FALY MIARAHABA !!!!

1. endrika01 ( 03/01/2008 13:16)
Faly miarahaba ny namana rehatra tsy an-kanavaka ny tenako ,tratr'izao taona vaovao 2008 izao. Enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahasoavana,fahasalamana,fifaliana,fitiavam-bavaka,fitiava-namana eny fa na ny fahavalonao aza.dia hitohy hatrany ny fiarahana eto @ SERASERA é.
Hoanareo zay mpandefa Biz'oroka be de be hoahy t@ iny taona lasa iny ,nefa tsy mba nandefasako dia aza malahelo fa mbola eto foana isika(efa nanangona be de be zah,hoe zaraiko @ taona vaovao kay lasa tao daholo !!!!hiii).
Dia mialatsiny raha tara kely vao lasa ny fiarabana é,iaraha-mahalala refa fety de mba manafosafo verra kely ny molotra,hoan'ny mpanavao aloha de tena mampalemilemy be le izy,sady nampahavoan'ny tazo.
tena mba tsy lainga lay hira misy hoe "NY TOAKA RE MAZANA,DIA TENA FANDRIKA ...."iiiieeeeeee,ka fety ny andro kouh.Efa tsy garagara tsony ny feo sy ny any anaty tenda any de efa azo lazaina hoe cool ,
Zay ary alouh é,dia samy ho tsara aby atsika jiaby.(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
novalian'i kawatry ny 22/01/2008 14:13
2. ari.malala ( 04/01/2008 05:43)
miarahab andriko nahatratra ny taona iany koa aky a! tandremo zany nanafosafo vera izany fa sao ka lasa zatra azy eo vao loza an! refa tafiditra mants saro-miala hihih, mahazoa izay irina ka mahasoa retsy a! dia hitohy foana ny amitié eto e!
3. endrika01 ( 06/01/2008 15:19)
ari.malala:

miarahab andriko nahatratra ny taona iany koa aky a! tandremo zany nanafosafo vera izany fa sao ka lasa zatra azy eo vao loza an! refa tafiditra mants saro-miala hihih, mahazoa izay irina ka mahasoa retsy a! dia hitohy foana ny amitié eto e!



misaotra ry ari.malala a,

saika tsy nahazo aina aho ka i ari angah ahoana,
tena fay aloha t@ iny!!!!!!
dia hoanareo mianakavy kely koa eeee:-*:-*:-*:-*:-*
4. Vitsikakely ( 07/01/2008 12:23)
Yyyôoô,dia samy ho tahian'ilay Ray ao ambony é.
5. princesseN ( 07/01/2008 14:05)
de samy ho tahin'Atra avy sika rehetra e!
hitohy hatrany anie ny fiarahana eto @ serasera!:-*:-*
6. Stretch ( 08/01/2008 17:54)
:-* ba am takolaka 2
7. endrika01 ( 11/01/2008 11:33)
Stretch:

:-* ba am takolaka 2



>mmmhhh
8. endrika01 ( 11/01/2008 11:41)
Stretch:

:-* ba am takolaka 2



>mmmhhh
9. tsiambaratelo ( 13/01/2008 10:58)
endrika01:

Faly miarahaba ny namana rehatra tsy an-kanavaka ny tenako ,tratr'izao taona vaovao 2008 izao. Enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahasoavana,fahasalamana,fifaliana,fitiavam-bavaka,fitiava-namana eny fa na ny fahavalonao aza.dia hitohy hatrany ny fiarahana eto @ SERASERA é.
Hoanareo zay mpandefa Biz'oroka be de be hoahy t@ iny taona lasa iny ,nefa tsy mba nandefasako dia aza malahelo fa mbola eto foana isika(efa nanangona be de be zah,hoe zaraiko @ taona vaovao kay lasa tao daholo !!!!hiii).
Dia mialatsiny raha tara kely vao lasa ny fiarabana é,iaraha-mahalala refa fety de mba manafosafo verra kely ny molotra,hoan'ny mpanavao aloha de tena mampalemilemy be le izy,sady nampahavoan'ny tazo.
tena mba tsy lainga lay hira misy hoe "NY TOAKA RE MAZANA,DIA TENA FANDRIKA ...."iiiieeeeeee,ka fety ny andro kouh.Efa tsy garagara tsony ny feo sy ny any anaty tenda any de efa azo lazaina hoe cool ,
Zay ary alouh é,dia samy ho tsara aby atsika jiaby.(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)



10. kawatry ( 22/01/2008 14:13)
ny aty koa dia mirary soa ho an' ny rehetra .=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2207