satria izy no tena role tao mantsy.
Mivoatra ny tenin'Andriamanitra ary tsy voafaritra ao anaty boky iray amiko fa manenika eran'io , tsy voatery ho soratra fotsiny akory aza fa na dia ny natiora aza dia afaka hiresaka aminao ny tenin'Andriamanitra.
Isan'izany dia ny siansa, izay hitako mampivoitra ny hatsaraNY (aTRA) hatrany eo imasoko.
Anareo indray?
26. soanja
(
05/01/2008 00:51)
Aza ferana ny fikatsahanao an'Andriamanitra fa ho sambatra kokoa ianao ahita ny fahamarinany eo am-pikatsahana.
Soanja
Soanja
27. fijo
(
05/01/2008 00:52)
ie,tsy nahita lavitra izy.raha tsinjony fa hitatra be ny fisainany ary mety hampisy saritaka to aizao,dia izy mihintsy no mety nanoratra mivantana
28. diamondra27
(
05/01/2008 16:37)
efa elaela tsy dia niditra fa mahita we misy mi se poser des questions ary tsara dia tsara izany.
Ny hamaliako azy angamba dia tsotra:
raha ohatra ka miahiahy na misy zavatra tsy mazava dia mivavaha mangataha ny Fanahy Masina hiasa ao aminao fa izany no antony nandefasana Azy tety ambonin'ny tany mba hampianatra antsika , hanazava izay tsy mazava, hananatra, hanoro lalana sns sns
Manasa anao handray izany Fanahy Masina izany tompoko ny tenako ary maneka mba hotarihiny dia ho hitanao ny asany.

29. niryna
(
05/01/2008 20:22)
diamondra27:

=D=D marina izany ary tsy tonga hiantso ny marina Izy fa hiantso ny mpanota hibebaka.Mila mifandray Azy,mino Azy fa Izy Irery ihany no lalana mankany amin'ny Ray raha tsy mino Azy ahoana tokoa moa no hidiran'ilay Fanahiny ao amintsika.
Isika rehetra dia andohalika eo aminy ary hiaiky fa Izy no Mpanjakan'ny mpanjaka,ka hanoka-bava hiaiky ny fahotantsika satria hoy Izy hoe "Raha mino sy manaiky hianao fa i kristy efa nitsangana tamin'ny maty dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao.Ary raha miaiky ny fahotanao hianao ka mibebaka izany amin'ny vavanao dia ho sasany sy ho dioviny ary ho avelany ny fahotanao." Fanahy Izy,ny fanahintsika koa no miaraka aminy,raha tsy ao amintsika ny Fanahiny satria isika mino ny fanahy hafa dia tsy ho fantantsika ny fisiany sy ny fahasoavana nomeny.
30. rakaroka
(
06/01/2008 22:48)
Manao ahoana daholo! na somary tara aza vao tonga dia mbô te handray anjara fitenenana e!
Mitombina tanteraka kosa aloha ny "fanamarinana" fa "sarotra raisina" ny hevin-teny maro ao amin'ny baiboly mba tsy hilazana hoe mifanipaka mihitsy ny
filaza maro: manohy ny "tsipon'i Ika aho. Ohatra hoe:
"Raha tsy mihoatra ny fahamarinana'ny Fariseo ny fahamarinanareo dia tsy hahazo miditra ny fanjakan'ny lanitra ianareo" voalaza fa tenin'i Jesoa, ary hamavain'ny soratra maro ao amin'ny baiboly ihany anefa tahaka ny hoe " ny fahalemeko ni fahatanjahako; Minoa fotsiny ihany , amin'ny vava no hanekena sns... Dia tsy hita intsony izay tena marina!
Fa raha ny sehatry ny finoana samihafa misy no jerena, dia samy nanana ny "asa nanirahana azy" angamba izany ireo karazana "Christ" maro nielina tetsy sy teroa , ary asa na arakaraka ny "safidiny"-ny io. Dia tahaka antsika tsi1/1 miatrika sy manatanteraka ny antom-pisiany?...Misy ny natao hanoratra, na ny soratra no andrian'ny sainy? Misy ny tsy amin'izany mihitsy fa zavatra hafa mihitsy, dia arakaraka ny talenta sy ny personnalité e!
Angamba!....

31. prime
(
07/01/2008 12:52)
ikaretsaka:... asa raha mijery \"contextes\" sy \"environnement\" ianao raha naka ireo andalany ireo... fa ny tena mahagaga dia ianao anisan\'ny tena mpanamafy fa ny tsy tsara ny mitsimpotsimpona fahatany fa jerena avokoa ireo tontolo nahatonga azy nefa dia ianao ihany etoana no mamita-tena :
Exodosy 15:3 A/tra dia olon\'ny ady, ary Jehovah no anarany
ROM 15:33 Ho aminareo anie ny andriamanitry ny fiadanana. Amen.
(dia ahoana..ady sa fiadanana???)
Ilay Eksodosy 15:3, dia tononkiran\'i Mosesy ao amin\'ny testamenta taloha, nihira nidera an\'Andriamanitra niaro azy tamin\'ny fanenjehan\'i Farao nifofo ny ainy sy ny zanak\'Israely ary nisaotra an\'Andriamanitra niaro sy niady ho azy ireo i Mosesy ka nidera ny mahaAndriamanitra mahery an\'i Jehovah...
Andriamanitra dia mpiady tokoa ary miady ho an\'ny olona tiany sy zanany ary mpanompo Azy manoloana ireo fahavalo marobe manenjika ny mpanompony... ka mahagaga va izany?
Ilay Romana 15:33, dia taratasin\'ny Apostoly Paoly ho an\'ny fiangonana tao Roma ao amin\'ny testamenta vaovao, raha nankahery azy ireo izy ary nifankahery ny mbola ihaonana any aoriana... ary nitso-drano ny zanaky ny fiangonana ho feno ny fahasoavan\'Andriamanitra sy ny fiadanany toy ny fanaony rehefa mamarana ny taratasiny izy...
Ny fisehony sy ny tontolo nilazàna ireo andalany roa ireo dia \"ocntextes\" sy \"environnement\" roa samy hafa mihitsy ka tsy mahagaga raha ny iray fideràna mitodika amin\'Andriamanitra fa tsy natao ho an\'ny vahoaka... ny iray tsodrano avy amin\'Andriamanitra natao ho an\'ny vahoaka...
Ka mifanohitra ve izany? sa mifameno? sao mila mangataka ny fanahy masina ianao vao mandray ny teny fa tsy raisiraisina araka izay fahitana azy ny soratra masina... fa raha tsy izany dia mifanohitra avokoa ny fahitàna ny boky rehetra ao manomboka any amin\'ny genesisy ka hatrany amin\'ny apokalipsy... sady ho maizina aminao ny tena heviny no sady ho diso fandray foana ianao ka mazava ho azy hankahala ny tenin\'Andriamanitra mihitsy aza raha tsy mitandrina satria \"toa mifanohitra\" no fahita azy.
Mikasika an\'i Jodasy, dia asa ny fahitanao azy raha mifanohitra na mifameno... fa raha nanaton-tena Jodasy ka nihantona teo nandritra ny fotoana maro, moa tsy nipoaka kibo sy nihohoka va ny faty? sa zavatra tsy mifampitohy izany dia ahasahiana milaza fa mifanohitra? tena mahagaga...
soanja:... mitovy hevitra amin\'ny pissoa ny tenako eto, tsy ny baiboly no tsy lafatra, fa na i Kristy avokoa aza no nanoratra ny boky rehetra ao anaty baiboly manomboka any amin\'ny genesisy ka hatrany amin\'ny apokalipsy, rehefa ny olombelona no ratsy sy be siasia sy te-hanamarin-tena sy te-hiavaka amin\'ny fahalalàna sy ny fahendrena araka an\'izao tontolo izao sy manamarina ny filàny sy ny otany dia tsy hilamina fa hisy foana ny tsy fitovian-kevitra...
Matoa misy ny fisaratsarahana ara-pinoana dia satria tsy lafatra ny baiboly.
Ny olombelona no tsy lafatra sy mandray ary mandika ny baiboly araka izay ilàny azy fa tsy ny soratra masina no tsy lafatra na tsy ampy araka ny filaza matetika... fa na hidina mivantana aza Andriamanitra hiteny amin\'ny olona rehetra ny momba Azy ka hiseho (sady efa nisy rahateo izany teo anivon\'ny zanak\'israely) dia ny olombelona mihitsy no voaozon\'ny fahotàna handika izay ambarany (tsy efa im-piry ny zanak\'israely no nivadika tamin\'i Jehovah, nefa dia Izy no nanafaka azy ireo mivantana tamin\'ny fanandevozana na tany Egypta na tany Babylona...???) Moa tsy Jesosy no nifidy Izy tenany ny Apostoly 12? niara-mivavaka, niara-misakafo, niara-miaina, niara-nianatra (mpampianatra sy mpianatra)... moa tsy ny Apostoly 1 anisan\'ny tiany indrindra no namadika Azy? dia rehefa ny olona no tsy tanteraka sy tsy lafatra dia atoraka any amin\'ny soratra masina sy ny tenin\'Andriamanitra ny fahadalàna? sao diso kosa lahy ny fijery toy izany?
rakaroka> Dia faly mahita anao indray... miarahaba e dia nahatratra ny taona...
Mitombina ny fanamarihanao hoe sarotra tokoa ny mandinika ny tenin\'Andriamanitra raha raisina amin\'ny fahalalàna araka izay ahatakarana mahaolombelona azy fa tena mazava be ary marina sy tsotra izy raha raisina amin\'ny fitiavana sy fanetren-tena eo ambany fiahian\'ny fanahy masin\'Andriamanitra...
32. ari.malala
(
07/01/2008 14:25)
nanoratra i Jesoa fa ts nanoratra tao anaty baiboly; tadidinareo moa ilay izy nitondran'ny olona vehivavy azo nijangajanga? nandritra ny olona niampanga ilay vehivavy, izy tsy niteny fa niondrika nanoratsoratra t@ tany mandra-piteniny ilay hoe "izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany"
34. rakapy
(
08/01/2008 20:29)
Ari.malala> Ka inona ilay nosoratany? mba tsara ho fantatra sao dia ao ny secret rehetra.
35. fijo
(
09/01/2008 23:27)
ari ny tena tiany lazain atamin'iny dia izao.izay tsy kil tao no aoka hitoraka azy.
37. fijo
(
10/01/2008 23:51)
tsy mbola nandalo tao e,na mpividy tao.mpivaro tena anie io e.mivarotra =misy mividy
38. prime
(
11/01/2008 10:12)
Anisany ihany izany saingy tsy izay loatra no tena tian'i Kristy nahitsy, "izay mbola tsy nijangajanga sy izay mbola tsy nanota (nandika ny lalàna sy ny didin'Andriamanitra, na tsy fanajàna Ray sy Reny io, na lainga io, na fitsiriritana io, na namono olona io, na nanompo andriamanin-kafa io, na nanao sary voasikotra io, na tsy nanaja andro sabata io...) no aoka hanameloka azy" no tiany ambara,
- mba handinihan'ny tsirairay tena amin'ny fitsaratsaràna sy ny fanamelohana olona...
- mba hahatsiarovan-tena ka hanjakan'ny fitiavana koa ka ifamelàna heloka amin'ny fahadisoana mety hahazo ny tena indray andro any...
40. prime
(
15/01/2008 05:46)
Tsy haiko ny tianao ahatongavana fa raha Kristy dia sady tsy mpanota no tsy nanota rahateo fa Andriamanitra mahery ka nanana ny fahefàna feno hamela heloka tamin'io fotoana io...